leo ny olona eee ! Vaovao androany

21. Annie2006 ( 02/03/2009 13:26)
Raha ny ventikabarin'ingahy mpanao jadona Ravalomanana omaly t@ RNM dia hoe: hizara vary @ mahantra hono ledada. Tena niverina ny 1980 e.
Mialà eo @ fitondrana ianao mpanao jadona io fa hitobaka ny vokatra (satria tsy eo ianao mpandroba azy), ho tonga ny menaka, ny vary ny siramamy, ny sira izay tena mora vidy mihitsy (satria tsy eo intsony ilay TIKO sy MAGRO mpanao ampihimamba sy mpampiakatra ny vidin'ny entana), azo ampiakarina ny karaman'ny mpiasa (satria tsy eo intsony ianao mpanapotika ny orin'asan'olona izay miroboroba ka tsy tianao hihoatra an'i TIKO), azo ahena ny vidin'ny PPN mba ahafahan'ny tsena miverina ami'nny tokony ho izy (satria tsy eo intsony ianao mpangalatra sy mpanodikodina ny famatsiam-bola avy any ivelany); hiroborobo ny toekarena sy ny fanondranana entana (satria tsy ho eo intsony ianao izany mpangoron-karena sy mpandroba ny harempirenena), hitombo ny hetra hoan'ny fanjakana ahafahany manao tetik'asa mpampandrosoana(satria tsy eo intsony Tiko sy magro sy ny forongony TSY MANDOA HETRA, tsy eo intsony ianao izay manodikodina ny hetra @ fitsangatsanganana eran-tany @ avion, ary tsy eo intsony ianao hanakana ny firoboroboan'ny orin'asa maro izay afaka mandoa hetra ara-dalàna)....sy ny sisa.

Io ange no mahatonga ilay hoe: NY FIALANDRAVALOMANANA NO ANTOKY NY FANDROSOAN'NY TOEKARENA MALAGASY E. SATRIA TSY HO EO INTSONY ILAY MPANDROBA NY HAREMPIRENENA, sy ILAY MPANDROBA NY FANANAM-BAHOAKA, RAVALOMANANA.

Tsotra sady mazava.
22. xxx ( 02/03/2009 15:09)
mba alefaso lavitra aloha ny fisainana raha @ resaka politika gasy, d mino ve enao fa raha azon'ireo mpanao GREVE GENERALE ireo ny toerana d tsy hangalatra koa ry zareo, mazava be ny zavatra ataony haka seza mba hangalarana hiany koa, atao hanasana ny ati-dohany olona ny zavatra tsy mety hataony mpitondra ary tsy izay no higrevena fa ny fanonganana ny fitondrana mba hidirana koa hangalatra satria teo daholo zay tsara fanoherana sy nahatarika olona no naka,fa enao lé nanandratra azy sy ny tolona ho azy ary nihorakoraka ho azy d mahantra foana eny! d mino ve fa raha hitondra reo d hanankarena ny olona,MBA MANDINIHA ALOHA é!!!!
23. vahiny2004 ( 02/03/2009 16:00)
Annie2006:


Io ange no mahatonga ilay hoe: NY FIALANDRAVALOMANANA NO ANTOKY NY FANDROSOAN'NY TOEKARENA MALAGASY E. SATRIA TSY HO EO INTSONY ILAY MPANDROBA NY HAREMPIRENENA, sy ILAY MPANDROBA NY FANANAM-BAHOAKA, RAVALOMANANA.

Tsotra sady mazava.


Dia iza hono no ho eo ? Mba omeo anarana olona valable hoe ?
Mba omeo garantie hoe tsy hiverina @ karazany toy izao ihany fa loha hafa fotsiny no eo , fa lasa eny @ 13 m ai daholo ny malagasy rehetra, minoa ahy ianao .

24. ifiona ( 02/03/2009 17:15)
Annie2006: ka tsy tim ary aho ka ataoko ahoana, tsy nisoratra anarana ho TIM aho ary tsy fantatro akory zay slogan an'ny tim, fa mba milaza ny hevitro aho fa tsy hoe mandositra sy miafina hoe tsy tim, fa ny anareo sasany mantsy rehefa miaiky ny filoha ara-dalàna dia hoe TIM zay! tsia! ovay lé fomba fisainana.

io anie na iza na iza eo @ fitondrana samy manana ny défaut-ny satria olombelona ihany no apetraka eo, fa mba milazà hoe nareo olona mahavita ankoatr'azy? misy ve ny troisieme homme potentiel?

i tgv aloha dia tsy hitako ho eo mihitsy fa na ny vahoaka kely bilitika zay taritiny aza dia tsy voafehiny akory fa lasa mandroba sy migafy ilay agence teo analakely androany, ary isaky ny misy manif pro tgv dia misy casseurs foana, asa, mahagaga, sady koa lery tsy manana parti politique akory sady tsy manana programme hoan'i Madagasikara, mba nilaza programme ve izy? tsia, donc raha misy ny programme ho ataony dia tsy maintsy programme an'ireo manohana azy ambadika, ry dinosaure isany, donc programme de AREMA.
25. Noue ( 02/03/2009 17:38)
rehefa misy mamaly dinika koa anie tsy midika avy hatrany zany oe momba an'i ranona na ranona eee ! milaza ny lojika eee !
26. andrywui ( 02/03/2009 18:15)
Efa manomboka miaraka amitsika izy fa resy lahatra e!! isaorana letsy elah ry Noue a !! lazao ampahibemaso amzay lety fa hivadika TGV elah ah !!!!! fa aza menamenatra zany !!!
27. Oay ( 02/03/2009 18:26)
ifiona:

Annie2006: ka tsy tim ary aho ka ataoko ahoana,

i tgv aloha dia tsy hitako ho eo mihitsy fa na ny vahoaka kely bilitika zay taritiny aza dia tsy voafehiny akory fa lasa mandroba

ry dinosaure isany, donc programme de AREMA.

an an an ifiona tsy TIM izany an!
Fa ifiona ilay olontsotra entin'ny alahelo d ny fahitany tsy mihoatra ny eto antanandehibe.
_ifiona ndray d tsy mino fa ny AREMA anie no nivadika ho TIM any ambanivohitra be any é
_ifioana tsy mino fa i dinosaure minisitrin'ny fiarovana t@ androndratsiraka 1996-2002 anie ka lasa minisitrin'ny raharahambahin-dra8.
_ifiona tsy mba mino izany fa nampiasaindratsiraka ny TTS haonoana afo rehefa misy mikorontana t@ androny d amizao fotoana izao tsy mety mino ifiona fa io fomba fanao io no averin'ny TIM.

28. ifiona ( 02/03/2009 18:45)
Oay! adinonao koa ilay hoe ifiona tsy mino hoe hisy tolona handresy zany eo! he he he
29. Oay ( 02/03/2009 19:03)
ifiona:

Oay! adinonao koa ilay hoe ifiona tsy mino hoe hisy tolona handresy zany eo! he he he

an an an aki ifiona a! tsy adinoko izany io fa tsy nolazaiko satria efa fantatro fa i ifiona d efa tena vontompinoana fa i Marc tsy miala eo izany satria fantatr'i ifiona tsara fa:
_Un milliard ny kely maso mavo hoditra ao ambadik'i ra8.
_Andriamanitra sy ny Fiangonan'i Jesosy Kristy eto Madagasikara d miaraka @ i apostoly Marc.
_Masina enao radada ozy miaraka @ ra8
_Fanampiny ifiona d efa latsapaka tsara any antiny any ilay asan'ny apostoly manao hoe "Minoa fotsiny ihany"
D ahoana no mbola hinoan'i ifiona fa mbola handresy ny tolona.
Lojika aki ifiona d tsy mila lazaina.
30. Noue ( 02/03/2009 19:12)
andrywui:

Efa manomboka miaraka amitsika izy fa resy lahatra e!! isaorana letsy elah ry Noue a !! lazao ampahibemaso amzay lety fa hivadika TGV elah ah !!!!! fa aza menamenatra zany !!!
tsss ! plutôt mourir leisy aaaa ! izaho indray dia tsy mivadika tgvendrana zany na inona hitranga, na inona hidoana eee!!!


31. Oay ( 02/03/2009 19:18)
Noue:

[quote=andrywui]
tsss ! plutôt mourir leisy aaaa ! izaho indray dia tsy mivadika tgvendrana zany na inona hitranga, na inona hidoana eee!!!

Izany ka lehilahy! ary za mieritretritra hoe Ra8 en personne mintsy ty Noue ty an

32. ifiona ( 02/03/2009 19:40)
Oay:

ifiona:

Oay! adinonao koa ilay hoe ifiona tsy mino hoe hisy tolona handresy zany eo! he he he

an an an aki ifiona a! tsy adinoko izany io fa tsy nolazaiko satria efa fantatro fa i ifiona d efa tena vontompinoana fa i Marc tsy miala eo izany satria fantatr'i ifiona tsara fa:
_Un milliard ny kely maso mavo hoditra ao ambadik'i ra8.
_Andriamanitra sy ny Fiangonan'i Jesosy Kristy eto Madagasikara d miaraka @ i apostoly Marc.
_Masina enao radada ozy miaraka @ ra8
_Fanampiny ifiona d efa latsapaka tsara any antiny any ilay asan'ny apostoly manao hoe "Minoa fotsiny ihany"
D ahoana no mbola hinoan'i ifiona fa mbola handresy ny tolona.
Lojika aki ifiona d tsy mila lazaina.



Maneso ve sisa no hainao atao? fa zay mba 1500 personnes teo @kianjan'ny 13 mai androany ve tsy rikiki be? ary raha mieritreritra olona afaka hisolo azy enao dia iza no arosonao?

sinon, raha TIM=AREMA, nahoana i Rolland Ratsiraka no nilaza fa hiray hina ny opposition hampiseho hoe tokony arodana ravalo satria mpamono olona? humm?

ny olona mivadika palitaho anie ( minisitry ny raharam-bahiny noresahinao teo ohatra) dia efa zavatra tsy mahagaga any Dago, ny politika any madagasikara dia tsy mahay mitazona ny idée-ny, tsy ôtran'ny frantsay ohatra hoe rehefa a droite dia droite rehefa gauche dia gauche, fa i sarkozy zany tsy hivadika a gauche mitsy ohatra. Fa nen'ny gasy zay hahazoana seza sy vola dia mora mivadika. Ary zany ministra zany anie no te hanova palitaho fa nga moa ravalo no nivadika arema
33. Noue ( 02/03/2009 19:53)
tssss ! ravalomanana aza no nanala ny arema kooo ! fa nisy ny minisitra niova palitao
34. Oay ( 03/03/2009 07:21)
ifiona:

[ ny politika any madagasikara dia tsy mahay mitazona ny idée-ny, tsy ôtran'ny frantsay ohatra hoe rehefa a droite dia droite rehefa gauche dia gauche, fa i sarkozy zany tsy hivadika a gauche mitsy ohatra. Fa nen'ny gasy zay hahazoana seza sy vola dia mora mivadika. Ary zany ministra zany anie no te hanova palitaho fa nga moa ravalo no nivadika arema

Hay ve i ifiona any Frantsa é! d tsy gaga intsony i Oay raha tsy tian'i ifiona ny korontana sy ny fakana fanjakana andalambe satria ny zava-misy any France any d mazava tsara ny demokrasia, ataoko angamba fa tsy mila hampafantarina an'i ifiona intsony fa i la France ilay atao hoe "pays des droits de l'homme" ary izany charte de droit de l'homme izany d ny préambule ny constitution frantsay no anisany ny nametrahana azy voalohany, noho izany aki ifiona d tokony hazava fa tsy azo ampitoviana mihintsy i France sy Madagasikara satria ohatra jEan Tibbery sy ny vadiny d miakatra tribunal satria nisy fraude éléctorale tao parisy tao (mihaino RFI) raovina izany no mba hotonga eto Madagasikara, i Mitterand naharesy an'i Giscard oviana no mba nisy président en place taty africa ka resy izany , satria ny antony d raha any France 5% ny halabato @ fifidianana aty africa 95% ny halabato d izay no mahatonga ny filou africana maharitra 20 taona eo @ fitondrana.
Milaza indray i ifiona fa tsy misy mamadika palitaho zany any france io kosa diso klé, i Bernard Kouchner radical de gauche lasa minisitr'i sarkozy, eric besson nanoratra ny programmen'i Segolene lasa minisitr'i Sarkozy asa raha ampy ny fanazavana na tsia.
Momba ny hoe iza no hanolo an'i ra8, Andriamanitra irery ihany no mahalala izany ary i Oay d mino sy mahatoky fa Andriamanitra Ray Zanaka ary fanahy Masina d mitsinjo sy miharo an'i Madagasikara ka tsy manahy izy @ ho avy.

35. xxx ( 03/03/2009 09:29)
Oay:


Momba ny hoe iza no hanolo an'i ra8, Andriamanitra irery ihany no mahalala izany ary i Oay d mino sy mahatoky fa Andriamanitra Ray Zanaka ary fanahy Masina d mitsinjo sy miharo an'i Madagasikara ka tsy manahy izy @ ho avy.



Andriamanitra angaha mpanao magie r'itony e, hisy olona tsy fantatra ho avy aiza na nanao inona ho avy eo ho prezidà dia hanaiky ianao ? Ntsssssss

36. Oay ( 03/03/2009 11:20)
xxx:



Andriamanitra angaha mpanao magie r'itony e, hisy olona tsy fantatra ho avy aiza na nanao inona ho avy eo ho prezidà dia hanaiky ianao ? Ntsssssss


[/quote]
xxx a! aiza ary enao izany, Andriamanitra no nahary an'izao tontolo izao araka ny monothéisme (Judaïsme-Christianisme ary Islam) ary ny Malagasy dia mino an'izany satria mbola tsy tonga teto Madagasikara ny fivavahana Kristianina d efa nino an'ilay Nahary ny Malagasy, io Nahary io ilay nantsoin'ny Malagasy hoe ZANAHARY (iZAy NAHARY) ka ho ahy mino an'Andriamanitra d amiko tsy misy zavatra tsy vitany, na ianao misaron-tava io aza d hitany d fantany ny atao anao fa aza manahy, ka hamafisiko fa za mino sy mahatoky fa Andriamanitra hanome ny Malagasy olon-kendry ho an'i Madagasikara, finoako izay ary tsy hiadiko hevitra fa raha hiady hevitra amin'izay ianao d anao ny anao fa ny azoko lazaina d hoe refa tena mahatoky ny zavatra lazaina sy mahatoky ny tena d tsy miafina ao ambadikin'ny xxx.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0469