au secour!!!

1. flodine ( 24/02/2009 20:02)
Tsy afaka manao connexion sans fil ( wireless) zah, tsy maintsy mampiasa cable foana vao afaka mandeha ny internet. Mila fanampiana ny @'io.
novalian'i flodine ny 25/02/2009 14:06
2. xxx ( 24/02/2009 20:34)
Misy critère tsy maintsy fenoina le wireless: mila configurer-na tsara aloha ilay carte de resaux, tokony ho fantatra koa we resaux protegé ve ilay izy sa accessible ho an'ny rehetra, indraindray koa mila adiresy IP sns. Ka tena tsy haiko izay tena misy blem eo aminao
3. daryprod ( 25/02/2009 05:07)
Normalement tokony ho hitan'ny machinenao automatique ilay WI-FI, de ny DNS koa configureo fa iny no ahafahana miditra @ internet. Andramo aloha io de ho hitantsiaka eo e :idea:
4. flodine ( 25/02/2009 14:06)
xxx:

Misy critère tsy maintsy fenoina le wireless: mila configurer-na tsara aloha ilay carte de resaux, tokony ho fantatra koa we resaux protegé ve ilay izy sa accessible ho an'ny rehetra, indraindray koa mila adiresy IP sns. Ka tena tsy haiko izay tena misy blem eo aminao

izy ato an, accessible hoan'rehetra, tsy mila ilay IP. Efa ni-configure-ko le izy , de zay no tena tsy azo , nahoana no mbola tsy mahazo foana? fa tsy maitnsy mampiasa cable foana hatramin'zao.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0876