tsy lasa tsony ty ataonle Andry tsy vaky atatra ty lke .....

21. naughtyboy ( 06/03/2009 13:03)
sambatra @ inn le...
22. patrick2002 ( 06/03/2009 13:30)
ary ny brouillage @ radio antsiva ,sy viva TV ,radio viva , Tv plus koa izany i Andry TGV no nanao azy ? :-D :-D :-D
23. sitlo ( 06/03/2009 14:12)
Tsara aloha rehefa tonga saina. Na dia miadakadana ihany aza ny processeur. hahaha
24. fijo ( 06/03/2009 20:49)
vita ny amin'i andry kely e,veloma letsy zama fa lasanay ny vady manjakely a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0453