Ny tsy ara- dalana indray no manangam- bovona!..

1. xxx ( 05/03/2009 05:18)
Mampihomehy sady mahamenatra ihany ny fanambaran ingahy PM de la rue publique Monja Roindefo : Milaza izy fa mampitandrina ireo mpisambotra fa mijery azy izao tontolo izao , efa fantatra ny mercenaires etsy sy eroa , ary tsy ho vita mora izao raharaha izao fa tsy maintsy mandresy !...

Ny tena mandraky ny efa tsy ara- dalana , vitsy an isa,...tsy mipitrapitra mampalahelo fa vao maika mivandravandra mampitahotra!
novalian'i essera ny 05/03/2009 08:44
2. almada ( 05/03/2009 06:49)
Fa ataonay vitavita foana koa angha ny fadorana ny fananampanjakana RNM sy Tvm sy ny tantaram-pirenena tao. sy fandobana sy fandorana ny orin'asa ka tafkatra 35 000 no tsy anasa vokatr'iny raharaha 26 janvier iny efa ho avy eny Ambatobe zay haka karama @ farany volana
3. kasimodo ( 05/03/2009 06:52)
Tsy maintsy mandresy ny tolona eh eh eh. ataonareo vitavita foana moa ny fangalarana nataon'io filohanareo io??? :x :x
4. madamakely ( 05/03/2009 07:19)
Mampiseho ny tena pseudo-nao aza tsy sahinao ry xxx, dia mba mirediredy eo, ary tsy fantatrao angaha fa teny an-dalam-be, "rue publique" koa no nangalan-dra8 ny pouvoir-ny? Sa hadino sahady. Vao nandeha t@ radio sasatsasany vao haingana ny am-pahany tamin'ny lahateny nataony tamin'izany andro izany toa niantso tody ny radio RNM, sy TVM angamba izy tamin'izay ary averiko aminao satria hadino ny namerina ity teniny ity: NA 200 AZA MANONGANA AHY DIA MIALA AHO.
Dia tadidio koa fa rehefa temps de crise toy izao dia samy manana ny lanjany ny légal sy ny légitime, ary eto amintsika eto Mcar raha manao "retro" kely dia hita fa ny légitime foana no mandresy rehefa mitranga ny situation toy izao. Nefa moa tsy hanome tsiny anao aho fa angamba enao mbola tsy teraka t@ 2002 raha ny capacité de discernement-nao no évaluer-na.
Misaotra
5. essera ( 05/03/2009 07:28)
xxx:

Mampihomehy sady mahamenatra ihany ny fanambaran ingahy PM de la rue publique Monja Roindefo : Milaza izy fa mampitandrina ireo mpisambotra fa mijery azy izao tontolo izao , efa fantatra ny mercenaires etsy sy eroa , ary tsy ho vita mora izao raharaha izao fa tsy maintsy mandresy !...

Ny tena mandraky ny efa tsy ara- dalana , vitsy an isa,...tsy mipitrapitra mampalahelo fa vao maika mivandravandra mampitahotra!


Ary ianao lé tsy mitonona anarana koa mba mampihomehy. Mbola kely loatra angamba ianao dia tsy nahatadidy fa toy izay no nataon'Ra8 tamin'ny zany fotoana izany teo amin'ny 13 mai.

Ianareo miaramila ireo, ianareo mpiasan'ny TVM ireo bla bla bla .... :-@ :-@ :-@ :-@

Dia io ihany ange no averina amin'izao. Ao tsara ve ????
6. xxx ( 05/03/2009 08:10)
Ireo olona politika tafiditra tam`ty FANJAKANA TETEZAMITA ity aloha ngamba dia tsy hanana avenir politika intsony satria tena VENDRANA BE hatrany am-boalohany ny stratejia nampiasaina . Hita owe nietry ny cote n`leirony !!! Na hilatsaka lehiben`ny Fkt aza mety ho savl be vao ho lany !
7. essera ( 05/03/2009 08:44)
xxx:

Ireo olona politika tafiditra tam`ty FANJAKANA TETEZAMITA ity aloha ngamba dia tsy hanana avenir politika intsony satria tena VENDRANA BE hatrany am-boalohany ny stratejia nampiasaina . Hita owe nietry ny cote n`leirony !!! Na hilatsaka lehiben`ny Fkt aza mety ho savl be vao ho lany !


Fa angaha ratsy izany manao lehiben'ny fokontany izany. Raha ao no hahavitana zavatra tsara dia tsy maninona. Fa raha ampanaovina marionette toy ilay filoham-pokontany notendrena. Any ambanivolo aza rangah ty fidina ireny.

:P :P :P :P

Ny fokontany 192 eto Antananarivo renivohitra ange efa no-forcer-na nampitoviana amin'ny fokontany any ambanivolo indrindra tsy manana fidiram-bola afa-tsy 500.000 Fmg par mois e.

Alahelo an'lé vola be votsotra tao am CUA tsy nitohy ilay passe bôl oe
- Any am Ra8,
- dia iny fa natsipiny teo am Patrick (nomination),
- Iny iny iny lasa any amin'ny Hery Rafalimanana (nomination),


Votsotra tampoka rahavana ny baolina ka dia tacle derrière sy siton'akanjo no azo ataon'ny TIM.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4064