EMMONAT tohizo ny famerenana @ laoniny ny fiainam-pirenena

1. penguin ( 06/03/2009 06:56)
Niaina tsy nisy izany fandrobana, doro orin'asa, fandrahonana teto Madagasikara talohan'ity hetsika TGVendrana ity. Ny fahasahiranana lainga mantsina ny filazana fa ny korontana no ahavaha azy ary ahatongavana @'ny fandresena izany fahantrana izany. Harisika hiasa sy hifofotra ny vahoaka fa tsy tarihina hanao barofo sy haka ny herim-pon'ny sasany. Noho izany dia tohizo ny dia ry EMMONAT ary faizo ireo tsy manara-dàlana satria manome lesona ratsy ny taranaka ho avy.
novalian'i penguin ny 06/03/2009 11:55
2. tsoraka ( 06/03/2009 07:16)
Rehefa mandroba ny mpanao ratsy tsy azon'ny mpaka TV fa ny miaramila manafay ny mpandroba no asehony ary hiresahany ny ZON'OLOMBELONA. Fa aiza ny ZON'NY VOAROBA sa tsy olona ireo ka atao mahamay?
3. Optik ( 06/03/2009 07:32)
Tena marina de marina io tenin'i Tsoraka io.
Ny mpanao gazety vahiny no tena mpanao an'io .
4. xxx ( 06/03/2009 07:34)
Misaotra ny EMMONAT mahasahy mandray andraikitra tahaka izao fa faly ny vahoaka satria misy fihetsehana avy amin`ny Fitondrana amin`ny Fiarovana ny ainy sy ny fananany . Tokony hifanampy ny vahoaka MARO AN`ISA tsy tia korontana sy ny EMMONAT mba hisamborana haingana ireo Mpandroba ireo ary tokony hiasa mafy ny fitsikilovana CIS ahitana ireo tena cerveau satria misy mpitarika ireo Mpandroba ireo fa tsy mandeha ho azy . Angamba tsara raha misy fandaminana isaky ny Fokontany satria fantatra fa avy amin`ny Fkt no iaingan`izy ireny .
5. ngoiha ( 06/03/2009 08:46)
Ka ny fiainana mizotra tsara mihintsy anie no tsy tian'iTGVendran'eeee,tsy zakany ny miaina normal fa manjary tsy misy horobaina tsinona anie.Sady marary ny AINY fa tamin'ny andron-Dratsiraka tsinona tsy mba nisy fiainana milamina sy mirindra toy zao.Mbola ho ela vao handroso ny GASY EEEE.Ny efa mijoro aza sombain-dry TGVOOOOOOOOOOOOOO.Zao izy nitsoaka dia irahina indray ny vahoka kely manaraka azy ho vonoina.Tohizo ny fandaminana ry EMMONAT M'LAY AAA .
6. Noue ( 06/03/2009 09:04)
midera ny emmonat kosa aloha aho eee !! raha tsy teo ry zareo dia asa fotsiny angamba ny nihafaran'ity tananarive ity eee !!! zay manao ny tsy rariny tsy maintsy fehezina eee !!
7. tsiafoi1 ( 06/03/2009 09:17)
Haparutao aingana,maika be
Envoyé par: .:. (Adresse IP journalisée)
Date: ven 6 mars 2009 09:33:46


Par: ANDYRASOA
Date: 06 mars 2009 - 08:45


5 mars 2009 à 17 h 24 min

Ato anatin’izao korontana izao,dia vaovao ilaina fantatry ny be sy ny maro ity.
Misy fikambanan’olona mitady ny hifofo ny ain’ny Filoham-pirenena ankehitriny. Volabe mitentina 2 000 000 000 Ariary no hifanarahan-dry zareo hatolotra ny olona mahavita ny asa :“Famonoana an’Atoa Ravalomanana Marc”.
Mpikambana sasantsasany amin’ny Fikambanana Khoja moa ireo mpanakarama ireo. Izy ireo dia anisan’ireo olona mpanao ny hosoka sy tsolotra teo amin’ny fandoavan-ketra ary tsy afaka nanohy izany amin’izao fitondrana izao.Ny tena antony dia ny fahaverezan’ny tombotsoan’izy ireo amin’ny tsy faneken’ny fitondrandRavalomanana ny kolikoly.
Raha mahamarika isika dia tsy tafiditra tao anatin’ny toerana misy fandrobana mihitsy ny faritra Mahavoky Andravoahangy iny na dia be tranombarotra tokoa aza.
Anton’izany ny fanohanan’ireo sokajina karana sasantsasany ireo ny fanonganam-pajakana ataon’ny TGV amin’ny alalan’ny famatsiana ara-bola ny hetsika.
Fanohanana ara-bola aty ambadika no ataon’ireo amin’i Andry Rajoelina. Ireto ny antsimpirihany tamin’ny fandoavam-bola efa vita tamin’izany:
1. 320 000 Dollar
2. 90.000 000 Ariary
3. 40 000 000 Ariary (tamin’ilay natao fanomezana ho an’ny maratra teny Ambohitsorohitra)
4. 160 000 000 Ariay
5. 30 000 000 Ariary (tamin’ny Alakamisy 27 febroary teo).
Ireto ny vitsivitsy amin’izy ireo hahazoan’ny rehetra mandray ny fepetra:
 Quincaillerie Lion (Alimamod Rafik Ramdjee, tompon’ny TyreMaster taloha izay nikatona noho ny resaka hetra)
 Quincaillerie SAMBATRA (Frère Saïd – Soeb)
 Quincaillerie 2000 (Galib Asgaraly)
Izay mahafantatra dia mahamarika fa misy vitsivitsy amin’ireo Garde du corps an’i Andry Rajoelina dia mpiasan’ny Quincaillerie 2000.
Ilaina ny fiparitahan’izao vaovao izao ho fanakanana io teti-dratsy famonoana io
Misaotra anao mampita ny vaovao!

En cette période de crise que traverse le pays, certaines informations doivent être divulguées au peuple malgache.
Un groupe d’individu tente à la vie du Président Marc Ravalomanana, pour la somme de 2 milliards d’Ariary.
Certains membres de l’Association KHOJA à Madagascar sont parmis les commanditaires, ceux qui sont habitués aux pratiques de la corruption en matières fiscales et qui, depuis ce régime, ne peuvent plus les pratiquer librement.
Remarquons que les quartiers de Mahavoky - Andravoahangy ont été toujours épargnés par les pillages et les casses diverses, pour la seule et unique raison que l’association sus citée finance le mouvement TGV.
Concernant le soutien financier alloué à Andry Rajoelina, voici quelques détails sur les versements déja effectués :
1- 320 000 Dollars
2- 90 000 000 Ariary
3- 40 000 000 Ariary (dons pour les “victimes” du 7 février)
4- 160 000 000 Ariary
5- 30 000 000 Ariary (du 27/02/09)

Quelques noms parmis les cotisants:
. Alimamod Rafik Ramdjee - Quincaillerie Lion (Ex Tyre master)
. Frêres Said&Soeb - Quincaillerie Sambatra
. Galib Asgaraly - Quincaillerie 2000

On a pu remarquer que certains gardes du corps de Andry Rajoelina sont des employés de la quincaillerie 2000.

Il est necessaire de diffuser cette information pour empêcher cette tentative d’assassinat.

8. penguin ( 06/03/2009 11:55)
Mbola haveriko ihany ho fanampiana ireo namana midera ny EMMONAT fa famaizana mafy no mendrika ny mpandroba. Raha avy namaky trano ny mpanendaka ary tratra ka darohan'ny olona dia ilay daroka ihany ve no jerena hoe mafy ary marary izy izany. Aza amelana fa henjeho ny mpanao ratsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0629