PENGUIN ve i PENGIUN ihany ???

1. Noue ( 23/02/2009 12:59)
mahagaga manko fa io lasa misy PENGIUN vaovao io eee ! sady tsy mitovy @ fanoratan'i PENGUIN akory ny fombany !! sady lazainy fa nivadika tgv hono izy tsss nefa vao t@ maraina i PENGUIN no nanao dinika tato !!!
Mpandefa : penguin [ Valio ] 23-02-2009 10:54:54
Lohateny : Gisa mangalaketsa, be vava,ny tratra mangana, ny hanina dila
Gisa mangalaketsa, be vava,ny tratra mangana, ny hanina tsy azon'i TGV sy ny namany.
dia ho rain teo ve izy dia hivadika tgvendrana tssss ! aza misoloky ps-n'olona tahakizao eeeee tssss
novalian'i Andribe ny 23/02/2009 21:31
2. ifiona ( 23/02/2009 13:08)
slt Noue! :D ka efa hita zao fa tsy izy mihitsy io fa ilay mpanao AndryRajoel sy RavaloMarc ihany!
3. nyavo2000 ( 23/02/2009 13:09)
Tena Penguin sandoka io e!

I Penguin mantsy tena mpitolona mafana fo manaraka ny ara-dàlana ary colonieny daholo ny TGV-iste rehetra teto.

4. Noue ( 23/02/2009 13:11)
zany anie oa eee ! tssss ! mpisandoka tssss !!! :evil: :evil: :evil:
5. rabingogilabanga ( 23/02/2009 13:12)
Amin'ny maha loyal anay, no sady tsy TIM no tsy TGV, fa mila izy roalahy miala dia izao no hevitro:

raha ny PS aloha dia tsy mitovy,
ny resaka numerique na informatika manko, raha ny I sy ny U no miova place dia efa olona hafa indray izay

PENGUIN tsy PENGIUN no tsy PENGUN sady tsy PENGIN

sahala @ noue tsy ho noeu

izay fa aza mbola tapaka lalandrà ry noue fa mbola lava ny lalana e!
6. Noue ( 23/02/2009 13:13)
tssss ! io ve dia ahatapaka lalandrà ahy eee ! mahatsiravina ahy fotsiny ity misandoka ity eee !! :^) :^) :evil: :evil:
7. andrywu ( 23/02/2009 13:20)
Noue:

tssss ! io ve dia ahatapaka lalandrà ahy eee ! mahatsiravina ahy fotsiny ity misandoka ity eee !! :^) :^) :evil: :evil:

miala tsiny an le ry noue,mba te hampiresaka fotsiny anie za e,vive ra8


8. Noue ( 23/02/2009 13:25)
fa nga koa i wiwi rabingogilabanga ihany klet'ieee ????? :^) :^) :^) :^) inona ni hialany wiwi tsiny amiko nefa i rabingogilabanga no nilaza oe
"rabingogilabanga":
izay fa aza mbola tapaka lalandrà ry noue fa mbola lava ny lalana e!
9. rangorivao69 ( 23/02/2009 13:27)
raouioui>RESAKA FAUX ,USAGES DES FAUX ,USURPATION,TROMPERIE,ZANY MBA TOE-TSAINA ,TSIAFAHY ELAH VAO MIJANONA TY :twisted: :twisted: :twisted:
10. andrywu ( 23/02/2009 13:28)
tsy hay intsony izy ity fa betsaka koa anie ny efa cloné (genetiquement modifié) :-D :-D :-D
11. rabingogilabanga ( 23/02/2009 13:34)
noue:
fa nga koa i wiwi rabingogilabanga ihany klet'ieee ????? inona ni hialany wiwi tsiny amiko nefa i rabingogilabanga no nilaza oe


aza mi-panique hoa ry noue, fa olona samihafa ireo, tsy izaho mihintsy no ho i andrywu, tapaka lalandrà eo anie e! ny zaza ity mbola kely rahateo.

sady raha mikoropaka alohan'ny fotoana, dia izay le hoe : karakarao fa mivoraka.

izany ve no ainareo, vao tairina dia wawawa....

rangorivao69:
RESAKA FAUX ,USAGES DES FAUX ,USURPATION,TROMPERIE,ZANY MBA TOE-TSAINA ,TSIAFAHY ELAH VAO MIJANONA TY


resaka serasera ve, dia tout de suite les grands bocabulaires, les terminologie , les grandes principes, mivoraka marina ireto ka....

karakarao fa mivoraka e!


12. andrywu ( 23/02/2009 13:36)
salut ra bingo efa koa ve ny akama e
13. rangorivao69 ( 23/02/2009 13:53)
raouioui>IO rabamga FA MIKOROTANA SAHADY ^:^ ^:^ RECRUTEO @ZAY LESS SADY IO AZONELAH ATAO CHAIRE A CANON ERY AMBOTSIROHITRA :-D :-D :-D SADY MANAO LOHAN-NDRAJAKO KLE =)) =)) =))
14. tafondro ( 23/02/2009 13:55)
Sam fopl daôl na ra pingouin na raanjyoui na rabila bakak ,tsy mlay ,pitoraka blao ny piray firenena .Bref ,sembana aratsaina eo @ maha ol .Eritsereto ny bof sy bain'lisany dé o fatatril'isany ny @ lisany ! LOOSERS , RATES ....
15. ndenn ( 23/02/2009 13:56)
Tohizo fa tsara ka ,misy ho dinihina ny @ accés au toile indray andro any . :oops:
16. rangorivao69 ( 23/02/2009 13:59)
rabanga MOLA NANISY LOKOMENA FA HICHARME NDraouioui, MAHAZO KIL ELAH RASOIR :-D :-D :-D
17. andrywu ( 23/02/2009 14:03)
je t'aime ra banga :-* :-* :-* et alors
18. Noue ( 23/02/2009 14:05)
ooo ry rangorivao69 aaa ! tsy i wiwi io andrywu io fa mpisandoka eee!! i wiwi dia andrywui fa tsy io ee :^) :^) :^)
19. rangorivao69 ( 23/02/2009 14:14)
Noue>EFA NILAZA ANIE raouioui FA HANAO PS BOBAKA BE ANDROANY E? OMALY ALINA MANTSY NAMEKO BETSAKA NY DOZINY E
Noue zany hoatrany misavoritaka be ^:^ ^:^ AIZA HOA NO MBOLA HANAOVAKO AN'INY E :-D :-D :-D
20. penguin ( 23/02/2009 14:34)
OK "noue". Mba handrebirebena ny pokona dia mamadika anarana ry zalahy ka i andrywui no mody manao pengiun mba handotoana ny solon'anarana penguin. IZAHO PENGUIN TSY MILA TGVendrana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1642