Ny tantara no hitsara na iza izy na iza
1. xxx
(
16/03/2009 06:02)
Voalohan-teny aloha dia miharahaba ny namana rehetra ato anaty forum.
Zavatra mba nanohana ny tena ity ka tsy hay ny tsy hanambara azy fa alohan’izay aloha dia aleo tsoriko fa ny tenako dia tsy momba tsangan’olona ary tsy momba fotokevitra iray fa momba sy manohana izay rehetra miasa ho fapandrosoana an’I Gasikara na iza io na iza ka ka nahitana porofo ny ezaka nataony.
Zendana ny tena ary vahotra tanteraka satria namana iray izay miaramila garde ao Ampahibe ao @ ministere-n’ny defense ary ny firehakeviny dia manohana ny hetsika ataon’I Andry RAJOELINA no nanambara ity, ny Asabotsy hariva raha andeha hanao releve-na garde ny namany izy dia ny lehiben’ny CEMGAM ny Colonel NDRIANARIJAONA André no nifanena taminy ary niteny taminy hoe : “ …NDEHANA MANDEHA ANY FA TSY MISY ILAINA MALAMA LOHA ATY…”
Tsy hiteny betsaka aminareo zah, fa ny tsirairay no tokony adinika na ny mpomba an’ny Marc RAVALOMANANA na ny mpomba an’I Andry RAJOLELINA, ny tenako zay manoratra dia Merina 100 % ary ny fiancaille-ko dia vehivavy avy any amin’iny faritra Atsimo - Antsinana iny ary tena tian’ny fianakaviako sady tiako ka raha ho arangaranga tahaka izao ny adim-poko dia inona no hiafaran’ny firenena ndrindra ny fianakaviana Malagasy.
ANDRIAMANITRA HITSARA AN-DRAVALOMANANA SY RAJOELINA ARY IANAREO REHETRA ZAY MOMBA AZY SY NY TARANAKAREO REHETRA SATRIA MASINA NY TANINDRAZANA.

novalian'i mion ny 16/03/2009 07:38
2. tsinjo
(
16/03/2009 06:12)
kou ny merina samy merina ary mo miady kou , aiza no tsy ahazo aina ny hafa , mahamenatra ane zao ataon'i Andry zao e . Nefa na izany aza kivy fa ny majorite-ny mponina tsy mijery volon-koditra na fihaviana izany . Aleo ny mpanavakavaka itan'ny havany eo e
3. Mandefitra
(
16/03/2009 06:29)
Fitaovana nampiasain ny frantsay hatrizay ny adim poko hamotehana an i gasikara.
Ary dia indro fa averina indray zao, raha ny resaka henoko sady tsy honohono dia atao fahirano antananarivo, ampihorohoroina ny merina sy zay momba ny fitondran-dra8 rehetra. Efa misy ny mitsoam-ponena ny vady aman-janaky ny minisitra ...
Soa fa mbola misy Ilay Avo sy Manerinerina, miaro ny firenena Malagasy.

4. Oay
(
16/03/2009 07:01)
tsinjo:
kou ny merina samy merina ary mo miady kou , aiza no tsy ahazo aina ny hafa , mahamenatra ane zao ataon'i Andry zao e . Nefa na izany aza kivy fa ny majorite-ny mponina tsy mijery volon-koditra na fihaviana izany . Aleo ny mpanavakavaka itan'ny havany eo e
Mbola averiko alou fa i Oay d tsy momba an'iza an'iza fa mihezaka izy mijery ny lesoka tokony harenina na ny marina tokony hotohanana na avy @ andaniny na ny ankilany izany.Noho izany d tsy miteny izy hoe mahamenatra izao ataon'i Andry Rajoelina izao satria ny nahatonga izao d ny avonavon'i Marc Ravalomanana, aoka koa azava fa tsy adin'ny merina izany izao ady izao fa adin'ny mpizahozaho sy ny leo ny didiko fehy lehibe (tsindry azo lena).
Ny tsy ampy amintsika zanak'olombelona matetika d ny fandalinana ny antony nahatonga ny zavatra iray fa maika ery isika hitsara ny vokatra tsarovy anefa fa ny vary tsy masaka raha tsy misy ny afo ary ny afo tsy misy raha tsy misy ny fandrehitra ary ny fandrehatra tsy mirehetra raha tsy misy ny mpandrehatra.
Iza ary no nandrehitra ny afo valiny mazava i Marc Ravalomanana satria nahoana valina satria rehefa lany t@ fomba ara-dalana teto Antananarivo i Andry Rajoeilina d nataon'i Marc Ravalomanana fay rano ny tananan'Antananarivo.
Fanontaniana: rariny ve ozy ianareo raha toa ka Antananarivo renivohitr'i Madagasikara kanefa d Ivato no atao renivohitrin'ny fikarakarana ny fihaonabe afrikanina saika atao eto Madagasikara, za moa mbola tanora ihany fa raha ny tantara henoko d mbola tsy nampitahotra ny vahoaka an'Antananarivo mihintsy i Ratsiraka ka nanao hoe "Atao any Toamasina" ny matso ny foloalindahy fa i Marc Ravalomanana d efa nilaza izany.
NY olana d tsotra é! raha mbola manosotenana ho Andriamanitra velona i Marc Ravalomanana satria mpiasan'ny TIKO ny ankamaroan'ny vahoaka mandinika d tsy hisy handeha io zavatra io.
5. aikon
(
16/03/2009 07:07)
Mandefitra:
Fitaovana nampiasain ny frantsay hatrizay ny adim poko hamotehana an i gasikara.
Ary dia indro fa averina indray zao, raha ny resaka henoko sady tsy honohono dia atao fahirano antananarivo, ampihorohoroina ny merina sy zay momba ny fitondran-dra8 rehetra. Efa misy ny mitsoam-ponena ny vady aman-janaky ny minisitra ...
Soa fa mbola misy Ilay Avo sy Manerinerina, miaro ny firenena Malagasy.
aza mba miteniteny foana ry ranamana fa tsy any ny resaka izao ny resaka de hoe misy mangalatra ny volambahoaka malagasy izay no maha kely sainba anntsika vao misy tsy fitoviankevitra kely de izay adimpoko izay no atao fiarovana : izao lazaiko anao hoe ny gasy @izao dia efa mifangaro daholo ireo foko rehetra misy ao dago ao ka aminao iza no gasy amono zanaka na vady na fianakaviana amin'ny finoana gasy izay dias tsy fanao ka raha izay no resahanao de e3vi-diso izany fa tsaho fotsiny ho entina maneho ny tahotra
matahotra fotsiny izy de milaza fa avahan'ny olona
:D :D :D :D :D :D :D
6. ravatorano
(
16/03/2009 07:13)
manana fahamarina ireo voalazan 'i Oay ireo ary io no niatopmbohan'izao gidragidra izao saingy tsy noheverin'ny mpitondra mihitsy ho lasa lavitra ilay izy hany ka izao vao sahirana
ily hoe mpiasan'ny TIKO ny ankamaroan'ny vahoaka madinika no somary laviko kely satria raha hoe "ny ankamaroany" izany dia mahafaritra betsaka izany sainfgy tsy izay no hitako fa marina.
Raha navelan'dRavalo hilamina ange i Andry nitondra ity tananan'Antananarivo ity fa tsy nasian'ireo TIM atsojay dia tsy ho tonga taminizao isika miankavy e
sarotra anefa ny fandidiana fa teny ampandehanana koa dia nivily lalana koa "ny tolona" nisy ny fiova kevitra isatsokajiny hany ka maro koa no niala andaharana !
izao tsi hita voaka ouz ilay vaknà zay !
ny resaka foko indray dia entina foana ampiadiana sy ampizarana ny malagasy ka mahamenatra na ny mijery azy aza sady ilay nametraka ny lohahevitra koa niafina ao anatin'ny xxx katsy d atokisako loatra ilay teniny sy ambarany :wink:

7. Oay
(
16/03/2009 07:30)
Misaotra anao ry ravatorano @ valinteny feno fahendrena, ny zavatra tiako hotsipihina d izao raha hiteny isika hoa 20% ny vahoaka Malagasy d mpiasan'ny TIKO d diso izany fa raha miteny kosa isika hoa 20% ny olona miasa d miankina @ Tiko ny zavatra ataony izany hoe miasa ho an'ny TIKO d tsy misy afaka mandaha izay satria nahoana:
_Ny olona mpiompy omby be ronono ohatra d ny TIKO no mpanangona jereo hoe iza no citerne mpanangona ronono be indrindra eto Madagasikara.
_Ny mpamboly vary sy katsaka sns ohatra d iza no manangona ny hankamaroan'ny vokatra d ny TIKO @ alalan'i MAGRO.
_NY mpiasa eny @ ireny faritra afakaba ireny ohatra iza no mampiasa an'ireny valiny mpiaramiasa @ tompon'i TIKO d ny mpiasa amin'ireny izany misy ampahany azo lazaina hoe miasa noho i TIKO.
Jereo fotsiny é: fa na ireo mpitondra ireo aza d mpiasan'ny TIKO ny niandohany tsaroako eto ny tenin'ilay solombavabahoaka niresaka tamiko satria nanome cours ny zanany aho d chef tao @ TIKO izy alohan'ny nahalasa solombavambahoaka anazy d izao no nolazainy ana " io ani ry Oay i prézida daholo no mitondra an'io fa izahay olona napetraka fotsiny é"
Ravatorano a! ny ahy averiko fa refa zavatra mbola tsy nalaliniko d aleoko mikombona ny vava toa izay hiteniteny foana, lazaiko anao fa tsy misy dikany @ i Marc Ravalomanana ohatra ny hamory olona aman'aliny fa tsy hahavita hamory olona toa ireny olona eo @ 13 mai ireny izy satria tsy ampy an'ireny ny isan'ny mpiasany.

8. mpandalina
(
16/03/2009 07:33)
tompoko,
izaho dia anisan'ny olona nifidy ny filoha marc ravalomanana, tsy olona voafidy ara-dalàna hipetraka an-dapa anefa no nifanarahana tao anatin'ny contrat de travail (mandat présidentiel) fa olona hiasa sy hanompo vahoaka fa tsy hotolorana hanina ao iavoloha.
tsy resaka hiala sa tsy hiala fa hoe hiasa sa tsy hiasa, fa iza ianao na dia hoe ara-dalàna aza dia hotoloram-potsiny ao iavoloha?
afaka miala ara-dalàna koa anie ny filoha voafidy ara-dalàna e: izay ilay atao hoe démission! résilier ny contrat satria hoy ny frantsay hoe "je ne te paie pas pour rien faire!"
ianao tokony hiaro ny vahoaka indray no arovana.
olona efa tsy manao n'inon'inona intsony dia arovana atao inona, arovana mandra-pahoviana?
ny hatsaran'ny rivotra eny iavoloha ve no tsy hialan' ny filoha?
samy tahian'Atra daholo!

9. mion
(
16/03/2009 07:38)
Misy rectification kely, tsy vitan'ny oe Merina i Rajoelina fa sady Frantsay koa. , toa an'i Jacques Sylla, mazava oazy fa fitadiavana tombotsoan'ny Frantsa izao ataony izao fa ny gasy kely de ho voazanaka indray.
tsy ihomehy loza aho fa de hanienina tongotra aman-tanana, tsy te ahita aho oe hiverina eto madagasikara ny anarana ho andevo, na ny zanaka malagasy ho recruter-na ho legionnaire tsy fidiny ho an'i Frantsa @ ze ady lehibe atrehany atsy ho atsy. Bokan-trosa mantsy la Frantsa @ zao crise mondiale izao, ary aorian'ny crise economique mondial dia 3 émé GM, cycle efa fantatra io