tsy lasa tsony ty ataonle Andry tsy vaky atatra ty lke .....
1. naughtyboy
(
06/03/2009 08:07)
ra tena avy @ fitondran\'i le8(izay tsy faly @ fiantsoko azy io de mahazo mitory)
no naniraka ireto Emmo Nat ireto de tena tsy ho tafajanona ela eo intsony le8babakoto.Azo sainina ihany koa anefa fa betsaka ireo fizarazarana fahefàna miseho ao tafika rehetra sy ny filohalindahy ary ny fironany izy ireny @ volany Andry ,ao anaty paikan\'adiny TGV ny hampiasa hery @ vahoaka @ miaramila tsy voafehiny le8,ka voabaiko avy aty @ ilany zany ireny tafika ireny raha ny 23 @ ireo jeneraly no efa voavidiny TGV 100 millions fmg avy .
Ka raha ireo jeneraly voavidiny Andry no commanditaire anreny acte ireny de tena voahosopotaka tsara @ izay ny anarany le8 tsy mahatazona filaminana...à savoir.
Fa zao less ry zalah no tena tsy tantiko,raha mi-réussir ny putsch i Andry de tsy te ahita aho ny fiverenany deba...nahoana ???
i le8 kalo na de tena imbécile de tsy mbola namono ny mponina Antananarivo ,fa efa mazava izao ny nahatonga an\'i Andry tsy ho voasambotra oh. hatrizay nefa coup d\'état direct no ataonlery,efa nivoaka ela nge ireny didy isamborana anlery fa isaky voarainy lebany de tsy misy mpanatanteraka ,i lery io no nampiditra merceneraires teto avy any sambava ka nampitombo ireny faty olona ireny, ary tsy mampilamina ny vahoka voavidiny hatr@ tafika sy ny foloalindahy.Fiantraikan\'izy ty de ny vahoaka no nataony lery lasibatra hanamarinanany tetidratsiny hanaratsiana an\'i le8,misy ny maty @ zany aina izy ireny tsy azo adino...
Bandy midikizo fotsiny ty TGV ty fa natao hanomana ny fiverenany ilay ratsy iraka izay tena namono ireo mponina Antananarivo ,fahavalombahoaka efa 25 taona izay no teo lery dia mbola hamerina sy hamaly faty ny ao Antananarivo indray aloha @ alalany le Andry escroc ity
Na de tsara ho tsaraina aza i le8 de tsara raha ahemotra iny aorinany 2012 satria mba tsy hidirany guerre civil ao ,satria ireto 2 lahy reto samy diso de aloha i le8 omena ny chance hanova ny famindrany ,se-racheter @ vahoaka @ zay hanompo azy reny ...izay sisa no fanafana aminy fa le iverenany le ratsy iraka gidrolahy iny de tena fanazimbazimbana ny rà latsaky ireo Malagasy hatr@ izay nahateo @ politika azy .Raha iny deba gidrolahy iny no tafaverina eo ankeriny toy izao de tena henatra ho an\'ny tanindrazana,ary tsy mino intsony aho fa hisy ny fahasamihafany aretiny politika afrikana sy i Madagasikara.

novalian'i fijo ny 06/03/2009 20:49
2. Mandefitra
(
06/03/2009 08:17)
Taraiky be ilay fahatongavan tsaina ra naughty ... efa halohalika ity ny ranom bary.
Vao nanomboka nifidy an i TGV ny vahoakan'Antananarivo dia efa tafiditra anaty velam-pandrika. Mody nanaovan il ery konetaka dia nitsetsetra, nefa fanapotehina an' Irivo sy ny firenena ho tombotsoan'olombitsy (sy firenena matanjaka) no tao ambadika.
Ary matoa io tsy miijanona h@ zao, dia efa hentitra ny baiko : simbao au maximum dia mody any frantsa TGV avy eo, satria izy tsy ho filoham pirenena rahoviana. Dia tonga ny ekipan ilay "ratsy" handray an tanana ny fahefana.
Ka rehefa mandrora @ sisa, mba ataovy @ tany fa aza mitsilany.
Ary aza mitady miracle fa "ny hatsembohan ny tavanao no hihinanao".

3. madamakely
(
06/03/2009 08:21)
Enao ve sady mampiditra no mamoaka sa tsy tena sahy mijoro amin'ny hevitra e? Inona no iresahanao an'i Radidy? olona efa empêché physiquement ange radidy e? Ka fitondrana inona intsony no ho entiny eo, de ianao io ve dia hanaiky ny iverenany na de mpisavilavily hevitra toa an'io aza ianao?
4. tsinjo
(
06/03/2009 08:21)
tena tonga saina ary ve naughtyboy zany kle ??? tsy faly ndray zao rawiwiwi ra mahita anlah fa nivady elah zao ouzizy
6. rabingogilabanga
(
06/03/2009 08:26)
Olona nianatra ianao, aza manoa resaka anaty BAR, na resakin'ny mpanasa lamba:
le barbouzes de l'ETAT ça existe.
Souviens-toi des TTS-Dratsiraka contre les Kung-fu.
Si ravalo arrive à recruter des mercenaires sud africain(izay tsy hay akory na criminel avy any @ taniny, souvenez les exactions commises en IRAK)), à fortiori il pourra recruter des barbouzes
Deux solutions:
1)Methode dialectique
-aleo hisokatra sy hiteny ny Radio Privé VIVA sy Antsiva!
-Miteny koa ny MBS sy ny radioMADA, sy ny RNM
Na any @ tribonaly, ny avocat ny andaniny sy ankilany no henoina, avy eo manao tsoa-kevitra sy manka decision ny juge.sy mety ny feon-dakolosy tokana.
2)Methode republicain
sokafy hatrany hatrany ny enquête independant.
Sinon, matoa tsy sahy , dia madainga izay
"de la discussion jaillit la lumière"(proverbe français)

7. naughtyboy
(
06/03/2009 08:27)
escroc tena mila amboarina ty le Andry miseho fetsepr ty kle,ny vadiny lery kalo de efa any frantsa izao e fa lery tsy hay2 oe aiza ???za kalo ra tsy nahita porofo mihitsiny tsy nino na de efa be aza ny hita...aiza less ko @ fomba ahoana mo no itondrany lery firenena nefa DJ na de asa tsara aza izany no manavanana azy,tsy nisy na 1 aza rafimpitondrana sy soritra ary fanatsarana ny toedraharaha mazava fa de ho lasa prezy fotsiny refa avy mitarika oul..
8. rabingogilabanga
(
06/03/2009 08:30)
Ravalo koa akory tsy hoe nianatra!
http://img26.imageshack.us/my.php?image=madagateanarchietana000.jpg

9. ralalaina
(
06/03/2009 08:47)
naughtygirl ty tena maivana mihintsy tsy mba manana raison fa de miteniteny foana,mitantara angano ato fontsiny ngah ato misy zazakely e!,andana any @ zafikely tena no mitantara
10. Oay
(
06/03/2009 08:47)
Rava =simba=potika=lo=simba=pourri>> Rava-lo tsetsatsetsa tsy aritra ihany izao lazaiko izao tsetsatsetsa tsy haritra ka ambarako anao...
voalazan'i naughty ny resaka "Tsy hoe ingahy Andry Rajoelina no tsy tian'ny olona" fa:
Matahotra ny olona @ fiverenan'i Deba,
Matahotra ireo mpitondra @ valifatin'i Deba;indrindra moa ilay raikalahy namadika palitao iny satria efa zokinjokiny ka tsy ho voavadika intsony ny pataloha.
Marina anefa fa ireo mpiserasera eto mipetraka any andafy any d tsy tia an'i Andry Rajoelina satria mpiaramilalao ry zareo ka:
_Raha vehivavy izy ireo d mamaly faty satria nisy no efa kilalaon'i TGV ary nisy ihany koa ireo tsy niarahan'i TGV nandeha nanao izay mety rehetra aza d @ izao ry zareo mamaly faty hihihi...
_Raha lehilahy moa d maro tokoa no tehamalifaty ka managidro an'i TGV satria nalain'i TGV teny antanany ny vehivavindry zalahy fony samy mbola tanora ry zareo ary ny sasany indray d tsy mankahala an'i TGV satria ny vehivavindry zalahy raha vao mahita an'i TGV tamin'izany andro izany tonga d manipy ny tanandry zalahy mitantana anazy, d ny tena loza misy manofy an'i TGV rehefa any ampandriana ka tena nahatonga fialonana
_Na lehilahy na vehivavy indray d maro ireo be fialonana satria bandy tsy nianatra i TGV kanefa d lasa mamim-bahoaka fa ry zareo nianatra kanefa d voatery mijanona any andafy any satria matahotra ny fiainana eto Madagasikara.
Vahaolana:
Tsotra: tokony atao ao anatin'ny fifanarahana ny fanakanana an'i Deba sy ny taranany hiverina aty Madagasikara, eny fa na i Roland Ratsiraka aza d tokony hanaiky fa raha lasa mpitondra fanjakana izy d tsy azony atao ny manome grace an'i Deba sy ny taranany hiverina aty Madagasikara zavatra sarotra fa tokony atao fa raha tsy izany d potika i Madagasikara é, fa ho ahy d izao é "NY alika no miverina @ nalohany é" ka isika tsy alika.

11. Noue
(
06/03/2009 09:01)
"ralalaina":maivana ahoana aza izy ee ?? k'ita zao fa efa mivika mahintsiny io tgvendranareo io ka inona indray ???
naughtygirl ty tena maivana mihintsy tsy mba manana raison fa de miteniteny foana,mitantara angano ato fontsiny ngah ato misy zazakely e!,
12. ralalaina
(
06/03/2009 09:13)
mifampiaro ny miavana mianakavy ato,hita mihintsy taranaka mpamono olona,miara mirona any ankady
13. Andribe
(
06/03/2009 09:13)
raha ny fiverenan i deba aloha dia aotra boribory fa rehefa tapahina anie ny lohan ny locomotive tgv dia mijanona ny rambony e Sady ireo olona sisa manaraka ireo totakely sisa no ankabehazany mpanararaotra sy tsy misy atao
dia mihomana fa raha i deba koa no hiverina eo hanao valifaty izy surtout ny avy eto tana satria avy eto ihany no nahatonga anazy hipitika
de ho hita eo ny fandehany ze mahasaky manohana izay tiany na hikorotana na hilamina

15. ngoiha
(
06/03/2009 09:42)
Efa re zao fa SAINA FOTSY HONO no ho entin'ny TGV ra-dem hehehe.Zay mihintsy ny fahendrena .Ka i Andry anie efa lasa NANDOSITR'EEE MBOLA AIZA NY AHAZO AZY EEE.Ny ra latsaka aona?????.Nitsaoka ny MPAMS ^:^ ^:^ ^:^ =D> =D> =D> =D> =D> =D>
16. bazylou
(
06/03/2009 09:50)
diso interpretation koa ianareo ry ngoiha ka.!!fa angaha raha hanao aknjo fotsy daholo dia hoe resy izany?? tssssle :-D :-D
19. naughtyboy
(
06/03/2009 11:43)
Noue > tena tsara izay ho anlery mbola miasa ny vola any ambiny hanetsenana ireto manamboninahitra miaramila hamela azy hiriaria fa efa mihakely ny vitambokany raha vao mahay mi ratrapper-ny filaminana(faty oul sns ...)le8 ary mifampiraharaha sy manao asany hanompo ny vahoaka @ zay .
bazylou > tsss,ra tsy nahita mpam\'s oa zà tsy mino,ka sendra azy toko e.Fantatro fa tsy mety ity nataony le8 ary fantany koa indrindra 2 dia fialany nenina sisa izao ,mila karakarainy @ zay aloha ny vahoaka dia vita ny momba ny resaka deba fa miandry 2012 ....tsisy afatsy izay ny directoire militaire izany tsy mety tonga de ao @ ilainy ilay nanao didy jadona teo aloha 25 taona
mba hivereneny indray
ralalaina + madamakely > tsy iresaka zv tsy fantatro aho ra tsy ananako porofo akaiky efa hitako ny maro2 @ zany , ka na hino na tsia enao ny hevitro de tsotra :
-ravalomanana de mila tsaraina nefa aleo aloha hamita ny mandat-ny satria latsaka ao anaty hatsana ny krizy politika ny vahoaka,resaky ny moana sy marenina ary fandanimpotoanany mpiady seza ka tsy ilainy zv misy ary tsy hanampy ny malagasy @ adimpiainana.Nampiasaina ireo nitaky ny tsy rariny sy ny zony , dia tsy nihaino koa moa ny andaniny fa niala ny fitakiana sy fifandraharahana ka miandry zahay hiova famindra le filohany tiko io dia ho porofoiny atr@ 2012 fa avy @ vahoaka madinika toy azy ihany izy no nanadino ireo adidy sy asany (fikarakarany fihaonana avy aminy manokana hamahàna ireo olana goavana @ fampandehandraharaha atrehantsika ka hihenony ireo ankolafiny rehetra manolotra hevitra sy mifanolotanana aminy hanarina ny tsy nety)Raha olomarina izy fa tsy oe inoana fotsiny any .
Dia ianareo v de tsy mba hieritreritra oe ,ty firenena ange de norobainy racaille politique toa an\'i andry de mitohy ny maty etsy sy aroa,hainy tsara ny misoloky ireo nanohitra ny tsy nety nataony ftondrana .Hatr@ zao nefa tsy misy mazava na 1 aza ny master plan hokotrehiny ialana @ izao fahasahiranana izao sy famerenanana @ laoniny ny fiainambahoaka ka hirosoana @ famokarana sy fampandrosoana ary itohizany fifandraharahana na arabarotra koltoraly,sy eo anivony sehatra iraisampirenena rehetra.Tena tsy ao izany , olona efa tsy manaraka ny loi cadre politique na constitutionelle ,asa izay mba hevitry le8 hisamborana azy iny mbola matevina ihany manko ny dollar-ny deba ,ary aleo hazava fa lesona ho any le8 ity fa tsy nataony hizestiavana akory avy eo ka hanohy ny asa ratsiny koa lery...