Inona indray hono no fifampidinihana tao?

21. Andribe ( 24/02/2009 21:35)
:-D :-D :-D :-D :-D ary mandeha kay le izy =)) =)) =)) =)) =))
22. tafondro ( 24/02/2009 21:45)
fijo:

inona ihany ity noira lava ity e

Robert mugabe filohan'ny zimbabwe vé zany ?

23. andrywui ( 24/02/2009 21:52)
fahazavana 18
i monga be prezidà au noir mpampiady olona no ho lany ; loza be lasa noir b dago na i ramatoany elefanta noir




inona no dikanzany ra fahazavana fa tena maizina !! tena noir mants e ? :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
24. Andribe ( 24/02/2009 22:04)
nga i mugabe lasa membre ao @ tgv koa sa ao @ tim =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
25. andrywui ( 24/02/2009 22:12)
Tena ts arako les ry fa manomboka very aml resak mits ah angamb fa aleo ra-fahazavana hanazava azy tsar !! fa ts azok oe inn ao amin'ny tenan'ny mogabe no noir ?? sa ny fean'ny mogabe ve no noir? sa ny volokeliky mogabe no noir ? mila jiro kely ato ra- ampoule a!! haingan eno
26. Andribe ( 24/02/2009 22:18)
sao dia mba ny solonifin i ra fahazavana kosa no noire ka lasa noire h@ koziny =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
27. andrywui ( 24/02/2009 22:47)
Aza atao hitany io kozinlah ry Andribe fa ataon Fahazavana mahamay elah !!! iny anga mahatanty hanalana otrnio !!! tonga de mifontana be amlah zao iny vo mahit an'io rah ts efa lasa natory !! misora an'A/tra elah fa met ef ts ao tson i Fahazavana teo :-w :-w :-w :-w :-w :-@ :-@ :-@ :-@ :-w :-w :-w :-$ :-$
28. tafondro ( 24/02/2009 23:15)
ô Ra fahazavanôôô ! mifoaza éla tao dé m'sotro kafé kel ,dé mkozy zay reve'lah elah ! ny tormaso hono anie l'ty ka ftôna very é !!!!!
29. rangorivao69 ( 25/02/2009 01:00)
raouioui> ary toa nitsoaka elah vao miala ah ,mbola aiza e ,alefaso zay tena kozy vraie fa raha ny manipulation sy ny démagogie nelah tsy miasa eto :-D :-D :-D
30. tafondro ( 25/02/2009 01:13)
Barakay hoa!
31. rangorivao69 ( 25/02/2009 01:28)
ale hivoka klou rangorivao96 :-D :-D :-D
32. tafondro ( 25/02/2009 01:42)
Motherfucker!!!
33. rangorivao69 ( 25/02/2009 01:54)
de ao alaharo nyfianakavitena ho pehako ,ny bavy ty alefaso aloha :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0541