ASIO CODE ny fandefasana MESSAGE POLITIQUE

1. rabingogilabanga ( 28/02/2009 08:20)
1)satria efa tena mandreraka ny mahita ny message miverimberina eto

2)Tsy ho copier-coller mihintsy manko io, fa dia declenchement automatique na message

3)Ka mba hialana @ MALWARE toy itony, satria mety ny machine -nay mihintsy koa no ho tratra @ farany, ka hisy declenchement automatique, fia aleo asiana code re tompoko o!

4)sady tsy foinay ity serasera politika ity, satria mba eto ihany no mba ahafahana mitafa @ noue-malala, sy yuka tsy atakalo, ary mirananirina tsy foy, sy ny hafa toa an-dry sipagasy sombiniaina , FA RAHA IZAY BLAOGIN' I JENTILISA NO HALEHA DIA ALEO HIPITSIKA .

aza tezitra letsy ra-jentilisa fa mba sangisangy e!



novalian'i andrywui ny 28/02/2009 17:29
2. batista007 ( 28/02/2009 09:03)
marina izany rabingo
3. andrywui ( 28/02/2009 09:22)
tena marina batista 007 a!! eketsika ny kozin'ny rabingo e !
--andrywui= efa hendry
--batista007= efa niova


isaorana i bingo tsy nampidi -bingo ! ha ha ha ha ha =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
4. TEGEVE ( 28/02/2009 17:14)
anaka andrywui ,tsy mety @tsika izany fa manjary hianjahanja daholo ny mahavitsy antsika ato fa ho hita mantsy fa ianao ihany anaka ireo ps be dia be ireo (l) (l)
5. andrywui ( 28/02/2009 17:29)
hoy batista oe :


marina izany rabingo




ha ha ha ha ha marina izany ra- batista a!! very kisoa alim-pahavaratra hono kanefa lava ny bozaka !! ny kisoa mainty !! ny andro maizimbolana ! ny orana mikija ny rahona mainty ====mira veloma ra- kisoa ha ha ha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0067