Andry Rajoelina rejette le référendum proposé par Ravaloman
1. Noue
(
16/03/2009 09:57)
12H16 : Andry Rajoelina rejette le référendum proposé par Marc Ravalomanana
12:45 - Andry Rajoelina refuse le référendum
fa inona nefa no ahatahorany eee ??? mazava zany zao ny tena atao oe fitiavan'tgv ny fireneny sy ny malagasy ! tsisy tanjona afatsy ny fanaovana sorona ny olona mba ahazahoana seza, sy ny fanoganam-panjakana ! zay ny anareo ry tgvistes isany! hitanareo @ zao ny fitiavany anareo !!!
novalian'i mion ny 16/03/2009 11:40
2. mion
(
16/03/2009 10:07)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
mampme be le tolom zareo eo @ 13 mai ee, demokrasia a oe demokrasia, nony njay tonga le demokrasia de matahotra :lol: :lol: :lol:
tena kàkà an
Matahotra ny masony nefa nividy ny lohany,
mampme be le tolom zareo eo @ 13 mai ee, demokrasia a oe demokrasia, nony njay tonga le demokrasia de matahotra :lol: :lol: :lol:
tena kàkà an
Matahotra ny masony nefa nividy ny lohany,
3. Andribe
(
16/03/2009 10:08)
noue kosa an mbola tsy mahay izany referendum izany angamba lery eee raha ohatra hoe pub @ panneau pulicitaire angamba dia miakatra eo @ panneau mifidy dia izay no mety ahaizany anizay an. Ary nankaiza i ra wiwi rynoue sao dia naolanareo any ambadika any kosa lery
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. xxx
(
16/03/2009 10:12)
Ka io le hoe samy manana ny démocratie ny.
Fa i Noue ve aloha manaiky ilay referendum e? De tsy hisy alabato tsony ve ry Noue ? De tsy hisy teritery ve ny fifidianana ry Noue ? de minoue ve i Noue fa tsy hifampi-NoueNoue ny Eny sy ny Tsia hitohy ihany ny korontana ?

5. mion
(
16/03/2009 10:20)
inavotrable e, ombay mitady fa very le kely endaka kely iny, taim-bava bdb fa zava bita zero manatody.
tena marina e, tsy nana'aina aho vao nahare oe tsy manaiky le demokrasia tampoka leri, de hovaina inn indray zany ny anaran'y kianjan'ny demokrasia?
:-D :-D :-D :-D
tena aleo zay i Zefa Alibart ihomehy,
En plus efa manomboka ady an-trano zareo samy mpanohitra any Antsirabe hohoho, han han han, hihihi .
Mafinarotra zany fiainana izany, y trop d'humour

6. penguin
(
16/03/2009 10:27)
Izay ilay efa nambarako ery ambany. Tsy mbola nahazo io tenin'i TGVendrana io aho dia efa fantatro amin'ny fihetsik'izy samy 13 Mai fa tsy sahy miatrika fitsapana hevibahoaka ireo. Efa anao ny vahoaka manontolo koa inona indray no hatahorana ?
7. Noue
(
16/03/2009 10:30)
tsy azoko mahintsiny oe fa inona nefa no ahatahorany @ io référendum io eee ?? izy mivatravatra ery @ 13 mai ery oe an'ny vahoaka ny zao sy zao dia aleo aza ny vahoaka no hanome ny heviny dia zay eee !
8. xl
(
16/03/2009 10:58)
KA 1.000 PERSONNES NY 13 MAY KOSA VE NO MBA HIFIDY AZY
TSY ALEO VE MBA HAMPIANDRASINA @ 2012 LE REFERENDUM @ IZAY METY MBA HAHAZO VATO 2.000 PERSONNES IZY DIA TSY OUAININA BE
EFA SOUPAPES INY ANDRY TGV FA ANAO NY MAMPIHATRA AZY AN
NDANA MITSOAKA ANY @ SARKOZY SY RATSIRAKA ALOA DIA MIVERENA AFAKA TELO TAONA
HAINGANA
CONSEIL D ENNEMI INY
HI HI HI

9. mion
(
16/03/2009 11:40)
aleo aho ihomehy ndray fa tssss, hon hon hon , hi hi hi , hin hin hin . :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
looooza zany ra hakelezan'endaka, ady varotry ny kely endaka izy ity ry naotra ka raikitra vao torak'ovitra :-D :-D :-D
tsy mana'aina a e, lanin'i Mialy daholo le ranony tato, hon hon hon, hi hi hi
looooza zany ra hakelezan'endaka, ady varotry ny kely endaka izy ity ry naotra ka raikitra vao torak'ovitra :-D :-D :-D
tsy mana'aina a e, lanin'i Mialy daholo le ranony tato, hon hon hon, hi hi hi