Famonoana tsikelikely ny gasy, aleo tonga de tsunami e?
1. xxx
(
11/03/2009 09:25)
Na Ra8 na i TGV samy efa mamono tsikely² ny gasy ihany @ izao zava-misy izao, samy tompon'Andraikitra feno, miampy ireo mpanao politika tsy hitady solution iraisana fa ny an'ny tenany sy ny mety aminy ihany!
Raha izao zv-misy izao no mitohy de ho voaroba dhl ny orinasa rht misy eto, hiakatra ny taux des chômeurs, hiakatra ny taux de criminalités, etc... en plus ny miaramila tsy neutre?
Dikan'izany na ho ela na ho haingana de hijaly ny Gasy: ze tsy ho faty @ ady an-trano, crime sy fandrobana de ho fatin'ny mosary!!!
Hivavaka mba ho tsunami mihintsy no ahazo ny Gasy e!@ izay tapitra ny fampijaliana sy fampihorohorona lava-reny, fifampihantsiana rht eto e!!!! ary ze tena mba manao ny rariny sy ny hitsiny tokoa no hiaina eto sisa :lol:

novalian'i andrywui ny 11/03/2009 11:23
4. tsinjo
(
11/03/2009 09:33)
raha mbola misy na dia gasy 1 ary tsy mibebaka dia hitohy foana izao fijaliana izao. :-D :-D aleo ^:^ fa to efa akaiky ny farany kle
5. yuka
(
11/03/2009 09:37)
Rah tsunami anie ry c de tsy potika i TANA ee!
Tananarivo manko no ezahana ho potehina,mba hampihitsoka tanteraka ny asa amandraraha andavanandro,ny fianarana ny pampiasa vola indrindra indrindra,mazavahoazy fa ny asapanjakana koa ao anatiny :(

6. TIMTIKO
(
11/03/2009 09:52)
TSUNAMY HO AN I TGV IO
CHIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEE
LASA ANY INY

7. Dmon
(
11/03/2009 10:31)
i gidro rivo zao no vao lasan'ny tsunami de any maurice any no napetrany!!!
ouahahahahahaahahahahaahahahahahahaha i le8 koa dia ho avy ho ela!
tenenina foana fa eeeeeeeeeeeee
anarina foana fa eeeeeeeeeeeee
raha ombivavy be ronono elà efa namidiko

8. andrywui
(
11/03/2009 11:23)
hoy demon de:
Aleo mba hanao le fihomehin'i Batista007 e! (rehefa misy zavadoza ataony ato am forum de ity no fihomehinlery !!) hon! hon !hon !hon! hon !hon! hon!hi hi hi hi :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :{