AMBAVA-HOANA NY ADY AN-TRANO ETO M/CAR

1. xxx ( 11/03/2009 18:15)
Raha ny fanadihadiana nolazain'ny ambasady amerikana eto M/car tao @ BBC dia hita sy tsapa fa efa atomotra ny ady an-trano eto M/car.
Raha ny fihetsik'ireo miaramila mantsy dia hita fa efa misy hitovizana be dia be t@ ireo fiatombohan'ny ady an-trano tany @ firenena maro izay nisian'izany no miseho eto M/car.

Ka asa re ry Malagasy , indrindra ireo roalahy (Ravalomanan & Rajoelina) raha izany no fanirinareo hatao eto @ firenena?

Isika vahoaka koa dia tokony ho tonga saina tanteraka. Satria dia tsy vitan'ny ho adin'ny TIM# TGV fotsiny izy ity fa dia hiafara @ adi-poko.
Tsy holazaina @tsika angamba ny mety ho vokatry ny ady an-trano izany?

Koa raha hendry isika vahoaka dia ny fampiatona azy roalahy eo @ andraikitra izay ataony no vahaolana tokony hangatahintsika.
novalian'i fijo ny 11/03/2009 20:23
2. xxx ( 11/03/2009 18:24)
aleo miady mihitsy samy manala ny fony sady raha tsy miady koa anie tsy mifankatia eh :evil: :evil: :evil:
3. xxx ( 11/03/2009 18:47)
xxx:

aleo miady mihitsy samy manala ny fony sady raha tsy miady koa anie tsy mifankatia eh :evil: :evil: :evil:

Marina zany e,
Ra8 no tokony hahatsapa tena hoe MANINO NO MITOLONA NY VAHOAKA ENTIKO? MISY ANTONY MATOA MISY NY HETSIKA ISAKARAZANY KANEFA IZY TSY METY TONGA SAINA, TOKONY HIALA TEO IZY FA TSY ILAINA INTSONY.

4. fijo ( 11/03/2009 20:23)
mila samy tonga saina fa tsy ny iray ihany.ny rehetra no mila misaina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0861