Inona indray hono no fifampidinihana tao?

1. klitika ( 24/02/2009 16:58)
Sao mba misy mpitsikilo mahay an'io aza fady? Dia mba lazao anay eto tsy maninona na misy HONO aza?

2. Mirananirina ( 24/02/2009 17:17)
taiza izany e,fifampidinihan'iza?????
3. Noue ( 24/02/2009 17:39)
17:10 - Les 2 parties ont convenu de ne pas faire de déclarations suite à cette entrevue. D’après le FFKM, les sujets de fonds auraient été abordés
4. Noue ( 24/02/2009 17:41)
17:00 - La rencontre entre Ravalomanana et Rajoelina a eu lieu une nouvelle fois au Hintsy. Une nouvelle rencontre aura lieu demain.

ary tsisy afatsy ny FFKM ihany no milaza raha misy zavatra ho lazaina ! dia mba mihenoha radio eeee !!
5. Mirananirina ( 24/02/2009 18:03)
ary tsisy afatsy ny FFKM ihany no milaza raha misy zavatra ho lazaina ! dia mba mihenoha radio eeee !!

hono tokoa hoa ry Noue.amin'ny Internet ve no henoina ilay radio sa mety firy raha amin'ny radio eto.
6. Andribe ( 24/02/2009 18:11)
ito misy radio gasy hitako aloha

mms://radio.lequotidien.mg/mada

fa tsy naheno ninin za androany fa rahariva angamba 8)
7. Mirananirina ( 24/02/2009 18:15)
Sur ve ianao aminio ry Andribe ,fa tsy avelany antivirus-ko miditra aho raha tsy sur.
8. Noue ( 24/02/2009 18:29)
iééé ! io radio ao @ internet io no henohiko eee ! milay kosa zany raha radio aaa ! sady misy vaovao toutes les heures ! ny ambiny hira milay be eee !!!
9. Andribe ( 24/02/2009 18:39)
rnm an dra8 io angambay tsara henoin i wiwiwi =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. Mirananirina ( 24/02/2009 18:41)
misaotra nizara e,izaho laozako mihaino radio vazo gasy foana.
11. Noue ( 24/02/2009 18:48)
Andribe:

rnm an dra8 io angambay tsara henoin i wiwiwi =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
iééé ! tokony mihaino an'io mahintsiny izy eee


:-D :-D :-D :-D
12. andrywui ( 24/02/2009 19:17)
Maninona tsara ny vavanlahry androbe iza no asaina mieno ny rnm anra8 ?? zay ko Noue de mamely mafy ahy eo ! ianao an ! ny akamanao aza voan'ny androbe :-D :-D :-D ko !! torantorana !! ha ha ha !! tsipazana ahitra maitso hi hi hi made vorombava he he he
13. Noue ( 24/02/2009 19:23)
mba henoy leisy io radio io fa misy hira milay be anie eeee ! kozy eee !! :-D :-D :-D :-D :-D
14. andrywui ( 24/02/2009 19:30)
Kay !!! radio votany kely mamparary sofina kely ! tsy mampitehiaino akory de oe milay ah milay !! sady ratsy be daoul ny hira mande ao amlé izy !! fa nanokakatra ah de lé hira oe ; O Gorisa,gorisa !! O karatsakaratsaka an'alana kondro !! iny no miverina ao foana nefa hira efa ratsy be sady ntaolo be !! mba andefaso Radio milay noho io ry le Androbe ty a ! fa vakiako eo io Radio ratsy be io a
15. xxx ( 24/02/2009 19:32)
radio tim io ,raha miheno azy dia tsy misy afatsy ny hoe raha tsy d'accord an'i ra8 dia tsy tia fandrosoana, ny fivavahana moa dia fitaovana entina hanohanana an'ira8, tononina daholo izao verset baiboly hanadisoana ny parti adverse ary hanamporofoana ny maha olo marina sy voafidin'andriamanitra an'i ra8.mbola aiza isika mpanohana ra8 e, izy no ilay mesie.tafakatra be ny farimpiainan'ny gasy hatrami'izy teo,bon marina izany satria moa ra8 aza efa mandeha aire force one tena tafita ny gasy :-* :-*
16. andrywui ( 24/02/2009 19:35)
Milay be lesy ra xxx14 ra mamoha ps elah
17. andrywu ( 24/02/2009 19:37)
ok eh
18. fijo ( 24/02/2009 20:55)
ka izay no lanimbahoaka e.tsy nahazo "presida" i andry fa nataon'ny FFKM hoe andriamatoa andry rajoelina kle.very aho titre ko
19. Fahazavana ( 24/02/2009 20:59)
i monga be prezidà au noir mpampiady olona no ho lany ; loza be lasa noir b dago na i ramatoany elefanta noir
20. fijo ( 24/02/2009 21:13)
inona ihany ity noira lava ity e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4288