PENGUIN ve i PENGIUN ihany ???

21. andrywui ( 23/02/2009 14:40)
Tena hianareo mpanao PS sandoka ato de tsy manaiky kosa aho fa tsy mety izao !! tsy izaho no manao Penguin sandoka ka tsy tokony hanaovana andrywui sandoka zany aho
22. penguin ( 23/02/2009 14:47)
Tsy fombanay ny miasa amin'ny sandoka ka aoka tsy ny solon'anarana efa ho 3 taona niasa teto no potehina amin'ny fitaka andrywui. TGVendrana no tsy mahatanty dia mitady ny hanalana ny solon'anarako penguin izay manenjika TGVendrana hatramin'ny farany.
23. rangorivao69 ( 23/02/2009 14:48)
raouioui>HO AIZA EO ELAH E :-D :-D :-D
24. ndenn ( 23/02/2009 14:57)
andrywu:

je t'aime ra banga :-* :-* :-* et alors


Tsy efa feno compte isankarazany vé ny disque dur @ izao ps maro be izao ?
:oops:
25. andrywui ( 23/02/2009 15:45)
o lety Penguin a ! tsy za lety no manao anio a !! ny anlah za ihany satria manko za no tena mpampihinana anlah ry Penguin de mirona at foana ny lohanlah fa efa oe bandy hafa io !! za manao oe na i pimaso na i tafondro na i rangory io hampiadiana antsika lahy !! kozy ne zany e !!
26. rangorivao69 ( 23/02/2009 15:58)
raouioui>AZA MIBARADAKA LEITY A,MATAHOTRA AN'I PENGUIN VE TENA EH :-D :-D :-D
27. andrywui ( 23/02/2009 16:06)
Ka zahay ane lety tsy miady fa ny hevitra no miady e !! zahay anga miteny ratsy otrnlah isany !!! ny anareo ny olona no miady de tsy mety ny kozy ko !! ny hevitra sy ny loha no ampiasaina et satria tsy mifankahalala isika naiza elah na iza ,,donko ny vava zany no tena miasa !! ka ra tena manambava de ny vava alefa fa tsy teny ratsy zany fa tsy hevitra izany !! fa tsy isaky ny zay vao rangitiko kely de tonga de any amin'ny teny ratsy variraraka haingana alou fa tsy manankevitra ny anlah isany !! otran'ny olona tsy mba nianatra letsy !! rehefa tsy voavaly eo no eo de maka saina tsara aloh hamaliana azy vao manoratra fa tena hita oe mirefarefa amin tany laisany
28. rangorivao69 ( 23/02/2009 16:18)
KELAH NGE METISS RAJAKO KA RESA-DRAJAKO NO HAINELAH TSARA?MIHOMANA ELAH FA MILAHATRA NY KIL RAHALINA ,AFINDRAO @ VAVANELAH NDRAY :-D :-D :-D :-D
29. Noue ( 23/02/2009 17:50)
ooo ry rangorivao69 aaa ! aza atao mivandavandra be oatrizao moa ilay soratra fa tena mankarary maso klet'ieee ! :^) :^) :^) :^)
30. rangorivao69 ( 23/02/2009 18:10)
Noue> :* :* :* :* ary raha izao mety @ zay ve ? sa mbola ngedabe foana? sao de misy loupe kosa ary ny ordinao ry Noue :-D :-D :-D
31. Noue ( 23/02/2009 18:30)
kleti'eeee ! dia lazainao fa misy virus-n'i tgvendrana ve eee ??? =)) =)) =)) =)) =))
32. Andribe ( 23/02/2009 19:09)
virus mampivadika palitao ny tgvendrana fa tandreeeeeeeeeeemo =)) =)) =)) =)) =)) =))
33. Noue ( 23/02/2009 19:35)
fa tsy ho azon'io kosa aloha ny aty eeee !! :-D :-D :-D :-D :-D
34. rangorivao69 ( 23/02/2009 19:56)
tsy mandray vola ndreo zoulou reo nedala fa asainy manokatra ps tsi1-1 zay ay namely azy raouioui io lay surprise talata lazainy,fa hipoitra rahampitso ozy nedala teo @ tel ,saika tsy azoko zay nolazainy fa hotrany mihinan-javatra nedala ao, kay moa eo am-perinasa nedala ao ,mihinana ny andr'i zoulou :-D :-D :-D
35. Noue ( 23/02/2009 20:29)
justement eee ! mivadibadika foana koa anie ilay izy eee ! tena tsy araka intsony klet'ieee :^) :^) :^)
36. Andribe ( 23/02/2009 21:31)
Noue:

justement eee ! mivadibadika foana koa anie ilay izy eee ! tena tsy araka intsony klet'ieee :^) :^) :^)


ka feno virus tgvendrana otran dry wiwiwi sy ry kidoro ary ry pingouin eto ko aiza no hisy zavatra hazava tsony

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1129