Profil local endommagé

1. raNeo ( 24/02/2009 15:40)
Slt daholo, manana pb zà amin'ny démarrage windows: mandeha tsara ny chargement windows fa misy boite de dialogue manambara oe "windows ne peut pas chargé le profil local, il peut être endommagé, windows charge le profil temporaire..." de mande le ordi fa rah mametraka raccorci eo @ bureau de tsy hita iny ra vao redémarréna le systeme avy eo, de isaky manao office koa de ohatr@ vao mampiasa voalohany ireny foana ianao, idem windows media player: voatery miscan hira foana.
Omeo soso_kevitra de Merci d'avance. :wink: :?:
novalian'i nilex ny 02/04/2009 10:52
2. xxx ( 24/02/2009 17:13)
ataovy mis-a jour le windows de activer-o ny option de reparation installation sady mampiasa an'ilay cd d'installation (Tandremo tsy hanao installation vaovao fa manjavona ao aby ndray ny zv rehetra). Mety ho ny anti-virus koa no nanala an-le programme io fa mety ho tratran'ny virus.
Tsy haiko na mety hanampy io na tsia.

3. sitlo ( 24/02/2009 17:36)
Izany ve tsy ilay foza orana (araka ny fahenoako azy).
4. Mistral ( 25/02/2009 05:29)
Raha tadidinao ny daty nanombohan-lé izy manao an'io dia izao anaovana azy :
1- Meny demmarer/tous les programmes/Accessoires/outils systèmes/Restauration du système
2- restaurer-o @ daty alohan-le nahavoa azy fotsiny lé machine dia milamina avy eo.

(l) (l) (l)
5. raNeo ( 07/03/2009 08:35)
Efa nanao re-installation le Windows za ry zareo fa tsisy fika mitsy. Ny tadidiko fotsiny dia nisy anti-virus NOD32 miaraka installé @ le système; de nalako de nanomboka teo le blem (NOD fix), De misaotra t@ torohevitra fa @ manaraka indray.Zay vao afaka niditra ndray fa somary sairana.
6. nilex ( 02/04/2009 10:52)
Rehefa misy olana virus ohatr'izany ny PC ka misy données mila gardéna ao dia mila scanena aloha ilay données rehetra mba hiala avokoa ny virus any ka mampiasa antivirus tsara amin'izany toy ny norton no tena tsara raha manana,avast koa tsara ihany,rehefa vita izay rehetra izay vao atao ny reinstallation fa raha tsy izany de miverina foana io,Nefa misy virus tsy miala mihintsy na formatena tanteraka aza ny HDD .Raha tsy izay no ataona dia mbola ao foana izany le virus ,tsy misy vahaolana raha izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1701