Sarimihetsik'i Monsenera

21. AnA ( 26/02/2009 12:54)
ianao no tena manao lohan'apondro ! ravalomanana dia elu ara-dalàna fa ny tgvendranao tsisy saina no tokony hisaina
22. bozyboleta ( 26/02/2009 13:38)
bozyboleta, inona kay ny fahadisoana nataon'ny RDB t@ nanakatonana ny fandaharana karajia?

Dia tena tsy hainao tokoa ve sa taon-dasa tsy tsaroana???
Rehefa manao fandaharana toy ireny mampiresaka olona ireny na otran'itony manao forum itony dia misy ny modérateur.
Tokony manana etika ny modérateur mahay manitsy ny olona raha mitady hivilana ny resany.
Nisy mihitsy ny fandranitana sy fiantsoana fikomiana tao @ io fandaharana io. Ary t@ izany no efa nisy ity resaka fiantsoana olona hivory eo @ 13 mai ity.

Dia tena tsy hainao tokoa ve sa taon-dasa tsy tsaroana??? :roll: :roll:
23. TEGEVE ( 26/02/2009 14:04)
ry anaka madamakely tsy ilaina ny manao ny toetra pivarotena toy izao ,ny ato @ foibe dia mapitandrina fa tsy ho mpikabana tgv intsony ianao raha tsy manaraka consignes (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.058