may volo tratra ny tim sy pro ra8
1. xxx
(
10/03/2009 21:32)
aza misosoka alahelo intsony e ,mahereza anaka ,efa nihaiky ny fahadisoanao ianao,saingy efa tara ny mitsoaka matanjaka sisa no fanafodiny,dia avero ny air force one 2 an dia veloma .Raha hitsoaka any corré du sud ianao ry ra8 dia mampamangy any daewoo any hoe .
2. fijo
(
10/03/2009 22:01)
izahay tsy tim satria tsy mananana karatra,fa tia an'ny madagasikara.ary malahelo izahay raha izao no misy any.
3. Andribe
(
10/03/2009 22:14)
mbola tsy may le volonjavatra zany :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. zakilinina
(
10/03/2009 22:17)
Tao amin'ny RNM nisy olona maro be may sy kila. Iza no nampamamoha varavarana sy nampanidy varavarana nony avy eo ?
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0575