Tena habibiana fotsiny zao !!!

1. Noue ( 06/03/2009 15:00)
zao ve dia tsy habibiana eee ???

17H35: Ce sont les partisants de Andry Rajoelina qui bloque la sortie des élèves du Lycée Francais et non une mesure prise par le lycée lui même

tena tsy rariny zao eee !!!! :evil: :evil: :evil:

17H38 : Ordre à été donné par les autorités consulaires de confiner les élèves dans l’établissement, dans les salles. Les élèves reçoivent actuellement des rafraichissements, ils sont encadrés par les enseignants dans les salles ( source LFT )
17H35: Ce sont les partisants de Andry Rajoelina qui bloque la sortie des élèves du Lycée Francais et non une mesure prise par le lycée lui même
novalian'i rataxx ny 07/03/2009 06:24
2. Noue ( 06/03/2009 15:16)

18:00 - Des partisans d’Andry Rajoelina rechercheraient des enfants de personnalités politiques
3. xxx ( 06/03/2009 15:57)
mianatra ao nga ny zanak'ty no misendotra eo ty!! :-@ :-@
4. Optik ( 06/03/2009 16:00)
Tifirina ôtran'reny mamono alika sy kisoa reny hoa no mahatsara an'ireo TGViste reo.
TSSSS


:evil:
5. dasy ( 06/03/2009 16:15)
marina ve io filazana fa mitady ny zanak'ny mpanao polotika ny mpomba an'i rajoelina ?
6. Oay ( 06/03/2009 16:16)
Optik:

Tifirina ôtran'reny mamono alika sy kisoa reny hoa no mahatsara an'ireo TGViste reo.
TSSSS


:evil:

Tsy mety ary toherinay ny fangalana ankeriny sy ny fampiorohoroana fa matoa koa ny mpitondra izay milaza fa manampahefana tsy sahy mandray fepetra d satria ahoana moa no handehanany hitifitra sy hamono toa ny alika ny olona nalefany hanakorontana aoka isika samy hieritreritra fa olona nianatra fa tsy sanatria nivarondronono t@ biskileta na irony gadra lava irony daholo é!
7. kelly13 ( 06/03/2009 16:17)
fa aôna kay no ahalalana marina a 100% oe ty tim d ty tgviste e?
8. Noue ( 06/03/2009 16:25)
mba misaina ry Oay aaa !! aza mirediredy oa eee !! tsss !! raha tsy nisy ny tgvendranareo tsy nisy zao zavatra bordelika rehetra zao eee ! tsss !!
fa aôna kay no ahalalana marina a 100% oe ty tim d ty tgviste e?
ny tgvistes dia ireo mpandromba, mpampihorohoro, mpanao sorona ny olona, tout azimut !! na dia ny zaza aza dia vitany ny manao sorona azy! mpisandoka ka na hatramy ireny mpiandry ireny aza dia fosika fotsiny! zao wain be ireny mpiandry ireny!
hita eny @ famaliany dinika eto koa izany eee ! fa misy koa ny tsy pro an'i ranona na i ranona fa kosa milaza ny zavatra marina dia misy ny tsy mazaka fa ny azy ihany no marina ee !
9. kelly13 ( 06/03/2009 16:40)
aahhhh ok, d aôna no nahalalana a 100% oe "18:00 - Des partisans d’Andry Rajoelina rechercheraient des enfants de personnalités politiques"?

d tena siora à 100% v fa ny tim tsy misy "mpandromba, mpampihorohoro, mpanao sorona ny olona, tout azimut !! na dia ny zaza aza dia vitany ny manao sorona azy! mpisandoka ka na hatramy ireny mpiandry ireny aza dia fosika fotsiny!"

10. xxx ( 06/03/2009 16:40)
ary le mpamono olona nga tsy mba asian'i noue-vendrana resaka :-w :@ :-w :@
11. andrywui ( 06/03/2009 16:49)
:evil: :@ :p :p
12. gasmlay ( 06/03/2009 16:52)
mba ahodino ry akama ah!! :@ :@ :@
13. Noue ( 06/03/2009 17:05)
kelly13:
aahhhh ok, d aôna no nahalalana a 100% oe "18:00 - Des partisans d’Andry Rajoelina rechercheraient des enfants de personnalités politiques"?
ka mazava ho azy anie zany eee ! fa ataony inona no tadiaviny ny zanakin'nyy personnalités politiques ?? hanaovana habibiana??? ho vonohina??? atao otages ????


14. kelly13 ( 06/03/2009 17:08)
ny ahalalana a 100% oa oe partisans tgv reo oul reo no fanotaniko fa tsy ze hanaovany ze otages alainy any! aôna no maha sure anao oe tena tgv reo oul reo fa tsy oul ra8 no mi deguiser?
15. TEGEVE ( 06/03/2009 17:38)
anaka kelly13 ady ato @ foibe lava io mampiely fisavorovoroana ny vahoaka io, à la guerre comme à la guerre ,satrinay ary ny R8 voahosom-potakana any
mitohy ny tolona ,alaivo daholo ny tenues dr8 hitanareo any dia anaovy,izany no baiko tato androany ,tsy mankasitraka le paika ny tenako manokana (l) (l)
16. kelly13 ( 06/03/2009 17:45)
dadabe TEGEVE, fanotaniana ny ahy oa fa tsy ze vôlazan'ny gazety na radio d hoekena dol. misy mantsy d ondry b fotsiny manaiky fa zao no vôlaza d zay no marina. d le fanesoesoana kou ôtran'ny tsy d hitako oe mitondra mankaiza! sa mety oe hampiarina ny firenentsika?

kala kelly13 tsy tgv sady tsy tim fa malagasy tsotra
17. TEGEVE ( 06/03/2009 17:58)
anaka kelly13 mijery ny lafiny roa tonta isika dia anjarantsika no mamakafaka fa tsy ny olona rehetra no nahita teny ampotony anaka,milamina fotsiny ianao fa efa tsy fidiny aza ny mahazo ny vahoaka malagasy fa tsisy miady eto fa aleo asiana fihomezana kely (l) (l)
18. aloalo ( 06/03/2009 18:03)
Ny oul zay manoana an'i R8 v dia faly mahazo ny tombontsokeliny d faly mitazona zay heviny, sa dia mankasitraka tanteraka ny monopolisation -ny !

Ny mampalahelo an'i Andry dia ireto goaka antitra, jereo ry Nadine Ramaroson sy ny rainy André, nisolelaka b an'i R8, ka nisy intérêt tsy azo anga dia nivadika palitao ka lasa mamporisika mafy d mafy an'i Andry.

Zao zao I Andry efa miala aina ny mouvement ny, aiza reo goaika antitra sy ny volabeny, ny mercenaire blancs d'R8 zao no mitarika milices (en baskets, fa mody manao akanjo miaramila) hanenjika ny malagasy, aiza ny miaramilantsika tsy misy lanjany anga ?

Mampalahelo ! otrany mamono akoho reto voakaraman'ny TIM reto
19. kelly13 ( 06/03/2009 18:06)
dadabe TEGEVE, ekena fa tenindray amandreny nenao e :p fa le oul manao teny tompofatratra (zao mou le fiteny) no mahakamo :)
20. TEGEVE ( 06/03/2009 18:11)
anaka kelly13 tsisy manao laza masaka isika fa mba milaza izay kely fantany tetsy sy teroa ,samy malagasy daholo isika (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008