lelah tia mi-deverge

1. bema555 ( 09/03/2009 07:22)
Hono oah : fa maninona kay no de tin'ny lelah tsis otr zany ny mi-deverge sip e??
Ra misy bandy iray miaraka amin'ny sipa iray vierge: mety ho vitany ve ny hisaraka amin'io sipa io sans la deverger!!!
Aôna ny eritreritry ny bandy nisarahana sipa vierge??? zany hoe lery mbola te hiaraka am le sipa fa le sipa no nips satria kobony ny fikan lery!!
novalian'i mmmhh ny 19/03/2009 13:40
2. mampahery ( 09/03/2009 13:55)
efa tratra aho lesy ry Bema fa narary ny lohako le,ny ahy ndray najaiko kaloa fa na de efa maro aza ny cwin possible namitana de nanaja azy za fa tena tsy ndreveko de nisy olona nanely tsaho tany de nipitsika le sipa teo aho va tena akona kle,fa na de zany aza aleo hoan'ny anjarany izy e,fa @ manaraka tsy hiraty tsony aho an.
3. xxx ( 09/03/2009 21:45)
za ndray alou efa nanao indray mandeha fa tsy tiako. otrany maloto be zany sady tsy misy fafiny fa lasa adidy fotsiny. Otrany'ny ray aman-dreny homena vody akoho e ,zesta no be fa ny tsirony tsy dia hita we ahoana.
4. ikaretsaka ( 10/03/2009 01:48)
io kozin'i mampahery io no hitako fa mahamaika ny bandy e
5. mampahery ( 10/03/2009 06:08)
hoan' i Xxx,fa nga le kofa nidiverge anao tsy nazahoanao fafiny fa nanolotra vodi-akoho fotsiny?enao nantsy sipa fa tsy bandy.
6. xxx ( 10/03/2009 06:38)
bedabe le ra nade t@ zany de lasa ohatran'ny nampalahelo le bandy.otrany sahirana be zany izy e! mo za koa narary de tsy nahazo fafiny.
7. heidi ( 10/03/2009 06:47)
bema555:

Hono oah : fa maninona kay no de tin'ny lelah tsis otr zany ny mi-deverge sip e??
Ra misy bandy iray miaraka amin'ny sipa iray vierge: mety ho vitany ve ny hisaraka amin'io sipa io sans la deverger!!!
Aôna ny eritreritry ny bandy nisarahana sipa vierge??? :-D :°) zany hoe lery mbola te hiaraka am le sipa fa le sipa no nips satria kobony ny fikan lery!!


ka hijanona ho virjiny foana kosa ve ny sipa refa efa nopehanao????
DIA TOKONY HIERITRERITRA inona raha tsy vierge tsony lay sipa avy eo???
RESAKA ABY IZANY HOE tsy mahavita misaraka am sipa vierge izany ountssss
lasa pédophil ny lehilahy tsy mikandra afa tsy sipa vierge satria ny ao antsaina no voa....




8. xxx ( 10/03/2009 07:32)
Matonga ana hahatsiaro anizay sipako vôloan zay ty resaka ty marina.Noeveriny fa ts vierge tsony za ka saika ny firaisana ara-nofo no hataon lery raison d'etre ny firahanay.Tam vôloan de niaraka tsara zay: fa taty aorina refa fantany am zay fa vierge za de tena niseho be am zay le hypocrisie-ny.Iny zavatra iny ndray no nataony antony hiarahana amiko fa tsy ny fitiavana tsony.
Tsy tiko nefa zany de vôtery za niaps na dia tena tiko aza izy.Tam zay tena nanaontany tena hoe ngah de tena tsara zany mi-deverge sipa zany no de tena tsy te hiraty occasion ty??? Niaps za de tsy haiko ze eritreriny any fa je m'en fiche.
9. mampahery ( 10/03/2009 08:20)
hoan'i Xxx,enao zany @ zao efa manana experience be mihintsy satria enao efa nahita fafiny.fa ny tiako tenenina de hoe tsy aleo ve tsika mba hifampizara traikefa?
10. xxx ( 10/03/2009 08:46)
mampahery:

hoan'i Xxx,enao zany @ zao efa manana experience be mihintsy satria enao efa nahita fafiny.fa ny tiako tenenina de hoe tsy aleo ve tsika mba hifampizara traikefa?



:D :D :D misôtra nampme ana
11. Fanampy ( 10/03/2009 13:22)
Aza himehezana kosa izy fa marina izany ko,mety efa samy lehibe zao de samy manana traikefa nareo.INONA NO MAMPIME ANAO AN'IZANY,fangatahana rencontre kosa ny azy e.
12. xxx ( 10/03/2009 13:32)
nefa de tsorina fa hatram zao de mbola vierge !!! mbô e !! ka andraso alou refa avy any vô manantona anao !! kony an
13. kotobekibo ( 10/03/2009 23:19)
Zà aloha tsy tia e!
efa in-5 zà no nanokatra ny làlana fa e e e! tsy milay ! marary mitsy ny lohan'i balita , nefa efa prelim ela b no natao .
Fa ref sitrana ( afaka herinadro iny na mihoatra ) izy tena waouuuw! :-P :-D
14. xxx ( 11/03/2009 00:17)
dondrombell doly
devierger avy @ teny hoe vierge fa tsy devergé devergé nareo izany

efa in-5 zà no nanokatra ny làlana fa e e e! tsy milay ! marary mitsy ny lohan'i balita , nefa efa prelim ela b no natao
.

io no tena marina
tsy misy fafiny na ho an'ny lahy na ho an'ny vavy ilay tena voalohany, raha toa ka tsy brute be sahala @ sôvazy ilay lelah ka mi forcer lalana fotsiny
15. mampahery ( 11/03/2009 06:24)
Xxx a,tsy aleo ve za mba hisava lalana? :P
16. Mirananirina ( 11/03/2009 14:07)
Ra misy bandy iray miaraka amin'ny sipa iray vierge: mety ho vitany ve ny hisaraka amin'io sipa io sans la deverger



Tamin'izao 15 ans,dia nisy bandy izay sipako.Dia saika niforcé-ny aho hanao,ka noteneniko hoe izaho mbola vierge,dia tsy taitra akory izy namaly hoe:
Ao ho tsapaiko,raha vierge dia tsy kitihiko ,fa raha tsia dia pehako.Adala mihitsy.Fa dia nisaraka izahay.
17. xxx ( 17/03/2009 10:19)
mampahery:

Xxx a,tsy aleo ve za mba hisava lalana? :P


te hisava lalana ve elah ??? ary raha mikitikita vavahady fontsiny ve de tsy tin lah ?? prelim hozy ny anaka sasany !! da raha favy eb elah amin'io de ho hita fa mety hahazo autorisation hisava lalana !!! sa aôna letsy e!!
18. mampahery ( 18/03/2009 06:18)
Hoan'i Xxx mety amiko le condition fa aleo tsy eto no hitenenako ny valiny jerevo ao aminy hafatrao fe nametraka hafatra any za.
19. xxx ( 18/03/2009 06:35)
mampahery:

Hoan'i Xxx mety amiko le condition fa aleo tsy eto no hitenenako ny valiny jerevo ao aminy hafatrao fe nametraka hafatra any za.


mampahery a !! ka ny ps ko ane tsy fantatr'elah e!! de am fomba aôna ...

20. mampahery ( 18/03/2009 08:58)
fantako lesy ny ps nao a,fa zao sokafy ny mail nao fa misy message ao ka vakio.hoy enao hoe @ fomba ahoana de hoy aho oe @ fomba malalaka.enao ve aloha mbagy sa tena izy e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1658