Asio fetra ilay fihavanana

1. sitlo ( 12/03/2009 09:52)
Io no kabarin'i Zafy Albert nanaitra ahy indrindra tamin'izy filoham-pirenena. Rehefa niady hevitra anefa izahay tao an-trano dia marina tokoa io nolazainy io.

Amin'ny maha-filohampirenena hajaina an-dRa8 dia aleo manaraka ny teniny dia ny "unite nationale". Tsy haiko intsony ny handika azy amin'ny teny gasy satria "unite" endrika ivelany fotsiny ilay izy.

"Firaisankina"? Aiza ilay miray hina? na ny mpitari-pinoana aza manohana ny korotana.

"Fihavanana"? Toa tsy misy havana izany fa raha vao tsy manao V rehefa mifanena aminy dia vaky vava.

Efa natao ny fihaonana sy fanelanelanana. Efa natao ny nampiasa ny mpitandro ny filaminana.

Raha misy mamelaka ny takolakao havia, omeo azy koa ny havanana. Fa raha misy manindrona ny masonao havia, dia arovy ny havanana.
novalian'i andrywui ny 12/03/2009 13:11
2. strazezy ( 12/03/2009 09:54)
Contre attaque: Mila Lemizoo bdb amin'izay izao.

Tairo ilay fika be ry Lemizoo sao tara fa efa akaiky hivadika ny pejy ka ho vita ity tantara TGV ity.
Mangataka an'i Lemizoo mba tsy ho be resaka eto intsony.
Fadio ny SMS amin'io fika be io
Kely sisa dia TGV t'es FOUTU
Lasa izao!
3. xxx ( 12/03/2009 10:01)
kabarin'ny zafy albert ou non , dia tsotra fotsiny izay lohan'ady lohan'angidina , very tombotsoa mantsy , tsy tanteraka ny faniriandratsy dia izao sisa t'es foutu

tsindrony dolidoly ny masondroky havia sy havanana dia tsy lasa lohan'ady intsony
t'es vraiment foutu pauvre de toi !!!!!
4. sitlo ( 12/03/2009 10:04)
Foutu sy sain'angidina raha ohatra ka miaro ny tenanao?
5. Samoana ( 12/03/2009 10:14)
Havako raha misy patsa, havako raha misy basy sa havako raha tsisy saina? (Ireo sisa no azo isafidianina ankehitriny :cry: )
6. sitlo ( 12/03/2009 10:29)
hihi, raha misy saina!
Mino aho fa misy saina tokoa ireo fa saingy minia.
7. andrywui ( 12/03/2009 13:11)
ppffffff ! nemportekoa !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.448