Vaovao lehibe vao tonga zao

1. asantsy ( 18/03/2009 18:07)
VAOVAO LEHIBE

Balle miavaka tsy fahita matetika 2009


Raikitra @ zay ny bal populaire isan andro animé par Dj Andry
Ny fiambenana dia ataon'ny capsat
Security: Gardes presidentiels
alina miavaka miaraka amin'i monja roandefo
Parking tsy an doavam bola sady amin zay gardé par CUA ary AVI
Sponsort official: TIKO VITA MALAGASY
Fitanterana maimaimpoana: TGV, alaina isan tokantrano ny olona, mba hialana @ voalavo tsy maty an kibo rehetra
ny zava-pisotro dia alaina eo amin'ny ranon'anosy
Tsaky vita @ lay menaka vao azo
marihina fa tsy azo hitondrana yaghourt ao
fanamafisam peo : CRN, KMD
Ny classico dia tsy ekena, tena rarana io,
Ny panneau publicitaire d ho hitanao eny @ arab misy marika hoe injet
marihana fa ny publicite tsy misy anio d ongatana avy hatrany ary ampidirina am ponja na alefa sesi tany ny tompony
Marihana ihany fa rehefa vita ny alina dia handroba ao amin'ny magro isika
Koa samia miomana ny tsirairay hanao akanjo maivamaivana sy kiraro tsy mahafola tongatra ba hiala amin ny fifanenjehana EMMONAT
D entano ary ny kilongo sy ny olona rehetra na ampy na tsy ampy taona tsy manino.
Marihina fa ny fihirana FJKM dia tsy ekena, fa ny dera sy ny fihirana vaovao no ento.
Alohan ny fandihizana izay ho sokafan ny Andriamatoa Sarkozy sy Ratsivalaka d hanao lahateny fony ny avy ao @ FFKM ingahy Odon.

Maneho ny fialantsiny ingahy Ra8 nohon ny areti kibo nahazo azy omaly

novalian'i vale ny 18/03/2009 23:55
2. Oay ( 18/03/2009 18:23)
asantsy noheveriko fa olombaovao hay efa tranainy be fa niova anarana fotsiny raha izao fomba firesaka izao, ny tian'ny asa(n)tsy holazaina ve d hoe ireo efa nataon'ny TIM hamafisina d ny asa tsy vitany ho tanterahina.
Aoka kosa nama fa d raha toa izany no hitranga d efa tsy misy ninn mihintsy ao anatin'ny lohan'izay hitondra eo klé, tsy aleo ve tonga d mamono tena satria jereo anie ny nahazo an'i Marc Ravalomanana é, niala maina toa ny mpamositra alika kklé d jereo ny nahazo an' i Ratsiraka fa nibaradaka toa ny zazakely fa tsy afaka nandevina ny havany ka ozy za hoe mba manantsaina ihany angamba ireto hitondra ireto ary mba mahatadidy klé! Nefa asa aloha fa d asa(n)tsy knou!
3. asantsy ( 18/03/2009 18:47)
fa nga moa hita moa reto fa de miandry izay tohiny eto isika e!
Ra ireo statistika aloa no jerena d ho maro no ho avy eny e!
ndao ange isika anao pari kely e!
ok
Ianao v Oay d tsy ho any!??
:P :x
teneno avy ny akama e
4. andrywui ( 18/03/2009 19:54)
asantsy !! ho avy atsikany ka !! ho avy atsikany ko !!!!


:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
5. fijo ( 18/03/2009 22:28)
tongava de mahereza fa izahay hiandry zaza e
6. vale ( 18/03/2009 23:55)
hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079