asio fetra ny fihavanana

1. xxx ( 12/03/2009 10:19)
ndàna miady dolidoly hono e ! io ny firehkevitr 'i mafana fo hitarihana ny vahoakany any amin'ny fahazavana aza manampatsinay ry lé mampmé ty a ! ry zareo anie tsy te hiavana amin'ny kely ati-doha toa anao fa farafaratsiny manoro hevitra an'i lohan'angidina hoe tsy mety ny lohan'ady fa aza avarina any an-kady ny gasykely .

izay olona toa anao ve ????? tsy tonga eny amin'ny cheville-ako akory
novalian'i andrywui ny 12/03/2009 13:08
2. xxx ( 12/03/2009 10:22)
tsy misymaharatsy ny mandefa sms fa ianao mantsy lohan'ady loatra ry lé kentrina ity
dia avadika zavatra hafa daholo ny misy rehetra faikany !!!!!! va
3. xxx ( 12/03/2009 12:22)
MIADIVA FA AZA MIFANDRAFY
4. andrywui ( 12/03/2009 13:08)
Ay ay ay aya !! aiza aloh ny PS nlaisany fa miady anjambany daholo !!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6288