Fanapahi-kevitry ny mpitondra tsara fa tara!....
1. lemenakely
(
10/03/2009 18:24)
Mieux vaut tard que jamais hoy ny vahiny ,raha nihaino ny fanambaràna avy @ ingahy RAVALOMANANA androany 10 martsa .
Tsara ilay fanapaha-kevtra fa nahoana re no dia nandrasana ho grave be toy izao ny fandehan ny raharaha eto @ tanàna
Ho hitantsika eo ihany moa ny tohiny e
Tsara ilay fanapaha-kevtra fa nahoana re no dia nandrasana ho grave be toy izao ny fandehan ny raharaha eto @ tanàna
Ho hitantsika eo ihany moa ny tohiny e
novalian'i moi ny 11/03/2009 09:01
2. Ralay
(
10/03/2009 19:13)
Aiza io fanambarana io mba tianay ho fantatra
:lol: May ny hedimboanjo ve ka nanao fanambarana :-D
:lol: May ny hedimboanjo ve ka nanao fanambarana :-D
3. xxx
(
10/03/2009 19:22)
14:15 - Le président Ravalomanana s’est adressé à la Nation. Il dit que cette crise politique doit cesser et se dit prêt à écouter la population. Il dit qu’il est humain et qu’il fait aussi des erreurs mais qu’il est prêt à prendre toutes les solutions possibles pour résoudre la crise. Il appelle les opposants à respecter la Constitution. Les assises nationales seront un évènement majeur pour le pays pour se redresser
tao @ top mada
tao @ top mada
4. moi
(
11/03/2009 09:01)
Ny tenin'ny filoha ange tsara foana raha henoina e, misy volonté tsara izany, mampanonofy aza, fa ny hataony ve mifanaraka amin'izay ?
