ACCIDENT !

1. Fanampy ( 23/02/2009 13:53)
nisy accident nitranga teny @baniny tetezana behiririka ny maraina teo ka naratra ilay sipa tao aoriana,fa ny tena nampalahelo ahy ry zareo de le kofa sipân'ilay sipa le moto no nalain-drazoky fa le sipa nitsirara teo @pivoanara be tsy norarahan'lery.@KO izany to tena mahamenatra ihany sa ahoana hoy nareo ?
2. vale ( 23/02/2009 14:03)
ny moto-any izany tiany noho le sipany kou! 8O
3. mimioa ( 23/02/2009 14:15)
itakou sarobidy aminy le moto ra mitaha @ le sipany! mahamenatra marina a
4. Papoose ( 23/02/2009 15:13)
de nanao ahoana le tohiny nefa?
5. Mirananirina ( 23/02/2009 16:03)
Tsy rariny kosa izany.Raha hitako zany bandy zany an.Mahazo teny maharary.
6. Papoose ( 23/02/2009 22:05)
accident d'amour kosa angamba zany :-D
7. ikaretsaka ( 23/02/2009 22:28)
ngo kosa de manao le theorian'i chis rock hoe ny (olona) nge afaka manarin-tena rehefa mianjera fa ny (moto) mila arenina e.
Raha tsy tafarina le sipa de :x fa raha tafarina kosa izy ka okay de azo ary afaka lazaina hoe diso fopetraka ihany le remark
8. Fanampy ( 24/02/2009 05:31)
Le izy aloha tena lozika be.fa ity kosa no tsy fantako a,mety nisy probl tany de sorena lery ary zay no naha tonga an'le accident,ka mety suite le olana tany no hanatonga le fietsika toy zay nefa na de zany aza. bandy za fa mba eo ihany le oe ramaninona2 eo ny zanan'olona de mba ahoana.
9. peta83 ( 25/02/2009 10:44)
c normal 8) ra le moto no tiany satria iny no taigenany betsaka indrindra noho ilay sipany!
10. kotobekibo ( 25/02/2009 22:59)
kiiiiii!!!!!
mba tena bandy " tsy avotra " koa lery izany , ipitsihako izany raha zà no teo @ toeran'ilay sipa fa tsy afenina . 8-)
11. sitlo ( 26/02/2009 10:38)
Ka ilay sipa aza tsy tafatsangana koa hipitsika amin'ny ahoooooana ary?


Raha ny fahitako azy aloha dia normale ihany raha ilay moto no vonjena aloha, satria iny raha avela eo mety mipoaka. Fa ilay sipa tsy mantsy sure fa hipoaka izany. :twisted:
12. xxx ( 26/02/2009 13:23)
Mety ilay moto no t@ toerana manahirana sy urgent (tery am-povoan-dalana ohatra) , fa ilay sipa hita fa tsy naninona
13. sakaizakely ( 02/03/2009 21:13)
sitlo:
Fa ilay sipa tsy mantsy sure fa hipoaka izany

dain ty ty :-D :-D :-D :-D
14. ikaretsaka ( 02/03/2009 23:39)
amboarin'ny pokona eo ny sipan'ialahy vao tsy mipoaka fotsiny fa mibontsina fa ataovy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089