ODON RAZANAKOLONA: celui qui fait honneur à Madagascar
1. rabingogilabanga
(
07/03/2009 08:44)
1)Iza foana ary no hiteny eto
(qui a donc, le droit de parler à Madagascar?): Parce qu'on commence à dénigrer à tort l'archéveque Odon Razanakolona), et sur le net on appele même à son assassinat!
-TGV menacé d'arrestation,
-Ranjivason en prison,pety, voninahitse, etc...
-Pere URFER, olivier Peguy, Medecin du monde expulsés....
-Rolland ratsiraka , alain ramaroson, zafy albert ,lahiniriko etc... iintedits d'antenne et menacé d'arrestation
-VIVA, ANTSIVA, etc... censuré
2)Comme en Afrique du sud au temps de l'aprtheid , quand MANDELA en prison, steve BIKO assassiné, winnie Mandela en fuite, Mangosuthu Buthelezi(chef zulu, mais pas tous les zoulous) corrompu
SEULS l'archevêque sud-africain noir, parlait contre tous les système Aârtheid (Anontanio ireo mersenera sudaf eto amintsika ireo, fa ireo mbola generation-na police, namono mainty t@ izany)
3)Sa satrobory, sy MOXE, ary rasendrahasina ihany no hiteny izany, izay no hoe democratie

novalian'i piste ny 07/03/2009 16:59
2. xxx
(
07/03/2009 09:05)
misaotra anao razoky professeur, fa tandremo an!
sao gadrain'izy ireo koa ianao
sao gadrain'izy ireo koa ianao
3. ravatorano
(
07/03/2009 09:05)
marina fa tsy mety ny famonona ny samy malagasy
marina fa tsy manaraka ny tena izy ny fisamborana izay ataon'ny emmonat eny amin'ny faritra rehetra eny ary na ny tenanay aza saika voan'izany tamin'ny alakamisy hariva raha sendra haka taxibe teny amin'ny 67 ha ka hody any andoharanofotsy ( very tamin'izay aza moa ny radio kely fitondrako fihainoakao vaovao).
Na izany aza aza adinoina fa mila fafana ihany koa ny gaboraraka sy ny baranahiny misy eto amin'ny tananan'Antananarivo indrindrafa ny fandrobanana fananan'olona sy fampitahorana ireo izay tsy mitovy hevitra amin'ny tena ka manjary mahatonga ny lakroa mianty sy ny vokovoko mavo
Amiko tsara raha avela hilmamina ny olona tsotra , hitady ny hanikohaniny, tsara raha avela malalaka ny tsena mba hahafan ny olona miantsena ,mividy sy mivarotra eny fa kosa tsy ekena ny fandrobana ka tokony hidiran 'ny emmonat antsehatra,tsy ekena ny barofo sy fampitahorana lava izao fa raha tsy manaraka ny tolona dia ho potehina ny entany
raha tena democratie d avelao samy hanana ny tena safidiny ny olona rehetra e fa aza manao taribato vilambava loatra e!
:wink:

4. Andribe
(
07/03/2009 09:24)
saika voaraoka tsy nahy tany nga razokiny be ravatorano hihihihi sao dia mba nanarakaraka tgv tany kosa :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. vilambava
(
07/03/2009 09:40)
Ny fazahoako azy dia tokony havahana ny hoe pro-Ravalo sy anti-TGV. Tsy voatery hiaraka ireo fironana ireo. Isika manko alaim-panahy avy hatrany hisaina fa rehefa pro-Ravalo de automatique hoe anti-TGV na ny mifanohitra amin'izany.
Ny mazava amiko aloha dia efa hatramin'ny voalohany no tsy mifanara-tsaina amin-dRavalo ny Arseveka. Hita taratra izany tamin'ireo zava-nitranga teo aloha mikasika ny fifandraisan'ny Fiangonana Katolika sy ny Fanjakana (tsy nitovy tamin'ny andron'ny Kardinaly). Te hampisaraka mazava ny fitondrana sy ny finoana ny Arseveka ankehitriny ka tsy dia levon'ny vavonin-dRavalo izany. Efa fantatsika fa ny an-dRavalo izay manohitra ny heviny dia lasa "fahavalo" kely izay. Ary mety ho izay no mahatonga ny anarany hoe Ravalo satria mandray fahavalo ny tsy mitovy hevitra aminy.
Tsy midika avy hatrany kosa nefa izany fa manohana ny TGV ny Arseveka. Hatramin'izao dia mbola tsy resy lahatra ny amin'izany aho. Ny fandraisan'ny maro ny position raisiny no mety hahatonga an'io fomba fijery io ary tsy omena tsiny ireo izay milaza avy hatrany fa mpomba ny TGV Mgr Odon. Samy manohitra ny fitondran-dRavalo izy ireo, ary mety hisy fomba fijery sy fomba fitsara mitovy, mety ho iray lalana ihany koa aza. Hatramin'izao aho mbola tsy afaka ny hanamafy fa manohana ny hetsik'i TGV izy. Fijeriko ihany io.

6. yuka
(
07/03/2009 09:48)
Fa tsy mety ve raha toa ka tsy mitsabaka politika ny pitondra fivavahana???
misy dikany mantsy lay teny ao @ baiboly hoe ""omeo an'Anandriamanitra izay an'Anandriamanitra,ary an'i Kaisara zay an'i Kaisara""
za aloha midera ny EMMONAT amin'ny ezaka sy andraikitra raisiny na dia tsy mora2 aza ny fanantaterahana izany.

7. Andribe
(
07/03/2009 09:49)
ary nanjavona h@ société de gardienage zany sa lasa mpitokona daholo koa ireny :?: :?: :?: :?:
8. Oay
(
07/03/2009 09:54)
yuka:
Fa tsy mety ve raha toa ka tsy mitsabaka politika ny pitondra fivavahana???
misy dikany mantsy lay teny ao @ baiboly hoe ""omeo an'Anandriamanitra izay an'Anandriamanitra,ary an'i Kaisara zay an'i Kaisara""
za aloha midera ny EMMONAT amin'ny ezaka sy andraikitra raisiny na dia tsy mora2 aza ny fanantaterahana izany.
Marina mihintsy aki ny an-dry ry yuka fa ny mampalahelo anie d ity fitondrana ankehitriny ity d ny fanononana ny anaran'Andriamanitra no nababoany ny fom-bahoaka d izao iaraha mahita izao ny zava-misy, d mieritreritra za manao hoe satria anaran'Andriamanitra no nazahoany fitondrana d anaran'Andriamanitra ihany koa izany no hanalana aminazy ny fitondrana.
Ny zavatra tokony atao rehefa milamina ny tany d ny fampisarahana tanteraka ny asa-pinoana sy ny asampitondrana fanjakana, mampalahelo anie ny mahazo ny mpino FJKM amin'izao satria ny mpitondra ankehitriny izay tadiavin'ny olona harodana d tsy iza fa prezida lefitra ny antokompinoana FJKM é d lasa mifangaro ny toedraharaha.
9. Optik
(
07/03/2009 09:59)
Ny fomba fijeriko azy:
http://94.23.0.76/resize.php?img=20090307-02/BIG_56623-1436262-362aa53d.JPG&h=381&w=549.4421052631579&q=85
http://94.23.0.76/resize.php?img=20090306-23/BIG_56623-1436199-575f7a00.JPG&h=381&w=745.6714285714286&q=85

10. kasimodo
(
07/03/2009 10:05)
Tsy rariny ny ataon'le EMMONAT Eh!! Tena hozizy za ary hoe; fampandrian-tany Nulle be mitsy le izy.... Fa ngah moa ny olona tsaraina amin'ny fomba fitafiny?? Ary ngah moa ny mpijery Vidéo d mpandroba daholo; sa le mpivady teny Antanimena mpandromba sy mpitolona daôly ii???? Ary le nosemporina ny Lacrymogène teny Antanimena??? diso ve lo olona tao amin'iny trano iny raha niteny ho: ela ny ela fa nisy nitoraka lacrymogène ihany ny tokotaninay. Sô d mba tsy fampadrian-tany tsony le nataony; fa fampandriana drisa???? ;-) :-P
11. yuka
(
07/03/2009 10:25)
Eny ee!na panohana ny fitondrana ary aho dia hitako fa tsy mety ny manafangaro ny vivavahana @ politika,hevitro manokana io an! :P
mba hamaliko ny namana kasimodo dia hoe,tsy mora io andraikitra raisin-jareo io mba mapalahelo koa anie zao zareo reo,fa baiko sy adidy ary andraikitra tsy azony ialana io.Sady ilaina ny EMMONAT amizao toe-javatra gaboraraka sy miaro fanararaotana izao,mba hiverenan'ny filaminana afahan'ny oul hanoy ny fiainana andavanandro.maro arakizany ny zavatra mety hiseo ka anjaran'ny tsirairay ny mailo sy mitandrina ary aoka mba tsy hanao fiantsina na hanopa azy ireo fa sao dia izay kou ny antony maharombotra andrizareo!

12. salopard
(
07/03/2009 11:46)
Yuka:
Eny ee!na panohana ny fitondrana ary aho dia hitako fa tsy mety ny manafangaro ny vivavahana @ politika,hevitro manokana io an!
Ny modelyno miatomboka any @ lohany,
Iza no vice-president ny FJKM, ary firy ny minisitra sady ao @ ny birao foibe FJKM no ao @ birao politika foibe ny TIM
na ny mpino FJKM aza tohina,
mba hamaliko ny namana kasimodo dia hoe,tsy mora io andraikitra raisin-jareo io mba mapalahelo koa anie zao zareo reo,fa baiko sy adidy ary andraikitra tsy azony ialana io.Sady ilaina ny EMMONAT amizao toe-javatra gaboraraka sy miaro fanararaotana izao,mba hiverenan'ny filaminana afahan'ny oul hanoy ny fiainana andavanandro.maro arakizany ny zavatra mety hiseo ka anjaran'ny tsirairay ny mailo sy mitandrina ary aoka mba tsy hanao fiantsina na hanopa azy ireo fa sao dia izay kou ny antony maharombotra andrizareo!
Dia anafaranao Mercenaire avy any ivelany, hoatrinona no nomena azy ireo, en ariary sa en FMG,
la formule est simple:
filoha gasy
mampiditra vahiny
mba hamono gasy
karama vola gasy en devise
13. TEGEVE
(
07/03/2009 11:49)
anaka salopard ray mpanopa zanaka fantatrao tsara fa fitondran-tena tsy mendrika izany,mpamadika ny tgv ianao ary tsy mpikambana intsony (l) (l)
14. xxx
(
07/03/2009 12:26)
Normal raha mahazo fanankianana Mgr Odon , satria raha médiateur enao , tsy tokony haneho hevitra mitongilana mihitsy ao anaty negociation ! Avel a mihitsy ny firehana misy ny tena rehefa manao mediation . Tsy menatra akory leiry mikôzy fa tokony hajanona ny fitandroana ny fandriam-pahalemana ataon`ny EMMONAT fa diaboliser-na hoe violence , fa amin`leiry zany dia avela handroba ny Mpandroba TGV . Mgr mon cul !!!
15. Andribe
(
07/03/2009 12:29)
zao ve nama dia hvitra mpitondra fiangonana tokony handamina izy fa tsy hanampy hampirehitra ny afo mahamenatra any katolika izy raha izao no mitohy :oops: :oops: :oops: :oops:
16. TEGEVE
(
07/03/2009 12:38)
anaka isany izahay tato @ foibe koa anie dia talanjona be nahita ny fihetsik'ito mgr odon,ny tenako manokana aloha dia tsy manam-bola intsony fa ny tahiry farany tato no nanjavona ka asa lasa aiza (l) (l)
17. sudafy
(
07/03/2009 12:51)
alefa salopard hanaro izy ary fahaizo mihitsy,raha mbola mitady omeo teny masina ka fa tsy hainy izany ,ny an'ireo fivavahana no ataony fitaovana hanamasinana ny fitondrany .Minouenoue fotsiny ihany
18. salopard
(
07/03/2009 12:53)
anaka isany izahay tato @ foibe koa anie dia talanjona be nahita ny fihetsik'ito mgr odon,ny tenako manokana aloha dia tsy manam-bola intsony fa ny tahiry farany tato no nanjavona ka asa lasa aiza
ah eto indray ra-boay kely an!
surveille ton derrière, ta jaune rouge, feno ny kilaotin'i toi anio
20. TEGEVE
(
07/03/2009 12:56)
anaka salopard aza misendoatra ianao fa manimba ny fahasalamanao izany anaka (l) (l)