ataon'i ravalo mangitakitabe fotsiny ihany e

1. xxx ( 06/03/2009 11:40)
samborina daholo ny entourage ny tgv fa jamais tgv,izao alefa indray ny helico juste mba mijery fotsiny hihihi,dia dem1 alefa indray ny miaramila dia mandalo fotsiny tratrnon'i tgv ,vono vorona daholo no betsaka fa i tgv efa nahazo assurence hoe tsy hisambotra azy mihitsy ra8,inona no antony?
novalian'i essera ny 06/03/2009 12:23
2. nrina ( 06/03/2009 11:47)
Andry Rajoelina sy Ravalo zao no halainle helicoptera eo ho any La Réunion zareo hitokana ny tranon'dRajoelina, tsika nge no misahotahotaka @tsy an'antony fa izy mitsam zavatra miaramikaly ao @ CARLTON foana isak'alahady.
3. njara2007 ( 06/03/2009 11:51)
Ka ireo ngeh iray ihany ry namana eh!! averimberiko foana fa efa tetika nomanin'ny ra8 sy Andry io..... Mody atao izay hisian'ny krizy d normale daholo ny tsy fandrosoana rehetra @zany. Diniho tsara ange eh!!
- Rehefa tsy nahazo olona intsony indray i TGV d ny Emmonat no mody asaina manankorontana be mitsy..... Aiza ve rangah ty d hatramin'ny olon-tsotra mijaly hanaovany azy?? tena tsy fandaminana intsony ireny amiko fa fampihorohoroana...Mbola hanamporofoiko ny zavatra teneniko ah!! d jereo ange ny fototry ny fikatonan'ny orinasa KOBAMA nambaran'ny PDGny eh!!! d nafenin-dra8 t@ tsotra fotsiny hoe ny krizy no antony...tsssss :twisted: :twisted: mbola ho avy am'reo ny tsy mety eh
4. nyavo2000 ( 06/03/2009 12:00)
RAVALO an! EMMONAT a!

Vitao ny TGV, ataovy tsy tia vovoka, mandoa sy leo 13 mai :lol: :lol:
5. essera ( 06/03/2009 12:23)
nyavo2000:

RAVALO an! EMMONAT a!

Vitao ny TGV, ataovy tsy tia vovoka, mandoa sy leo 13 mai :lol: :lol:



Vavan'lé oul efa resy, sad tsy mahay miady hevitra fa ohatran'ny 15 ans les elah no sady vehivavy koa.

:D :D :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0066