Milliard ahoana ty azon'i TGV é ? Gazety androany
1. penguin
(
02/03/2009 09:57)
Anjaran'elah mpitokona indray no manazava misimisy satria tratran'ny olona ny seseseskkki nalefa ho an'i TGV ary navoakan'ny olona angazety androany na ny anaran'ny mpandefa na ny mpahazo. Avy any Frantsa ihany sa ahoana. Tsy lazaiko ny anaran'ilay gazety fa zahavo.
novalian'i xxx ny 03/03/2009 15:05
2. andrywui
(
02/03/2009 10:54)
refa tsy avoakanlah eo le gazety de zahay tsy hamaly e !!! avoahy eo klouny ! haingana !!
4. xxx
(
02/03/2009 11:01)
zay koa aloha ry Penguin a avoahy le gazety aloha fa izahay kamo hijery any ambadika any
refa tsy avoakanlah eo le gazety de zahay tsy hamaly e !!! avoahy eo klouny ! haingana !!
5. pengiun
(
02/03/2009 11:03)
laingako zany letsy fa tsisy anzany fa za koa no mipaoria fa mba te hanoratsoratra fotsiny aho a fa ravalomanana no nividy armes bedia be vita sinoa ampidiriny eto M/car ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
6. andrywui
(
02/03/2009 11:24)
le iny anie olona tsy salama e(tenamarina) fa tsy mijann ela eto zany tsony iy fa manokatra dinika de lasa mamonjy mandamaka indray !!! fa ny nahavitany nanokatra an'io dinika io teo zao de niodina kely ny infirmiere de nanararaotra lery !! oooo pauvre Penguin !!!! aretina azony avy amle orambe ndray asabotsy iry teny a Mahasina iny ihany anie no naha K.O anilery toy izao e !!! de io tsy tafatsangana mitsy andro maromaro aty aoriana io lery !!! ka indray andro tontolo kosa ve lanahan'ny orambe mivatravatra be narahana tafiotra sy rivotra be iny tao aiza no aina ahatanty anzany fa de io no porofo !!!! tsy tafa tsangana mihitsy i penguin !! OOOOO mon penguin !!!
7. Oay
(
02/03/2009 11:28)
pengiun:
laingako zany letsy fa tsisy anzany fa za koa no mipaoria fa mba te hanoratsoratra fotsiny aho a fa ravalomanana no nividy armes bedia be vita sinoa ampidiriny eto M/car ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
Elà kosa lesy ra-penguin manao izay hahakivy ny sasany eto klé, za zao teo nanjary voatery nanome vola an'ilay mpitondra gazety eto @ tanana satria voatery nijery ny gazety tsirairay mihintsy za mba ahafahako manao ny adidiko mitondra ny vao² eto d tsy nahita an'ilay nolazain'elah za d very ndray ny kala ray klé nefa saika hividianako voanjo le izy.
8. pengiun
(
02/03/2009 11:38)
Efa manaiky anie ry Oay fa diso fa nandaingae de mbola henjehinareo eto foanave aho zan kle ,ao fa soloiko aza le kala raiareo zany e, fa za ko anie tsy nahita anzany tam gazety na nividy fa bandy ko no mba naharenesako anzay e, kay laingany le izy de voa aby isika rehetra tato , fa ze lany vola nividy gazety de ho alohanko aby e tsy maninnn
9. Pilato
(
02/03/2009 11:57)
tsy koa fa ra tsy mety de esory ity ra hery admin a !
saika handefa lien mantsy za fa ato am ty misy an le sarin le sheky 1,002,000 $
eto jerena http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,180081
aza mijery ze alergique
Fa manasa tanana aho an !
saika handefa lien mantsy za fa ato am ty misy an le sarin le sheky 1,002,000 $
eto jerena http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,180081
aza mijery ze alergique
Fa manasa tanana aho an !
10. hery
(
02/03/2009 12:07)
penguin no nanoratra ny vaovao
pengiun no nilaza fa diso ilay vaovao nolazainy.
pengiun izany dia nisandoka ho penguin fa tsy niseho ho olona hafa intsony
Nandika fitsipika noho izany dia voasakana fa misandoka
miasa ny fanadiovana :-)

11. Oay
(
02/03/2009 12:09)
Pilato a! efa nanasa tanana ihany enao fa ny mba angatahana d asehoy ny compte ni-créditena an'io vola be io,
Ilay banquier aloha d tsy ho afa maina satria hotezitra mafy aminy Andriamanitra sy ny Fiangonan'i Jesosy Kristy eto Madagasikara miaraka @ i Masina enao radada ozy todinia ka hovonoina avy hatrany io banquier io fa mpiraitsikombakomba @ ndry TGV.D manas tanana ry pilato a!

12. Oay
(
02/03/2009 12:13)
pengiun:
Efa manaiky anie ry Oay fa diso fa nandaingae de mbola henjehinareo eto foanave aho zan kle ,ao fa soloiko aza le kala raiareo zany e, fa za ko anie tsy nahita anzany tam gazety na nividy fa bandy ko no mba naharenesako anzay e, kay laingany le izy de voa aby isika rehetra tato , fa ze lany vola nividy gazety de ho alohanko aby e tsy maninnn
Penguin a! ny fahendrena d milaza hoe "Ny heloka hibabohana mody rariny" noho izany tsy manenjika an'i Penguin i Oay fa midera ny fahendrena ananan'i Penguin aza no ataony.Tohizo fa tsara,misaotra Tompoko!
13. andrywui
(
02/03/2009 12:23)
ny BLAOGY aloha de TIM ny LOGO de TIM be ny mpisera de tsy maintsy TIM fa za zao vao nampiditra hevitra hafa tao tonga de barré !! ha ha ha !! de nandany andro mihitsy letsy ze nanamboatra an'io sary vola ao io kah !! tetika tena mahomby ihany aloha io raha tafita saingy ny malagasy efa fetsy be zao ka tsy azo hamidy !!!
-- 1/ataonlah ahoana no ahazo sary an'io cheque antanan'olona io indrindra koa fa resaka saro -pady no hatao ???
-- 2/Ravalomanana no tena atahorany sy tandremana tanteraka tsy ahita an'io de ho posible ve oe izy mihitsy no nomena le cheque oe io Prezida asio amity aho a!!! ko raha tsy laisoa ko !!
fa izao e !!! fika antitra be io fa mijere ndray ry TIM mba fika matomatotra kokoa noho io fa kobo be io !!! ha ha ha ha :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D BLAOGY TIM,MPISERA TSY MAINTSY TIM ,LOGO TIM BE VERT-BLEU

15. penguin
(
02/03/2009 14:50)
Marina ny an'i xxx fa tsy mahay mamaky teny ry Oay ka mampifangaro vao avadibadikin'ny olona ny fanoratra ary pengiun hono ka asa na vakiana Malagasy io na Parantsay. Gazety "Le Quotidien" androany ry leitia fa tsy nahazo ngah elah isany satria noraofin'ny TGV daholo sao be no mahavaky ny resaka?
16. TEGEVE
(
02/03/2009 15:35)
anaka andrywui izao dia fantatry ny olona ny fisandohanao ny ps i penguin le hoe pengiun, zaranao anaka aza tsy ny tp nao no nosakanan-dra hery (l) (l)
17. xxx
(
02/03/2009 19:02)
ra- resaka tsy miteny ratsy kosa fa malin-malin otrizao tsy tokony hanakanana PS miasa kosa ra-hery a ! aiza le demokrasia e?
18. Andribe
(
02/03/2009 20:00)
loza ray loza roa mba omeo fanana kely @ io za ra wiwi raha mahazo any ela afaka mamadika palitao ny aty =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))