sao dia mba tokony hisaina tgv ?

1. Noue ( 01/03/2009 10:18)
sao dia mba tokony hisaina i tgv @ ity hetsika saika hataony ity manomboka rahampitso eee ??? tsy izy anie no mamelona ny olona ee !! jereo fotsiny ity faha-vitsin'ny olona tonga teo @ 13 Mai omaly !!!!

[URL=http://img118.imageshack.us/my.php?image=13mai28fev01.jpg][IMG]http://img118.imageshack.us/img118/4818/13mai28fev01.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img118/13mai28fev01.jpg/1/][IMG]http://img118.imageshack.us/img118/13mai28fev01.jpg/1/w400.png[/IMG][/URL]

dia hita fa efa mihena andro aman'alina zao ny olona tonga dia mbola mi-insiste iany eee !! t@ sit-in 26 février firy ny olona tonga ?? 70 ??? +50 mpandromba ???

sit-in mahamasina du 26 Février

[URL=http://img401.imageshack.us/my.php?image=p112055712hilsattendent.jpg][IMG]http://img401.imageshack.us/img401/1089/p112055712hilsattendent.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img401/p112055712hilsattendent.jpg/1/][IMG]http://img401.imageshack.us/img401/p112055712hilsattendent.jpg/1/w550.png[/IMG][/URL]
2. Noue ( 01/03/2009 10:19)
Près de 2500 personnes se sont réunies sur la place du 13 mai ce jour lors de la manifestation organisée par le mouvement TGV. La circulation à Analakely a été coupée par les pro – TGV, des bennes à ordures ont été installées le long des accès de la voie. Andry RAJOELINA dans son discours a déclaré que les manifestations vont reprendre lundi et ne s’arrêteront que jusqu’à exécution des revendications des manifestants qui est la mise en place d’un régime de transition.
3. tsikivy01 ( 01/03/2009 10:24)
Tokony hisaina izy fa mety tsy ampy fotoana hisainana koa. Tsy ny olona rehetra mandeha 13 mai dia momba azy fa leo Ra8 fotsiny koa, ary maro ny olona matahotra tifitra koa !
4. Andribe ( 01/03/2009 10:26)
aleo tifirina daholo rangaha a aleo koa ra8 ho eny de tifirina =)) =)) =)) =)) =))
5. Noue ( 01/03/2009 10:30)
tsisy mitifitra zany eee !! tokony hisaina fotsiny izy satria mampijaly olona eee !!! :^) :^) :evil: :evil: :evil:
6. tsikivy01 ( 01/03/2009 11:04)
Tokony mijanona maharitra ao amin'ny trano fisainana izy ireo e :-D :-D :-D
7. Noue ( 01/03/2009 11:31)
tokony samborina io dia basta eee !! ampy zay fa tsss :^) :^) :^)
8. ralalaina ( 01/03/2009 14:18)
diso be ranoue RA8 no tsy misaina,izy no tokony samborina de ahantona eo @ 13 mai ho tifirana tahaka ny nanaovany ny malagasy teny ambohitsirohitra
9. Annie2006 ( 01/03/2009 15:22)
Hisaorana an'i Noue mba nanome eto ny sarin'ireo vahoaka mitaky fahafahana.

Ny tena mahagaga sy tokony mampiheritreritra ny mahita ny solombavam-bahoaka 98%, senatera 100%, maire 95% TSY AFAKA MAMORY OLONA hanohanana an'i Ravalo SATRIA mbola voatery MIVIDY olona "sahirana" ihany vao misy olona tonga.

Mahagaga izany hoe filoham-pirenena izany tsy afaka akory maneho hoe "mpanohana" miaro azy izany fa voatery miantso mpikaraman'ady vainy, mitifitra sy mamono malagasy ary mikolikoly mpitondra fivavahana vao mba misy olona sahy mitsikera an'i TGV.

Fehiny: TSY MISY OLONA NA IRAY AZA IZAO AO MADAGASIKARA SY ERAN'IZAO TONTOLO IZAO SAHY MIARO SY MANOHANA AN-DRAVALOMANANA. Ny mitsikera an'i ANDRY TGV no ataony, fa raha ny hanohana andravalomanana kosa dia TSY SAHINY.

Misy dikany izany.
10. patrick2002 ( 01/03/2009 16:42)
sao dia mba tokony hisaina i tgv @ ity hetsika saika hataony ity manomboka rahampitso eee ??? tsy izy anie no mamelona ny olona ee !! jereo fotsiny ity faha-vitsin'ny olona tonga teo @ 13 Mai omaly !!!!

zany hoe ny tianao ho tenenina izany dia tokony ,hitady volA ihany ny vahoaka malagasy mba hividianana vary any @ MAGRO,
Aoka hazava fa tsy ny hakelezany olona akory no hampahomby na tsy hampahomby ny tolona ,ny zavatra hita dia efa feno hatreny ambohijatovo,ary hatreny @ gara ,efa fampisehoana eo imasony Ravalo izay fa tsy mankasitraka azy ny vahoaka, rahampitso mety hiakely ny olona 'satria mbola hamelona ny tenany ,araky ny voalazanao etsy ambony ,ka tsy tokony hieritreritra i Noue sy Ravalo hoe mitohy ihany izany ny jadona sy ny fangalarana satria tsy nahomby i Andry TGV.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1438