tao an-trano sy teny an-tokotany

1. sitlo ( 28/02/2009 10:25)
Tao an-trano izany dia hoy i Lita. Inona ity ataon'i dada? Dia namaly ilay dadany hoe: manamboatra zazakely letsy eh.
Dia nony teny antokotany dia hitan'ilay dadany i Lita dia nanontaniany. Inona ity ataon'i Lita? Dia hoy i Lita, manamboatra moto kely ry dada ah. :°)
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 14:14
2. mandy ( 28/02/2009 20:06)
tsy azoko loatra lé izy
3. mirana5 ( 28/02/2009 21:24)
:roll: :roll: :roll: zà koa tsy mahazo an'ilay resaka!!
4. Lejoba ( 02/03/2009 13:16)
tratran'i Lita teo am-pa..... ny dadany, dia liana izy, nametraka ilay fanontaniana.
Tao antokontany izy, mba mamerina ny nataon'i dada fa ny azy tsy olona no ampiasainy
Mazava ????? Mijereva film pour 16ans et plus raha mbola tsy azo ihany
5. xxx ( 03/03/2009 13:30)
8O :-D :-D :-D :-D
6. ktsif ( 05/03/2009 11:20)
sitlo:

Tao an-trano izany dia hoy i Lita. Inona ity ataon'i dada? Dia namaly ilay dadany hoe: manamboatra zazakely letsy eh.
Dia nony teny antokotany dia hitan'ilay dadany i Lita dia nanontaniany. Inona ity ataon'i Lita? Dia hoy i Lita, manamboatra moto kely ry dada ah. :°)


Dia voafetaka be i Lita ...paf...sady notreronin'ny dadany hoe:
ngah izany l'ty no fanaovana azy a!
mbola nandeha ihany ny fetaka... paf
jereo tsara izao
sady namaha ny hidim-patalohany izy no nanao hoe
ouh! ouh ouh
:°)
7. Mirananirina ( 07/03/2009 15:47)
:lol: :lol: :lol:
8. sarobidy ( 10/04/2009 14:14)
:?) =)) de nahay i Lita avy teo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2666