Ndryy .Izy mianadahy no lasa any nanao veloma farany
1. niryna
(
26/02/2009 16:45)
Nisy tanora mianadahy kely lasa nandeha any Filipina fa marary mafy ny dadabeany ary hoy izy dahy mantsy ahy hoe satria ny dadabenay tsy mba nino an'i kristy ka andeha ho any izahay hampahafantatra azy fa raha mino sy manaiky an'i kristy ho tompo sy mpamonjy azy izy dia ho voavonjy ny fanahiny ka hiaraka amin'i kristy mandrakizay izy
Raha mba afaka mizara izany famonjena ao amin'ny kristy izany tokoa mantsy isika tsirairay avy na dia fanahin'olona iray fotsiny ihany aza no voavonjy dia efa tena zava-dehibe tokoa a
koa manainga antsika rehetra aho ,raha mbola tsy nandray an'i kristy tao amin'ny fiainanao ,raiso izy,mino azy fa izy no atao hoe mpamonjy,mamonjy ny fanahintsika mba tsy ho very,very aiza? fandalovana fotsiny ity fiainantsika ity fa mbola misy fiainana aorian'ny fahafatesana ka io no lava be indrindra ..hmmm ahoana koa izany ? ny nofintsika dia ho levona,ny tenin'Atra tsy mba ho levona,izay nandray ny teniny fony mbola velona izy dia ka nino azy tokoa dia hiaraka aminy ho any amin'ny Ray ho mandrakizay...raha toa ka tsy mino kosa aho dia ahoana?dia ho very any amin'ny afo be ,any no hisy ny fikotrohanify sy ny fahoriana sy ny fitomaniana tsy misy farany ... dia hoy ny tenin'Atra hoe efa nomena anao ny teny ,efa nozaraina taminao mandrakariva ny teny ,efa nomena hery ireo izay niteny ny fiainana aorian'ny fahafatesana raha mandray an'i kristy hianao dia hiaraka aminy raha tsy mandray kosa dia ho any amin'ny farihy mirehitra afo...tsss io indray hianareo fa ampatahotra ny olona tssiaa dia tsia ,tsy fampitahorana izany fa ny tenin'ATra no efa niteny izany tamintsika
Amena
(l) niryna

novalian'i niryna ny 07/03/2009 01:49
2. ikaretsaka
(
26/02/2009 17:15)
de tena voavonjy tokoa hono ve? nisy nahita ny fanahiny ve de hoe iny fa voavonjy eeeeee?
ny olona tsy misy atao @ ity fiainana ity no manahy izay mitranga @ fiainan-ko avy
4. xxx
(
27/02/2009 10:13)
Karetsaka tena kobo be ty hoe A K , izay rangaty no lalana ahazoana ny famonjena a!
5. Mirananirina
(
27/02/2009 12:52)
koa manainga antsika rehetra aho ,raha mbola tsy nandray an'i kristy tao amin'ny fiainanao ,raiso izy,mino azy fa izy no atao hoe mpamonjy,mamonjy ny fanahintsika mba tsy ho very,very aiza?
Dia very daholo izany ireo tsy mino an'i Kristy era-tany ireo???????????????
Tsy mino izany aho.
Ataonao ahoana ny hitsara olona tsy hino an'i Kristy:
1:mpaminany anie izy e:ary mahalala izany daholo ny olona rehetra.
2:Vetivety eo dia misy milaza hoe izao no zanak'Andriamanitra,dia hino ve ny olona?
3:raha misy olona amin'izao fotoana iainantsika izao milaza aminao hoe:Izaho zanak'Andriamanitra dia hino ve ianao
4:Rehefa mino ny olona hoe misy Andriamanitra fa tsy hita maso dia izay.
5:Mino ve ianao fa tena nahita an'i masina Marie i Rapatrice e???????
nahoana ny olona no tsy mino nefa hono tena nahita izy.
Nisy vahiny na 1 aza ve nino io(afatsy ry mopera vazaha eto Dago)
6. coopsal
(
27/02/2009 13:08)
Ikaretsaka:
de tena voavonjy tokoa hono ve? nisy nahita ny fanahiny ve de hoe iny fa voavonjy eeeeee?
==> Ny finoana anie fatokisana ny zavatra tsy hita maso e! Ary tsy hoe finoana fotsiny ilay izy fa fanantenana, izany hoe mbola tsy ankehitriny no complet, fa ny assurance kosa dia efa nomeNy, nomen\' Andriamanitra.
Mazava ho azy raha tsy olona.
ny olona tsy misy atao @ ity fiainana ity no manahy izay mitranga @ fiainan-ko avy
raha toa ka tsy mino kosa aho dia ahoana?dia ho very any amin\'ny afo be ,any no hisy ny fikotrohanify sy ny fahoriana sy ny fitomaniana tsy misy farany
==> Ny fikitroha-nify (fahatezerana) sy ny fitomaniana ary ny fahoriana dia zavatra efa iainana izao. Ny mahasamy hafa ny eto sy ny any dia hoe : eto mbola azo antenaina hoe misy farany foana ihany aloha, fa rehefa tonga ao ambadika dia tsy hisy farany intsony.
7. ari.malala
(
02/03/2009 06:50)
fa maninona klou le izy no tsy maintsy asiana fampitahorana kely foana e! "mba tsy ho very" fa manin nefa raha tenenina ftsn hoe raiso Kristy d ampy zay? d zao koa, raha eto no hitory, presque efa manana ny faharesen-dahatrany aby ny olona eto, fa manin ts any @ reny olona ts mahalala ny momba Azy ireny no mandeha? izay foana no anomezako tsiny ireo milaza azy ho mpitory mantsy, any @ efa manana ny maharesy lahatra azy no mandeha mitory sy miezaka handresy lahatra ny hafa mba hanaraka azy ireo... maninona raha any @ reny mpimasy sy mbola mitana fatratra sy manaja fatratra ny doany sns ireny no mandeha? (sanatria tsy manaratsy na manambany fa mba eritreritra sendra nandalo ka ialako tsiny raha sanatria manafintohina)
8. ikaretsaka
(
02/03/2009 14:56)
Izay manko... izay nge le hitako tsy mety @ ity vanjo alika ity e...tahotra no mibahana kokoa @ le olona fa tsy fitiavana loatra...
Dia vao voakiana sy omena reality check ilay fomba de hoe manohitra an'i kristy e...voaozona e....
Dia vao voakiana sy omena reality check ilay fomba de hoe manohitra an'i kristy e...voaozona e....
9. niryna
(
06/03/2009 19:01)
ikaretsaka:
de tena voavonjy tokoa hono ve? nisy nahita ny fanahiny ve de hoe iny fa voavonjy eeeeee?
ny olona tsy misy atao @ ity fiainana ity no manahy izay mitranga @ fiainan-ko avy
ny olona tsy manana an'Atra no manahy amin'ity fiainana ity ry toi a
10. niryna
(
07/03/2009 01:19)
xxx:
Karetsaka tena kobo be ty hoe A K , izay rangaty no lalana ahazoana ny famonjena a!
marina izany ry xxx a ,kristy irery ihany no lalana ahazoana famonjena ,tsy misy na iray aza ,raha mahita ny hafa dia afaka mizara eto fa mbola tsy naheno aloha aho hatramin'izay ka hatramin'izao sa ahoana ?
:D
11. niryna
(
07/03/2009 01:49)
koa manainga antsika rehetra aho ,raha mbola tsy nandray an'i kristy tao amin'ny fiainanao ,raiso izy,mino azy fa izy no atao hoe mpamonjy,mamonjy ny fanahintsika mba tsy ho very,very aiza?[
Mirananirina:Eny tompoko,dia ahoana izany ireny olona talohan'i kristy ireny woe ? niandry ny mpaminany tokoa izy ireny ary hatramin'izao ny Israely dia mbola miandry ny mpaminany ihany ny sasaany fa efa maro no mino an'i kristy . ie ho deraina anie ny anaraNy
Dia very daholo izany ireo tsy mino an'i Kristy era-tany ireo???????????????
Tsy mino izany aho.
ary ho mandrakizay anie ny famindrampoNy
ny mahalala lalana dia tsaraina amin'ny lalana izy ,ny tsy mahalala lalana dia tsy ho tsaraina amin'ny lalana izy satria tsy mahalala ,tadidio fa mbola vao teraka isika dia efa nomena antsika ny didy folo ,ahoana koa izany tss...
Ataonao ahoana ny hitsara olona tsy hino an'i Kristy:
ireo izay tsy mba mahalala an'i kristy dia hafa no itsaraina azy ,dia ny asa ataony na tsara na ratsy,tsy ho voatery ahalala an'i kristy ny olona vao mahalala manao zavatra tsara.
1:mpaminany anie izy e:ary mahalala izany daholo ny olona rehetra.ankoatrany maha mpaminany azy dia Zanak'Atra koa izy ,koa Izy koa no lalana ahafahantsika mifandray amin'Atra satria tsy misy lalana mivilivily hafa ahalalana an'Atra .izaho ao aminy ary izy ao amiko hoy izy,izaho no lalana ,ny fiainana ary fahamarinana koa hoy izy ,lalana ahafahantsika mifandray amin'Atra ,teteza mita izay mahatonga antsika afaka hifandray amin'Atra ... ahoana koa izany ?
satria raha ny fahotana izay ataontsika sy nataontsika dia tsy misy velona intsony isika ,raha ny didy no itsarana antsika dia ho voatoraky ny vato sy ny voatabia daholo isika ,hi,hi saingy ny ran'ilay Zanany no nanafaka antsika,nanasitrana antsika tamin'ny ota sy fahotana rehetra ,nanasitra antsika tamin'ny aretina rehetra ... dia ahoana indray hoe izany ireny olona tsy mety sitrana ireny ? dia Atra no mahalala izay mahasoa azy ireny satria Azy ny fahefana ary fantany ny mahasoa antsika tsi11
nanota avokoa isika rehetra ka ,tsy misy marina na iray aza ,ary tsy misy na iray aza tsy nanota ,mety ny ota nataony no tsy mitovy fa rehefa tonga mibebaka sy manatona ary mangataka famelankeloka amin'Atra isika dia ho avelany tokoa izany ary ho dioviny amin'ny ran'ny Zanany tokoa izany fahotana izany ary tsy vitan'izany ihany koa fa mbola ho fafana ary tsy ho tsaroany intsony.Izy Atra irery ihany no afaka mamela sy manadino izany fahotana izany fa amin'ny maha olona antsika dia mamela isika fa mbola mety mahatadidy ny zavatra nataon'ny olona ihany .rehefa mangataka famelana fotsiny sy mamela heloka ny hafa dia hafa tokoa ny fotsika avy eo ,andramo raha mbola tsy nanao izany hianao
2:Vetivety eo dia misy milaza hoe izao no zanak'Andriamanitra,dia hino ve ny olona?
ahoana no ahalalanao azy ? ny voa hafafiny ,izay ihany koa no antony andinihina ny soratra masina sy hivavahana foana vao miditra eto,satana koa anie mahalala ny tenin'Atra e,naka fanahy an'Atra izy,dia i kristy izany dia ahoana no namaliny azy ,voasoratra hoe ....ny dikany mila mahalala ny tenin'Atra isika
3:raha misy olona amin'izao fotoana iainantsika izao milaza aminao hoe:Izaho zanak'Andriamanitra dia hino ve ianao
dia ahoana no izaranao izay finoanao izay amin'ny hafa.mino fotsiny ihany ? sa ahoana ,izay manana jiro dia mizara izany jiro izany ho an'ireo izay mbola ao anatin'ny maiziny ,ary ny jiro dia hita maso fa tsy asitrika ao ambany labatra ohatra
4:Rehefa mino ny olona hoe misy Andriamanitra fa tsy hita maso dia izay.
5:Mino ve ianao fa tena nahita an'i masina Marie i Rapatrice e???????
nahoana ny olona no tsy mino nefa hono tena nahita izy.
Nisy vahiny na 1 aza ve nino io(afatsy ry mopera vazaha eto Dago)
tsy aiko indray izay tianao tenenina
dia isaorana Atra nanome hery an'ireo izay nizara ny teny soa mahafaly ho an'ireo izay mbola tsy nahalala Azy knou
fa rehefa misy olona mijoro vavolombelona ny nahatonga azy nanatona an'Atra sy nahatonga azy amin'izao toerana izao ka nahatonga azy nanana hery nizara ny tenin'Atra dia mino aho fa nandray an'i kristy ilay olona ary dia mba mangetaheta koa aho mihaino izany satria fatantro fa tsy ny herin'ny tenany irery ihany no nahatonga azy ho tonga izara eto fa ny herin'Atra dia mba faly koa aho mihaino izay lazainy
(l)niryna