Sarimihetsik'i Monsenera
1. bozyboleta
(
26/02/2009 08:23)
T@ fanambaran’ny FFKM ny Asabotsy teo izay nosoniavin’ny filoham-piangonana 4 dia nomarihina tsara ny maha-Filoham-pirenena an’Atoa Ravalomanana.
Saingy @ le fanambarana omaly 25-feb izay i Monsenera irery ihany no nanao azy dia sahiny miharihary ny nampitovy lenta ny Filoham-pirenena @ andry rajoelina. Fanahy iniana io tsy filazana ny “titre” maha-filoha io fa notsorina fotsiny hoe “Atoa Ravalomanana”.
Tsy tongatonga ho azy io ary miseho miharihary ny tsikombakombany ao anatin’ity raharaha ity. Nitonon-tena toa lolofotsy rahateo izy t@ filazana ho mitanila sy miray tsikombakomba.
Mikaviavia be io fanambaran’i Monsenera io fa sady miteny @ anarany manokana izy nefa koa sahiny ampidiriny ao daholo koa ny mpikambana hafa ao @ FFKM.
Tsy masina mihitsy (mba tsy hilazako hoe tsy katolika) ny tanjon’ity Monsenera ity.

novalian'i TEGEVE ny 26/02/2009 14:04
2. ralalaina
(
26/02/2009 08:26)
Marina ny any ngahy Monsenera fa hiray tsikomkomba @ mpangalatra sy mpamono olona kosa ary ve izy,deraina manonkany ny nataony @ maha olom-piangonana azy
3. bozyboleta
(
26/02/2009 08:35)
Efa hita fa mpiray tsikombakomba @ mpandroba, mpamaky trano, mpanao sorona ny vendrana, mpampihorohoro, mpamafy lainga, sns....
Tsara mihitsy tokoa ny nialany nampiharihary ny tsy maha- masina azy na dia olom-piangonana aza.

4. nyavo2000
(
26/02/2009 08:37)
Rehefa nivory izy 2 lahy de netsehin'i ODON daholo ny fikambanana misy Jesuite rehetra hangataka TRANSITION, ny SEFAFI, ny KMFCNOE mangataka ny solution extra-constitutionnelle....
Efa mailo ny olona ary niseho nysaro-tavan'i MOPERA omaly...nilaza tsy nanontaniana...misy milaza hono izy hoe miandany @'iray @ mpivory dia niala...de tena hita tokoa ange e! nanapa-kevitra koa i andry fa tsy hanohy intsony satria tsy ao intsony ilay fialokalofana....
Fantatra ny tena tianao atao MOPERA an! soa ihany fa hevitrao irery izany fa tsy mba miombon-kevitra amin'izany ny katolika rehetra....
5. ralalaina
(
26/02/2009 08:54)
Rehefa hita kosa fa RA8 na tany ampivoriana aza mbola mitohy ny toetrany didy jadona foana,marina ny azy raha niala,hiray tsikomkomba @ mpanao ratsy ve,mendrika ny nataony ary deraina fa tsy voavidy vola
6. madamakely
(
26/02/2009 09:00)
bozyboleta:
T@ fanambaran’ny FFKM ny Asabotsy teo izay nosoniavin’ny filoham-piangonana 4 dia nomarihina tsara ny maha-Filoham-pirenena an’Atoa Ravalomanana.
Saingy @ le fanambarana omaly 25-feb izay i Monsenera irery ihany no nanao azy dia sahiny miharihary ny nampitovy lenta ny Filoham-pirenena @ andry rajoelina. Fanahy iniana io tsy filazana ny “titre” maha-filoha io fa notsorina fotsiny hoe “Atoa Ravalomanana”.
Tsy tongatonga ho azy io ary miseho miharihary ny tsikombakombany ao anatin’ity raharaha ity. Nitonon-tena toa lolofotsy rahateo izy t@ filazana ho mitanila sy miray tsikombakomba.
Mikaviavia be io fanambaran’i Monsenera io fa sady miteny @ anarany manokana izy nefa koa sahiny ampidiriny ao daholo koa ny mpikambana hafa ao @ FFKM.
Tsy masina mihitsy (mba tsy hilazako hoe tsy katolika) ny tanjon’ity Monsenera ity.
ka matoa ra8 nanaiky ny hifanatona tamin'i Andry Rajoelina dia efa miaiky fa mitovy laharana aminy, ny fandraisanao le fanambarany mitsy no tsy azonao, ny fanambarana 1° tamin'ny anaran'ny FFKM, fa ny faharoa tamin'ny anarany manokana, fa mba sokafy tsara ny maso aman-tsofina refa mandray zavatra ra tsy hoe efa maloto angaha? ary ny resaka fahamasinana indray aza miditra lalina amin'izany, fa na ra8 koa aza anie mba vice président-ny FJKM e!
sao gagagaga hoe tsy hita madamakely, tsy maty aho akory fa tonga amle hoe ny "hendry mody voky" mantsy isika izao fa "............ manesika ihany"
7. a256011
(
26/02/2009 09:13)
Ny zavatra tsapako aloha :
Raha vao nanomboka ity tolona ity de ny sekoly katolika no tsy nampianatra ny mpianatra voalohany. Nony maty ilay boay kely (voatifitry ny bala teo @ lohany) ilay sorona voalohany, izay mpianatry ny sekoly katolika de namoaka fanambarana indray ny sekoly katolika fa : nasaina nody ny mpianatra nony korontana mba hitandrovana ny ain'ireo ankizy (...). T@ voalohany dia nolazaina fa 14 taona ilay kely, nony taty aoriana kely nisy nanoro hevitra angamba ny Filohan'ny Tetezamita, de nolazaina indray fa 18 taona. Raha tsy diso aho toa kilasy 3ème ilay izy.
Isaky ny fanambaran'ny mpitolona dia manaraka foana ny katolika. Noho ny tahotra ve sa...? Betsaka @ ireo mpitolona mantsy ny mafana fo izay ihany (Mifoka moly, mandray toaka kely hoy ny sasany ...), ary sahy mampitahotra ampahibemaso @ alalan'ny radio : "Doranay raha vao tsy miaraka @ nay ny tranony??? sy ny hoe : izao de izao...
Fa ny tiako hambara de ity : misy hifandraisany ve ny FIANGONANA KATOLIKA sy ny firenene FRANTSAY @ zao tolona izao? (Efa nisy mantsy ilay pretra noroahina), de ny sekoly katolika koa no tena natahotra voalohany t@ ilay hoe FANAGASIANA. Natahotra izy ireo sao de tsy hisy intsony ny teny FRANTSAY ...

8. Noue
(
26/02/2009 09:18)
madamakely:laharana @ inona eee ?? tssss ! mba mahaiza mandalindalina eee ! ny iray ve DJ dia ny iray FILOHAM-PIRENENA ka hitovy laharana @ inona eee ??? tssss !!!
ka matoa ra8 nanaiky ny hifanatona tamin'i Andry Rajoelina dia efa miaiky fa mitovy laharana aminy,
9. ralalaina
(
26/02/2009 09:23)
filoham-pirenena fa tsy manana veleur intsony e,efa mitsingevana,aleo taritinay TGV ny transition
10. Noue
(
26/02/2009 09:27)
ralalaina:soahiany fa VELEUR hoy ianao eee =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
filoham-pirenena fa tsy manana veleur intsony e,efa mitsingevana,aleo taritinay TGV ny transition
11. tsiafoi1
(
26/02/2009 09:35)
Ny Devoly no manana ny toetra Mpiampanga sy Mpikomy, ary rehefa zatra miampanga de Miampaga tena @'ny farany. Afabaraka ary tsy maintsy ho afa-baraka @'ny farany.De ho hitantsika eo anie ny tohin'ny tantara e.
:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:

12. ralalaina
(
26/02/2009 09:57)
ary ny filaza ny olona manao pacte satanique,mpanalatra mpamono olona ahoana ny filaza azy ra tsiafoi1 a
13. bozyboleta
(
26/02/2009 10:01)
Rehefa nivory izy 2 lahy de netsehin'i ODON daholo ny fikambanana misy Jesuite rehetra hangataka TRANSITION, ny SEFAFI, ny KMFCNOE mangataka ny solution extra-constitutionnelle....
Marina mihitsy. Efa nanokatra lohahevitra teto izaho hoe nankaiza ny SEFAFI no tsy hita t@ reny vao nanomboka nafana ireny ny raharaha. Mahavidy pejy 1 na 2 @ gazety rehefa misy hevitra tiana hovohizina, ohatra fotsiny t@ nandroahana an'i mopera urfer, ny nanakatonana ny fandaharana karajia, ny resaka viva sns. Efa mila ho isanandro ny fanambarana an-gazety.
Manginy fotsiny ny fahitana ireo lohandohan'ny mpisorona toa an-dry madeleine ramaholimihaso niaraka t@ tgv tao @ la rotonde...
Nefa t@ ireny fandrobana sy fahafatesana olona maro ireny tsy hita sy tsy nandrenesam-peo na dia iray aza.
Dia io izy nipoitra io indray na t@ tv na t@ gazety nanomboka ny alatsinainy teo.
Tsy vendrana ange ny mpanara-baovao e!
14. ralalaina
(
26/02/2009 10:05)
Ka inona ny olona @ izany raha miaro ny fahamarinana miaraka aminay madinika izy, ny anareo no efa manao be marenina tsy misy ilavana azy,aza matahotra fa kely sisa ny andro ipetrahanareo eo de bye bye
VIVE TGV
VIVE TGV
15. kabota
(
26/02/2009 10:42)
ho anareo izay manoratra aza de manaratsy be fahatany ny monsenera fa olona tena feno fahendrena ireny.
misaotra anao aho moseniera ary mirary soa anao. Ny fanohizanao azy de lazao hoe momba ny tolona TGV IZY FA TSY OLONA NO TOHANANA FA FOTOKEVITRA
iray ny kristiana ary ny fiadiana amin'ny fahavalo iombonana dia ny devoly sy ny asany ary ny fombany dia Ra8 izany.
Miala ny devoly aminao Ra8, any amin'ny farihy mirehitra afo. Miala

16. madamakely
(
26/02/2009 10:49)
bozyboleta:
Rehefa nivory izy 2 lahy de netsehin'i ODON daholo ny fikambanana misy Jesuite rehetra hangataka TRANSITION, ny SEFAFI, ny KMFCNOE mangataka ny solution extra-constitutionnelle....
Marina mihitsy. Efa nanokatra lohahevitra teto izaho hoe nankaiza ny SEFAFI no tsy hita t@ reny vao nanomboka nafana ireny ny raharaha. Mahavidy pejy 1 na 2 @ gazety rehefa misy hevitra tiana hovohizina, ohatra fotsiny t@ nandroahana an'i mopera urfer, ny nanakatonana ny fandaharana karajia, ny resaka viva sns. Efa mila ho isanandro ny fanambarana an-gazety.
Manginy fotsiny ny fahitana ireo lohandohan'ny mpisorona toa an-dry madeleine ramaholimihaso niaraka t@ tgv tao @ la rotonde...
Nefa t@ ireny fandrobana sy fahafatesana olona maro ireny tsy hita sy tsy nandrenesam-peo na dia iray aza.
Dia io izy nipoitra io indray na t@ tv na t@ gazety nanomboka ny alatsinainy teo.
Tsy vendrana ange ny mpanara-baovao e!
sao dia vendrana tokoa moa, iza no mahita! raha tsy vendrana tokoa ve moa efa ataondra8 mamafa ny kiho fa ireo ry nandra mianakavy fa mbola ..... ihany, ny ohatranareo no efa tratra ny fandementsainany makiavelismandra8 ka tsy afaka mivelatra ho aiza intsony fa ny eo ambany sisa hita. eo dia tsy mba mahalala menatra akory mamerina ny hadalan-dra8 "nandroahana an'i mopera urfer, ny nanakatonana ny fandaharana karajia, ny resaka viva sns" misaotra ihany aloha manambara ny jadon-dra8 e! raha takatrareo koa fa didy jadona izany, raha tsy fantatra moa atao ahoana!
17. nyavo2000
(
26/02/2009 11:01)
Hehe ! aza marary andoha rehefa hita fa Damôpra ODON ihany noa amabdiky i andry ! ekeko ny marina! ary ny frantsay koa miaraka amin'i mopera.
tsy azao lavina izany, soa ihany fa hendry ny kristiana Katolika rehetra tsy azon'ny sangodim-panina ataon'i Odon Razanakolona.
Ny tsara ho antsika de ny mandefa ttsy na mail any @ Siten'ny Vatican milaza @ Papa Benoit hoe , ny MOPERA aty Madagasikara sady filoham-piangonana dia mitsokombakomba amin'ny fanonganam-panjakana....
Manainga antsika rehetra hanoratra any amin'io site io de amin'izay voasazy na lasa retraite anticipée any, ny fanahin'ny olona no mila famonjena fa tsy tokony ho variana amin'ny tsikomba ratsin'ny mpanongam-panjakana any.

18. bozyboleta
(
26/02/2009 11:07)
Ndryyyyy!!!
Tany misy lalàna ty madamakely a!
Fandikan-dalàna daholo reo notanisaiko reo fa tsy hoe samy manao zay tiany akory ka rehefa ampiharina ny lalàna dia jadona izay.
F'angaha izy ty fanjakan'ny baroa tahaka izay tianareo atsangana eto???
Mifafa ny kiho ahoana??? Zay miasa tsara sy miasa mafy ary mihinana ny vidin-katsembohanay. Efa natsaraina sy namoraina na ny lalana na ny fitaovana ahavitanay sy ahafahanay manao ny asanay.
Ny tsy miasa ihany no mifafa ny kiho e!

raha tsy vendrana tokoa ve moa efa ataondra8 mamafa ny kiho fa ireo ry nandra mianakavy fa mbola ..... ihany
Mifafa ny kiho ahoana??? Zay miasa tsara sy miasa mafy ary mihinana ny vidin-katsembohanay. Efa natsaraina sy namoraina na ny lalana na ny fitaovana ahavitanay sy ahafahanay manao ny asanay.
Ny tsy miasa ihany no mifafa ny kiho e!
19. dalie
(
26/02/2009 12:03)
Aza miteniteny foana eo ianao ry ny avo2000 rehefa tsy mitovy hevitra aminao ilay olona dia izany no ataonao tsy misy olona adala eo akory ka hanoratra amin'izany site izany ianao efa voa tamin'izay nahazo anao any ka mirediredy eo
20. ari.malala
(
26/02/2009 12:39)
bozyboleta, inona kay ny fahadisoana nataon'ny RDB t@ nanakatonana ny fandaharana karajia?
nyavo, za koa kristianina katolika, fa tsy miombon-kevitra aminao ka! naleoko aza ny nataon'i Mgr Razanakolona satria anie ny anareo efa manao lohan'apondra ka izay tiany iany no atao sy tsy maintsy tanterahina e! Aiza ve ka efa voalaza ao anaty fifanarahana fa mitsahatra ny fihantsiana, ny pds nareo mbola miseho "be sandry", izany ve dia mety sa mba manaja? fotoana ifanomezana, olondehibe no miresaka fa tsy misy zazakely eo de laozan'ny apondranareo mibalady eran'i Madagasikara mandany volam-panjakana @ iny fatina ropilanina iny iany, nga tsy vola no miala ividianana kerozèn ihetsehan'iny? koa rehefa tsy asiana hasiny iany izy dia aleony tokoa mipetraka sy manaja tena! fahendrena ny azy amiko aloha! fa ilay ra8 manao lohan'apondranareo mintsy no tokony handinitena kely ftsn hoe inona sy inona daolo no nahatonga izao korontana izao... raha tsy miavonavona sy miseho manambony tena izy tsy ho nisy izao.