Ho an'ny havana aman-tsakaiza etsy iavoloha

1. xxx ( 16/03/2009 16:15)
Dia mbola haverina etoana, ho anireo mpomba an-dravalo etsy iavoloha. Mitandrema ianareo androany hariva fa ho avy izahay. Ka rehefa tsy te ho fatifaty foana dia miala teny na teneno ny havanao izay mitetateta ho eny.
Ny nenina mantsy hony ......
ROMBO amin'izay izy ity.
2. belaza ( 16/03/2009 16:18)
tsisy miala eo e aza be resaka eo
3. yuka ( 16/03/2009 16:20)
Any Ambotsirohitra reto,ahoana zany banky novakian'ny miaramila izany?
4. andrywui ( 16/03/2009 16:22)
Ieny oa belaza !! manapaha ratsakazo lehibebe reny hamaliana ze basy tsy mipoaka reny any e!!! de toraho vato kilonjy ko fa reny maharary be ra mahavoa !! ha ha ha !! bebe ndray no ho goaka vody anio !!! naharary aloh reny teny Ambohitsorohitra reny eee !! hivaly aby zany reny saingy ny tamity nahazo baiko tsy hitifitra miohatra ny valahana cny kapisaty !! ny vody zany mbola mety !! ha hi ha hi ha hi !! bebe mits zany hoa ny goaka ........vody hi hi hi hi!!!!


=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
5. xxx ( 16/03/2009 16:23)
zany ve? hafa koa zany ka
6. Noue ( 16/03/2009 16:25)
assassin !! zay no azo hilazana anareo tgvistes!
7. yuka ( 16/03/2009 16:26)
andrywui mbola faly ihany ianao,nefa ny volambahoaka no efa angalarin'ny
miaramila amizao ora izao
Tsy hozakanareo ny todinizao,volambahoaka mahantra ireo :( :(
8. andrywui ( 16/03/2009 16:29)


hoy i Noue :

assassin !! zay no azo hilazana anareo tgvistes!


f'angah le teo Antaninarenina Fahamasinana ry Noue ???? rehef mamon olon ae de assasin dahol e !! zan oe mitovy iany na TIM na TGV samy asssassin aby ko !!! :* :* :* :* :* :* :* :* :*
9. Noue ( 16/03/2009 16:33)
yuka:

andrywui mbola faly ihany ianao,nefa ny volambahoaka no efa angalarin'ny
miaramila amizao ora izao
Tsy hozakanareo ny todinizao,volambahoaka mahantra ireo :( :(
mahagaga mahintsiny akia ry yuka a! tsy aiko oe inona no mbola mahafaly ny sasany @ zao zavatra mitranga zao ee ! ain'olona firy no eny iavoloha dia tsy mba misy fiheritreretana akory fa dia tank sns ve no entina eny ??


10. andrywui ( 16/03/2009 16:38)
Ay le teny Ambohitsorohitra ahoana ?? aina firy ?? olona firy ??? tsy mba nanana sentiment toy izany nareo !!!! fa rehef mba anjaranareo kosa anefa ny omena sakay de lasa oe ::masiaka loatra ééé !! mahamay ééé!! tsy rariny """ééééé!! mbola hanody éééé!! tsy matahotody eéééé!!! ha ha ha ha :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D faly aho oao eeééé !!! tsy misy maty eo anio fa efa nahazo baiko aby oe ny tongony iany raha mamaly reo kapsaty ireo de asiana vitsivitsy atao goaka vody hi hi hih hih hi !! tsy miteny ratsy aho an !! sao de oe miteny ratsy ndray ah aminio !!! ha aha aha hi hi hi hi


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. iartistika ( 16/03/2009 16:45)
azo aloha iny ambotsirohitra!! ary ty le noue mody manao mapalaelo eo, namono olona tenisany hatrizay tsy nalala maty! :@ :@ ,iavoloha ndray zao no manaraka :@ :@ , pounk lely radada ah!! :@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5558