Mbola tsy resy fa mitohy na ady mangatsiaka aza

1. penguin ( 17/03/2009 09:08)
Raha ny miaramila Malagasy moa tsy omena tsiny fa zanaka sy rahalahy izay nahazo galona tsy nandia izany ADY na GUERRE izany ka tsy mahagaga raha miala sy resy tsisy maratra. Ny maro aza dia nihevitra ny miaramila ho asa afaka ataon'ny sarim-bavy satria tsisy ady sy sisintany Madagasikara. Aza matahotra fa mbola mitohy koa ny ady mangatsiaka hain'ny Malagasy tsara.
novalian'i penguin ny 17/03/2009 11:30
2. rahiratra ( 17/03/2009 09:21)
Ny ady amin'ny fahantrana izay voalaza ho nataon'ny fitondrana Ravalomanana no ilazana hoe nandresy fa tsy ny fialany satria ireo vahoaka ho afaky ny gejan'ny fahantrana no resaka eto. Ho hitan-tsiaka tokoa amin'izao fampianarana barofo sy baranahiny izao. Ka mba hametraka fepetra koa ve satria efa manao zone rouge an'Ambohitsirohitra izay nolazaina trano tsy atakalo olona ry zalahy.
3. xxx ( 17/03/2009 09:32)
Et je le répète ce que je vais vous livrer maintenant est à diffuser partout. Car des questions ont été posées pour savoir pourquoi Andry n’a pas encore été emprisonné.

1) Andry a reçu 600 milliards fmg depuis 4 mois pour préparer et mettre en place un véritable coup d'Etat.

2) Depuis 200 milliards ont été dépensés : Entretien des informations. Paiement des organes qui a leur tour devaient payer des recrus pour entretenir ces soit disant manifestations. Paiement des mercenaires qui ont débarqué à Sambava avec 4 vedettes rapides, de-là ils ont détourné un avion intérieur d'Air Mad en débarquant de force les passagers pour transporter ces mercenaires a Antananarivo.

Paiement de 100 millions chacun des 23 généraux en activité:

UN SEUL N'A PAS VOULU ET C'EST LUI QUI A EVENTE TOUTE CETTE COMBINE

3) Des ordres ont été bien lancés par la présidence pour arrêter Andry mais comme ces généraux ont été achètes l'arrestation n'a jamais pu aboutir.

4) Une puissance étrangère est fortement soupçonnée d'être derrière tout cela. Cette puissance a déjà sévi au Sénégal via une province sénégalaise appelée LA CASAMANCE. La cause de cette intrusion était et est la découverte de pétrole offshore dans les eaux sénégalaises. Cette puissance s'est illustrée par sa barbarie en Cote d'Ivoire. La cause : découverte de pétrole offshore dans les eaux Ivoiriennes.

JUSTE UN RAPPEL : La société Total vient de déclarer qu'elle a fait 13 milliards d'euros de bénéfice et que ..... 12 milliards vont être 'réinvestis'.

Le président a remanié l'organigramme de l'armée et a mis en place et à la tête celui qui a refusé 100 millions pour trahir Ravalomanana. Avec cette puissance étrangère se trouve Ratsiraka Didier. Il faut quand même dire qu'une scission s'est produite au sein du staff Andry mais ces dissidents hésitent encore à se faire connaitre.

IL VA DE SOI QUE TOUT CE QUI ETE DIT JUSQU'A PRESENT PAR ANDRY ET SES SBIRES A ETE PLANIFIE DEPUIS 6 MOIS


4. Oay ( 17/03/2009 09:43)
rahiratra:

Ny ady amin'ny fahantrana izay voalaza ho nataon'ny fitondrana Ravalomanana no ilazana hoe nandresy fa tsy ny fialany satria ireo vahoaka ho afaky ny gejan'ny fahantrana no resaka eto. Ho hitan-tsiaka tokoa amin'izao fampianarana barofo sy baranahiny izao. Ka mba hametraka fepetra koa ve satria efa manao zone rouge an'Ambohitsirohitra izay nolazaina trano tsy atakalo olona ry zalahy.



Rahiratra a! mbola kely isika t@ 1991 fa na izany aza d nahatsiaro isika fa nisy koa ny barofo sy ny baranahiny t@ ireny, efa mba ampy taona isika t@ 2002 fa jereo fa nandritra ny 6 taona tsy lasa mpanao barofo daholo ny Malagasy.
Ny marina d voangeja ny Malagasy tato ato satria miavonavona sy mihevitra azy ho zavatra ny mpitondra, manao didiko fehy lehibe, mizahozaho tsy mety mihaino ny hafa, ireo mpiasany tao @ TIKO izay lasa mpiaramitondra aminy d mpisolelaka satria raha vao sahy miteny d sady voaroaka @ asa no voaroka @ seza politika d ireo mpisolelaka ireo no nahatonga izao satria i Marc Ravalomanana d efa tsy manana ilay fahaizana mandalina noho izy tsy nanao fianarana amabaratonga ambony (incapacité d'analyser) d misy fotoana raisindraisiny araka izay hitiavany azy ny fanapahankevitra, i Marc Ravalomanana ihany koa moa d nihevitra fa "voavidy vola daholo ny zavatra rehetra" izay no nahatonga anazy nanao izay hampahantra ireo izay mpanankarena taloha ary nanao izay hampanakarena anazy aingana indrindra araka izay azo atao satria noheveriny fa ny vola no Andriamanitra.
Noho izany izao ady nataon'ny vahoaka izao d ady @ fangenjana sy ny tsindry azo lena izany hoe ady @ "FAHAFAHANA" izay fototra hifaharan'ny "DEMOKRASIA" fa tsy ady @ fahantrana velively.
Rehefa mitoetra ny fahafahana d mandeha ho azy ny ady @ fahantrana.
5. Noue ( 17/03/2009 09:46)
sady tsisy miala eo eee !!!
6. penguin ( 17/03/2009 09:54)
Ngah moa misy mila fa Ra 8 tjrs Ra8 ary ny TGV mbola maro ny anarana ahazo azy atoato satria raozy nanambaka raozy hoy ry zalahy fa ahilika avy eo.
7. tataka ( 17/03/2009 10:14)
tatao amin'izay ary zarazarao hanjakana hoy ny akama ao ambony ao. Mba ho hitan-tsiaka raha hiova ny mpitantana eraky ny Ministera na ny tarika teo ihany no avadibadika hanamboatra ny lavaka hianjerana.
8. xxx ( 17/03/2009 11:03)
Zah alou maita fa tam`andron-dRa8 aza zah mahasahy miteny kokoa nohon`ny tamin`ny an-dRatsiraka ! Fa ilay fahalalahana koa aloha tsy azo adika hoe baranahiny e ! Raha resaka fahantrana indray , betsaka ny ezaka nataony sy ny mbola ho ataony indrindra fa ho an`ny eny ambanivohitra ( 75% ny population) izay mankasitraka azy . Ireo lay antokon`olona mahantra be eto Antananarivo dia ireo nitsoaka ny ambanivohitra fa kamo miasa ka aleo manao garde voiture aty Tanà sy karamaina amin`ny hetsika politika . Io izany mbola tsy azo lazaina resy zany e , ny Firenena vahiny rehetra ankoatran`i Frantsa ( angamba izy ilay hanome 50 Millions de USD an`i lavansanga ) d`efa manameloka ity didin`ny be sandry nataon` ny CAPSAT ity , CAPSAT izay tena nampirefarefa ny fandraisan`ny olona ny mpitandro filaminana mihitsy amin`izao , indrindra fa ny TAFIKA MALAGASY , zao sisa no hiafarany , mitahiry FATIM-BOTO ( repaire de Voyous) . Inona tsy mitovy am`lay piraterie ataon`ny Tafika somaliana mihitsy . 50 Millions de dollars kosa moa ve ??? Ny tokony hatao angamba dia atao fahirano ny fianakavian`izy ireo satria isika tsy afaka hiady aminy tanam-polo . !!! Ny tena mampalahelo dia ny fijeren`ny ampahan`ny Tafika sisa izao fiandaniana tsisy henatra ataon`ny CAPSAT amin`ny mpanongam-panjakana izao , raha voalazan`ilay CEMGAM FOPLA fa hoe tsy miandany amin`iza na amin`iza tany am-boalohany . Tantara mitohy io fa samia ho ela velona !!!
9. penguin ( 17/03/2009 11:30)
Tena mitohy ity fa izay maty ihany no mangiana sy tsy afa-mihetsika ka tandremo. Samy adin'ny tsy nandalo GUERRE ity noho izany hevitra hafa no hifandonana. Ny fahantrana moa ho hita raha ho resy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.145