Firy zay n maty hatram zay nitoloman'io TGVendrana io

1. shanti67 ( 03/03/2009 19:37)
Le iz oa ref ts voafehy le manodidina ts tokn hamorimor ol mints f mahakam.
Lazaindry leron f Ra8n mpamon ol, kanef iz n nandef an ren ol ren ten Ambotsorohitra, tsy lery ian v e? Firy n mat ten
Tam26/01/ ren tsy n ekipandry zalah ian v n ntarik an le fandrobana tetsy sy teroa reny, avy firy n maty.
Raha hatambatra izay n maty hatramzay nitoloman RaTGV d firy?
Ar manin oa le may nandrob ren n toa ts nantsoitsoin teo @13mey mints e?kanef anie reo ian n ntarik an le fandroban e!d sah mlaz v reo f ts nis nak zavatr ol t@ren? d sah hilaz koa v f ts tompon'andraikitr t@ren ol maty reny? S ref iz n manao d ts kwa,
Ze sitrapon'ny ol ray io v nama no amonoan ain'ol et foan, f manin zao zao ra samborin any io a!Rats voalak in ts hipetrak
novalian'i essera ny 04/03/2009 09:14
2. xxx ( 03/03/2009 19:38)

Misy zavatra hitovitovizanlah amin'ny Rangorivao fa tsy fantatro tsara oe innnn ary le izy fa vao mandinika aho !!!


:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
3. ralalaina ( 03/03/2009 19:58)
Hita fa ra8 no mpamono olona ko mbola aroavana ihany,ela moa miara mangalatra aminy de tsy omena tsiny,iza no nanome baiko hitifitra tsy elisany eo no be tabataba eo
4. Andribe ( 03/03/2009 20:01)
raha ny gly aloha toa mbola azo hisaina @ ratstanana sy tongotra =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. xxx ( 03/03/2009 20:03)
ralalaina:

Hita fa ra8 no mpamono olona ko mbola aroavana ihany,ela moa miara mangalatra aminy de tsy omena tsiny,iza no nanome baiko hitifitra tsy elisany eo no be tabataba eo

tifirinay lesy fa mpangalatra, hatrany @ zone rouge ny salopard koa

:-D :-D :-D
6. xxx ( 03/03/2009 21:00)
ka maninona no tsy ho entina eny Iavoloha indray hitifiranay azy, d éla ralalaina sy lé kozatina iny no eny aloha fa aza miafina sy mandrisika ny olona fotsiny!
7. fijo ( 03/03/2009 21:57)
efa ritra ny olona eny amin'ny 13 mai e,jereo fa efa fe n'antitra sisa
8. batista007 ( 03/03/2009 22:05)
mitohy ny tolona e,tsy mijanona izahay tgv raha tsy i tgv sy ny garde du cops sisa sisa no milahatra eny,hihihihi
9. xxx ( 03/03/2009 22:09)
Raha vao mba miteny eny @ 13mai i tgv dia misy bandy 4ou5 manao ecran soa hono misy tireur d'elite mamono an lery,hihih ny fahamenaana ny vahoaka atsy ho atsy mety akanjo amin'izay no hanaronana ny loha rehefa avy mivoaka ny fitsara hoeny tsiafahy :-D :-D :-D :-D
10. fijo ( 03/03/2009 22:12)
tsy hoela dia hitranga izany
11. TEGEVE ( 03/03/2009 22:56)
ry anaka isany raharaha politika io ka mandeha de surprise en surprise (l) (l)
12. orthon ( 04/03/2009 04:42)
ka Tgv otran'ts mahay politika koa everin'lery fa fanôvana scrach angaban io :}
13. essera ( 04/03/2009 05:51)
shanti67:

Le iz oa ref ts voafehy le manodidina ts tokn hamorimor ol mints f mahakam.
Lazaindry leron f Ra8n mpamon ol, kanef iz n nandef an ren ol ren ten Ambotsorohitra, tsy lery ian v e? Firy n mat ten
Tam26/01/ ren tsy n ekipandry zalah ian v n ntarik an le fandrobana tetsy sy teroa reny, avy firy n maty.


Ny problème an lé oul nanoratra an'io dia miandry tolona vita. Ary ririnin-dasa tsy tsaroana. Tadidio hoe olona firy koa ange no maty natao sorona vao tafakatra teo amin'ny fitondrana ra8 e.
D aza miteniteny foana


14. essera ( 04/03/2009 07:45)
Ary toa nangina daolo ny mpiondana TIKO vao notenenina hoe :

tamin'ny ra8 niakatra fitondrana ange "tsy nisy faty olona maro izany mihitsy é"

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
15. a256011 ( 04/03/2009 08:57)
Marina ny anareo fa nisy OLONA MATY koa t@ fiakaran-dRavalo teo. Fa ny ahy dia tsotra fotsiny. SAFIDIN-TSIKA ny namono olona (na ankolaka io na nivantana ohatra ny mitranga izao koa), raha nisy ny fifidianana t@ 2007, mbola nofidin-tsika (nareo) ihany izy. Fa raha tsy manova fisainana isika dia ho ohatr'izao foana. Hanao boucle ny toekaren-tsika (miarina-mikororosy-miarina-mikororosy-miarina-mikororosy-miarina-mikororosy-...). Ndao mba hiezaka hiandry ny fifidianana manaraka, fa tsy hiandrasana ho tapitra tsy an'asa avokoa ny mba kely sisa miasa. Raha ny fijeriko izao mantsy tsy hanaiky mora foana ny MPITONDRA ka dia ho asakasak'itsika izay hamono tena. Nefa ny olona handimby azy eo tsy mbola fantatra, sao dia hanao ohatr'azy koa ka izay vao hanenina. Asa aloha koa. Matoa tsy mbola mahatafavoaka baolina ny mpitari-tolona amiko dia tsy ho azo antenaina ihany koa. TSY MISY OHATRA NY MANAVOTRAINA IHANY. JEREO NY VADY AMAN-JANAKAO, NDAO HIASA.
16. essera ( 04/03/2009 09:14)
Hoy ianao hoe nifidy an'i Ra8. Za aloha tsy nifidy azy sady tsy nifidy an'iza n'iza. Fa ny rotaka ange ry zalah olona noeritreretina hoe tena mpivavaka be no manondrana e. tsy te hiteny aho hoe .... ka vory vahoaka vao manondrana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0092