Milliard ahoana ty azon'i TGV é ? Gazety androany

21. xxx ( 03/03/2009 00:38)
andrywui:

ny BLAOGY aloha de TIM ny LOGO de TIM be ny mpisera de tsy maintsy TIM fa za zao vao nampiditra hevitra hafa tao tonga de barré !! ha ha ha !! de nandany andro mihitsy letsy ze nanamboatra an'io sary vola ao io kah !! tetika tena mahomby ihany aloha io raha tafita saingy ny malagasy efa fetsy be zao ka tsy azo hamidy !!!
-- 1/ataonlah ahoana no ahazo sary an'io cheque antanan'olona io indrindra koa fa resaka saro -pady no hatao ???
-- 2/Ravalomanana no tena atahorany sy tandremana tanteraka tsy ahita an'io de ho posible ve oe izy mihitsy no nomena le cheque oe io Prezida asio amity aho a!!! ko raha tsy laisoa ko !!

fa izao e !!! fika antitra be io fa mijere ndray ry TIM mba fika matomatotra kokoa noho io fa kobo be io !!! ha ha ha ha :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D BLAOGY TIM,MPISERA TSY MAINTSY TIM ,LOGO TIM BE VERT-BLEU

Efa hadinon' i andrywui sahady angaha ilay fangatahana fandatsaham-baratra nataon' i andrywui ho an 'ny olona nivory teo mahamasina t@ ny nahatongavan' ny oram-be iny ? Izay mamafy rivotra mijinja tadio hoy ny hain-tenin' ny ntaolo .

:oops: :oops:
22. tafondro ( 03/03/2009 01:26)
Tonka dé booouuuum booouuuummmm bbbouum! Tsy misy resaka hoy andrywui ,ah ah ah ah ah ah !!
23. penguin ( 03/03/2009 14:52)
Zatra ny misoloky ireny ka hadinony na ny resaka avoakan'ny vavany sy soratan'ny tànany aza. Izay taitaitra no hihevitra izany TGV izany ahova ny farim-piainany. Mila miezaka sy milofo ny Malagasy tsy ankanavaka vao misondrotra fa tsy resaka eny @'ny 13 Mai akory no hanirian'ny voly any an-tsaha.
24. xxx ( 03/03/2009 15:05)
Mba omeo tokoa ra andrywui ny site n'ny TGV fa mba te hijerijery any ny tenanay a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0929