RAVALO COMPTE SUR LA SAGESSE ET FIHAVANANA MALAGASY
1. salopard
(
21/02/2009 21:18)
ARY NY FITIFIRANA SY FANDATSAHANA AIN'OLONA MAROBE?
C'est du fihavanana, c'est du sagesse , c'est chretien?

novalian'i andrywui ny 23/02/2009 10:06
2. xxx
(
21/02/2009 22:52)
fa angaha izy ny teny hoe tongava aty nareo ho tifiriko!!hadalany zay nitondra io!
3. andrywui
(
21/02/2009 22:55)
Ieny oa sady efa bebe ihany zay efa matin'ra8 zay ka ! zao i Penguin kou ty mety daitra ndravalo fa neveriny fa tsy Tim!! ny atahorako de sao de nijerijery ny ministera azon'ny TGV tao le Penguin iny de voatifitra ny alin'iny tany Anosy tany ! de tsary hita fatiny !!sanatria ane izany ! kay !aza misy any zany fa de mampalaelo ny fiafaran'ileiny ! maty tanora ! mety nijerijery teny Anosy teny andro alina teny tko ane leiny e!! iny ko moa manao somary bebe loha tsy azo tenenina zay !! de nipoitra tampoka le polisy hamerina le ministera de mety taraiky tao izy tsy tafa monjy aina fa neverinle polisy fa TGV ho vonoina kou !! angah azo havotana tsony ! fa ny olona hovangiana ho azy ato aza zao tsy misy ! VELOMA LETSY PENGUIN A!! lalana tsy maintsy hombana io fa tombondalana ny anlah !! fa ny nahagaga de vao nanapakevitra nivadika TGV izy de daitra !!
4. xxx
(
21/02/2009 23:16)
andrywui:

rakidoro no vita teny tena kozy e
=)) =)) =)) =)) =))
6. rangorivao69
(
22/02/2009 11:08)
raouioui>AMPINANAN'I PENGUIN NY AZY TY FA ATAOVIN-TENA IHANY :-D :-D :-D
7. andrywui
(
23/02/2009 10:06)
olona efa vita iny matoa tsy nipoipoitra teto tsony !! faty ve atahorana ?? ny lolony angah !! hi hi hi