leo ny olona eee ! Vaovao androany
1. Noue
(
02/03/2009 11:45)
rahefa tsisy kil oa dia tokony mba misaina tgv mba hajanona ity 13 Mai tsisy farany ity fa mijaly ny olona eee
[URL=http://img178.imageshack.us/my.php?image=tgv02mars2009134.jpg][IMG]http://img178.imageshack.us/img178/7992/tgv02mars2009134.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img178/tgv02mars2009134.jpg/1/][IMG]http://img178.imageshack.us/img178/tgv02mars2009134.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
13H45 : Constat général : appel à la grêve peu suivi à Tana.
Tsy ry zareo anie no mamelona ny olona fa avelao hiasa ny olona eee !!!
14H25 : Retour à la normale à Analakely. Pas de barrages. Activité normale dans Tana.
14H15 : Les membres de l'opposition présents place du 13 mai étaient : A. Ramaroson, Lahaniriko, Ramaromisa, Reboza.

13H40 : fin du 13 mai. Andry Rajoelina demande a ses partisans de venir avec un drapeau marqué de noir pour demain
13H28 : 8 corps brûlés auraient été trouvés au Trading Center behoririka
13H27 : Andry Rajoelina appelle les entrepreneurs a rejoindre son mouvement. Appel à grêve générale dans les provinces pour demain
13H16 : Andry Rajoelina a fait venir des techniciens pour contrer le brouillage de Radio Viva
13H15 : Selon Andry Rajoelina, les echauffourées de ce matin dans Tana = une victime atteinte d'une balle a la tête entre la vie et la mort.
13H10 : Discours de Andry Rajoelina
13H00 : Prise de paroles place du 13 mai
12H43 : Analakely, ils ont retransmis les discours de Marc Ravalomanana de 2002.
12H30 : 4 camions de militaires sont à Ambohijatovo
12H29 : Route vers Ambanidia coupée
12H28 : Plusieurs blessés d'Ankatso de ce matin evacués à Hjra
12H19 : L'équipe de Zafy attendue ce jour à Tuléar
12H16 : Nouvelle demande de report des départs vers Madagascar par le Centre d'Etdudes des Tours Operateurs de France
12H15 : Ce matin, Ankatso Ambohipo, barrages et grenades lacrymogènes
12H13 : Lancement de cocktail molotov hier au domicile de Mathilde Rabary ,
11H54 : On signale ce matin à 10h à Tana, jets de lacrymogènes à Andohaniato (Ambohipo) et barrage tot le matin à Andohanimandroseza, et Antsahamamy.

novalian'i Oay ny 03/03/2009 11:20
2. Oay
(
02/03/2009 11:53)
Noue:
rahefa tsisy kil oa dia tokony mba misaina tgv mba hajanona ity 13 Mai tsisy farany ity fa mijaly ny olona eee
Noue ka reo @ sary hono tsy hijanonana mihintsy fa efa nisotro ny aleoko maty é! D izay koa efa tsapandry zalahy etsy ankilany etsy d kely fotsiny sisa no mitazona anazy tsy hampiasa ny fitaovana sinoa, ny mahatonga andry Ra8 hatahotra ampiasa an'ilay fitaovana vita sinoa hono d hoe ny vita sinoa vao anaovana d vaky na simba d izay sisa fa lasa hono io raha tsy mibolisatra é!
3. andrywui
(
02/03/2009 11:57)
betsaka ihany letsy ry Noue zany olona ao zany ka !! androany ve io lety ry Noue ??? ary misaotra anlah ihany alou eee !! ary efa lasa TGV mitsy elah zany a !! sa nivadika TGV ve ??? fa tena olona tao anatin'ny bedebe tsara mitsy io nalainla io an oooooeeeeeeéééé !!! tena tsara fa omenay badge elah zany !!! badge TGV !!
4. ifiona
(
02/03/2009 12:19)
# 14:00 - Entre 1 000 et 1 500 manifestants place du 13 Mai aujourd’hui
# 13:50 - Barrages avec bacs à ordures ce matin à Ambanidia et Ankatso à l’origine des échauffourées. Les partisans d’Andry Rajoelina auraient tenté de bloquer les accès aux écoles et au centre ville
# 13:30 - Grève générale très peu suivie : ministères ouverts, la plupart des bureaux et commerces ouverts
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

5. ronaldo09
(
02/03/2009 12:21)
Tamin'ny 8 ora maraina ve ialahy ry tsisy saina ity no maka sary ka tsy ho izao no sary haseho!!250000 ny olona tonga tao androany fa mandingaio bandyio andraso fa hasiana croix mainty ny tranonao dia ho fantatra fa ialahy no fahavalom-bahoaka!!!
Ronaldo:Ny tolona tsy maintsy mandresy !!!!
Vakio ny :www.laverite.mg dia ho hitanao ny marina !!!

6. Annie2006
(
02/03/2009 12:26)
Raha misy olona 10 (folo) sahy miaro ny jadon-dravalo dia azo atsahatra ny grevy general.
Hatramin'izao aloha dia na izy Ravalo tsy sahy miaro ny tenany sy ny jadony. MITOHY IZANY NY GIREVY mandra-pialan-dRavalomanana eo @ fitondrana.
Hisaorana ny vahoaka malagasy tsy manaiky lembenan'ny toetsaina mpanao jadona. Mitrakà! Mijoroa fa masina ity Tany ity.

7. andrywui
(
02/03/2009 12:31)
RONALDO ANNIE , tena olona misaina sy tsy mpanarakefa hianareo !!! ka tohizo ny fananaranareo anireto TIM vaky andro reto ato !!! ato mikarepoka mitsy ry Annie a !! ny ainy sisa aza esorina fa tena ataovy mijafajafa ato aby tro TIM reo !!! hitambaro raha mbola mitady hitsipatsipaka ,velezo mafy ny hatony !!!! fa mila hanarina matetika ireto TIM reto fa tsy fantany zay lalakombany tsy hitany ze alehany fa varianan'ny vert-bleu fotsiny reo ka jambena hatram masony
8. ronaldo09
(
02/03/2009 12:32)
natahotra leiry dia tsy sahy niditra tany Tolira fa nandrasan'ny vahoaka tamin'ny pilotra sy famaky!!! :-D :-D :-D :-D :-D
9. ifiona
(
02/03/2009 12:32)
zao ry reto a! hatr@ zay na ny AFP na ny sources hafa (sobika ohatra) tsy nandainga zany rehefa be olona, rehefa 25 000 dia 25 000 no soratany, rehefa 20 000 dia ataony hoe 20 000, any fa ilay manifestation pro ravalo aza dia entre 30 000 et 40 000, dia nolazaina ary nekena, na dia nilaza aza ireo pro ravalo hoe 100 000, fa rehefa lazaina nenareo hoe 1500 dia hoe nandainga ve ry zareo?
zany a :lol:
zany a :lol:
10. Oay
(
02/03/2009 12:34)
ifiona a transims:# 14:00 - Entre 1 000 et 1 500 manifestants place du 13 Mai aujourd’hui.
Je ne sais pas mais il me semble que c'est le moment le plus opportun pour Ra8 de porter un coup sur les manifestants pour minimiser la casse d'autant plus que il s'est bien équipé ce dernier temps pour y faire face.Mais qu'est ce qu'il attend, à vous supporters TIM de l'encourager à le faire sinon vous allez perdre l'accueil du sommet africain et la gestion de l'argent(Qui va couler à flot hein!) qui en découlent par consequent l'appauvrissement est inéluctable pour vous si vous ne réagissez pas à temps.

11. xxx
(
02/03/2009 12:37)
Mbola tsy mazava am`TGV iany fa tsy ilain`ny olona ry zalahy dia mbola misisika iany , efa nantsoiny h@ vondron`ny Mpanao politika mpanohitra rehetra hanatevin-daharana fa eeeeeee , foronina ny adim-poko (Merina-Tanindrana izay efa fika efa lany andro , amin`ny alalan`ny fandroahana ireo mpiavy any amin`ny faritra ) , avy eo afangaro adin-tsaranga kely (amin`ny alalan`ny fanakaramàna ireo andian`olona eny amin`ny faritra iva mba handroba ny vahoaka fa saingy efa mailo ny vahoaka ka tsy tanteraka mihitsy ny fampiadiana an-trano teto tahaka izay nataon`i Deba tam`2002 . Mandrora mitsilany , ireo olona manohana an`io tolona io satria fanimban-njavatra dia miteraka fihemorana ara-toe-karena ary ny fihemorana ara-toe-karena miteraka fiharatsian`ny ara-tsosialy izay ny faritra iva no tena mila an`izany voalohany kanefa ny ankabeazan`ireo tena sahirana indrindra no manamafy ny fanonganam-panjakana ataon`i TGV . Mila tonga saina ianareo ry zalahy fa tsy dia hoe hataon`ny olona fitaovana sy tohatra fiakarana lava eo . Ekena fa tsy anjely Ra8 fa tena mandainga kosa raha hiteny fa tsy misy zava-bita tao anatin`ny 7 taona raha oharina tamin`ny 24taona nitondran`ny AREMA . Na dia ny fananganana ireo tetezana tapaka napoakan`ny terroriste fotsiny aza ! dia izany indray ve no mbola tiana haverina eto ? Sanatria !
12. ifiona
(
02/03/2009 12:37)
ronaldo09:
Tamin'ny 8 ora maraina ve ialahy ry tsisy saina ity no maka sary ka tsy ho izao no sary haseho!!
sao dia mila solomaso kay enao fa 11h50 no misoratra eo @ ilay sary ary avy @ sobika.
" 13H40 : fin du 13 mai. Andry Rajoelina demande a ses partisans de venir avec un drapeau marqué de noir pour demain"
mino aho fa entre 11h50 sy 13h40 dia mitovy @ io ihany ny isan'olona.
8O
13. gasmlay
(
02/03/2009 12:40)
tsy maintsy mipôka ny sarombilany eh! MIALA RAVALO! tsy misy miala tsony eo raha tsy mirodana ny fitondrana jadona! 8)
14. ifiona
(
02/03/2009 12:42)
Oay:
à vous supporters TIM de l'encourager à le faire sinon vous allez perdre l'accueil du sommet africain et la gestion de l'argent(Qui va couler à flot hein!) qui en découlent par consequent l'appauvrissement est inéluctable pour vous si vous ne réagissez pas à temps.
correction: je ne suis pas supporter TIM, mais je considere que le petit jeune a dépassé les limites.
et puis ce président a été élu et je considere qu'il n'y a pas à le destituer comme bon nous semble, qu'il termine son mandat jusqu'en 2012 comme il a été convenu.
15. Annie2006
(
02/03/2009 12:42)
Aleo atao hoe 1.500 ny olona tonga teny @ 13 mai. Midika izany amiko fa tsy afaka manakana ny herin'ny olona 1.500 ity fitondran'ny Ravalomanana ity. Izany hoe, mbola kely noho io 1.500 io no mba sahy manohana azy (tsy mihoatry ny folo hoy aho). Ka mbola majorité ihany ity vahoaka manao grevy ity ka rariny loatra raha mitohy ny girevy.
Raha hendry mantsy Ravalomanana (nofinofy moa io) dia tokony nahatsapa tena fa efa tsy majorité ary tsy tiam-bahoaka mihitsy ka hametra-pialana satria anarana ihany ilay "senatera sy deputé" fa tena tsy misy sahy miaro ny jadondravalomanana mihitsy.
Izay no mahatonga ny vahoaka aman'arivony mitaky ny fialan'ity olona tohan'ny olona tsy ampy folo kanefa mamono vahoaka sy manapotika firenena ity.

16. xxx
(
02/03/2009 12:46)
Otranay aloha zao dia miasa normaly tsara be e ! Kou raha tsy kofa lany htao zah ka andeha handrovi-pataloha eny ! hihihih ! Ny tee-shirt-ko orange aza ao tena tsy sahiko entina mivoaka intsony fa sao dia lazain`ny olona fa TGV eo kle !!!
17. ifiona
(
02/03/2009 12:48)
Annie: tsia, matoa ny olona tsy manaraka ny ordre de grève generale an'i TGV (GREVE GENERALE TRES PEU SUIVIE hoy ny SOBIKA, izay tsy site pro ravalo) dia tsisy mihaino an'i TGV, midiaka zany fa nanaraka ny conseil an'i ravalo hoe mandeha miasa daholo ary atao zay hiaraha miasa mba tsy hisian'ny korontana.
Normal anie ny hevitra raha tsy mitovy e, fa rehefa hita kosa fa minoritaire dia tokony hipetraka, zay ny démocratie. Eo no miditra an-tsehatra ilay hoe majorité silencieuse izay aleony miasa fa tsy manaraka ny adalan'i tgv sy ny dinosaures.
Zon'ny rehetra anie ny migrevy ka ahoana moa ry zareo no ho sakanana, na olona 10 aza no migrevy eo mbola azony atao zany, saingy rehefa manakorontana olona kosa ( ohatra ireo manakana mpianatra handeha hianatra any Ankatso) dia eo ny force de l'ordre no miditra an tsehatra.

18. ifiona
(
02/03/2009 13:04)
Annie: tsia, matoa ny olona tsy nanaraka ny ordre de greve generale an'i TGV (GREVE GENERALE TRES PEU SUIVIE), zany hoe tsy mba peu suivie fa très peu suivie, ary source sobika io, sobika zay tsy site pro ravalo akory, midiaka zany fa aleon'ny olona manaraka ny tenin'ny Filoha Ravalomanana, izay nilaza fa atao ny asa, aleo ny mpiasa hiasa ary ny mpianatra hianatra, ary aleo ny mpitandro filaminana hiray hina hiaro ny vahoaka. Zay ilay atao hoe majorité silencieuse, ary hita mibaribary zao hoe vitsy dia vitsy ireo nanaraka ny tenin'i tgv fa naleony nandeha niasa daholo ( la plupart des ministeres ouverts, vie normale à Tanà).
Zon'ny rehetra anie ny migreve e, ahoana moa ry zareo no ho sakanana, na olona folo aza no migrevy eo dia azony atao zany, fa kosa rehefa manakorontana vahoaka ( ohatra ireo manakana ny mpianatra tsy hianatra t@ maraina teny ankatso) dia eo no miditra an tsehatra ny mpitandro filaminana.
ny olona anie normal raha tsy mitovy hevitra e, fa kosa rehefa hita hoe minoritaire dia tokony hahay hipetraka amin'izay, ary hita izy zao fa minoritaire satria vitsy no nanaraka ny consigne de greve generale fa aleon'ny olona niasa.
Naveriko ity poste ty fa efa nosoratako teo aloha fa tsy haiko na efa tafavoaka.

19. Annie2006
(
02/03/2009 13:13)
Na ry ifiona aza tsy sahy mitonontena fa manohana ny jadon-dravalo (je ne suis pas supporter TIM hoy izy) koa aiza no hisy olona hanao majorité an-dravalo?
Io ange ilay lazaiko e: Tsy misy sahy hanao supporter TIM izany intsony ny olona, na deputé io, na senatera, io na olon-tsotra io. Samy mitsipaka andravalo daholo.
Rariny raha mitaky tetezamita ny vahoaka.

20. Oay
(
02/03/2009 13:16)
ifiona a! misaotra anao milaza fa tsy momba an'i Ra8 ianao tandremo aki fa izany hevira avokandry izany ka hovidiandry lafo an!
Momba ny hoe tsy manaraka ny olona, andao atao hoe marina ny hevitr'i ifiona fa ny tsara ho fantatra d hoe inn ny antony tsy hanarahan'ny olona.
Misy aloha mazava ho azy hoe tsy manaraka satria manaraka an-dra8.
Fa tsara ho fantatra aloha hoe ny 85% ny vahoaka d mahantra ny ary ny 70% dia ilay hoanina androany tadiavina androany noho izany tsy afaka hanao grevy izy ireo satria raha vao tapaka ny karama d tsy mihinakanina, io anie nohatonga ny nanaganana ny Magros é amin'izay refa tonga ny fifidianana d zaraina ny aourta sy ny vary ary ny menaka, io koa no nananganan'i Ratsiraka ny Tsakypop satria vahoaka noana tsy manana ny hoanina ka hoy ilay fitenenana manao hoe "Raha noana ny kibo mivezivezy ny fanahy" noho izany raha tehitondra an'i Madagasikara d ny tsy maintsy atao d izao:
_Midina andalambe:1972-1991-2002-2009
_Mizara vary sy menaka TIM sy AREMA
d refa tonga eo @ fitondrana d atao izay hampahantra ny vahoaka d min'izay tsy afaka manao grevy.