Tratra ...

1. tsimatimanota ( 04/03/2009 18:29)
Olona marobe no vavolombelona ity vaovao farany ity ary horakoraka, miampy ompa ary sioka sioka no nitsenan'ny vahoaka nanatrika izany fisamborana izany.
izao ve no niafarana, ilay nietraketraka, tsy nisy nalahelo intsony.
Ny miaramila indray aza no mba niaro an'i andry tgv raha tsy izany matin'ny vahoaka teo an-toerana teo ihany.

Nisy ny ray amandrenin'ny mpianatra teny antanimena no mitroatra
tokony tsy hiala maina ilaikely io
2. sitlo ( 04/03/2009 18:39)
Tena ohatra ny filma mihitsy izy ity.
3. fijo ( 04/03/2009 19:46)
izay ihany no hiafaran'io,i zafy indray izao ny manaraka
4. xxx ( 04/03/2009 19:48)
vao2 azo farany tratra i tgv ary nahatratrarana 2millions d'euros miaraka ny arme toy kalaky sy minution maro
5. fijo ( 04/03/2009 19:51)
avy aiza ny loharanonm baovao
6. xxx ( 04/03/2009 20:04)
mampalaelo be llereto ,zay ve no mba fanirianareo leretsy ? amboaro ny fo ary fa tsy ho hisy mandrakizay izany


^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
7. fijo ( 04/03/2009 20:17)
asa ko,rah aizay no hampilamina ve tsy aleo hitranga.
8. patrick2002 ( 04/03/2009 22:45)
de hilamina rahoviana hono.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0461