fankahalana frantsay any Madagascar

1. narivony ( 20/02/2009 19:55)
Ahoana ity fankahalana frantsay any Madagascar amin'izao ity? indrindra ho antsika diaspora mipetraka aty europe. Tena loza ity, ny ato am-piasananay izao efa manomboka manipy fitenena hoe : "Ianareo malagasy hono toa tsy tia français any aminareo, nefa ianareo koa toa mbola mampiasa teny frantsay, mipetraka aty france ny sasany,sns... Tena mahasadaikatra fa atao ahoana, hoy ny avaliko azy hoe : ny mpanao politika sy ny mpanohana azy no manao an'izany fa ny olona tsotra tsy manana eritreri-dratsy momba ny hoe fandroasana frantsay izany.
2. Papoose ( 20/02/2009 20:42)
vokatry ny fanjanahana daholo zany!
3. ikaretsaka ( 21/02/2009 00:03)
fanjanahana aby izany... misy koa ange ny mpankahala angalisy @ ireo tany colonie taloha ireo nefa teny angalisy ny teny ofisialiny e
4. soanja ( 21/02/2009 00:53)
Mifampitontona amin'ny zavatra ianarako koa ity resaka ity.

Tsy mankahala Frantsay akory isika fa amin'ny ankapobeny dia voavidin'izy ireo ambogadiny ny momba antsika rehetra. Saropiaro amin'ny azy anefa ny Malagasy dia lasa hafa ny fivoakan'ilay hatezerana.

Atao akory fa dia samy tsarain'ny nataony aby e.
5. Herimiafina ( 21/02/2009 01:21)
Io tsy hoe rehefa frantsay rehetra dia tsy tiana daholo, fa misy karazan'olona manana fomba hafahafa sy toe-tsaina hafahafa, izay matetika dia avy any Frantsa avokoa raha i Dago no resahana, izay mahatonga ilay fankahalana. Ny frantsay tsinona no betsaka ao Dago ary ny frantsay no fotsy hoditra manana fifandraisana amintsika manokana.
Ohatra1: misy tourista frantsay miheritreritra fa makorelina azo vidiambola avokoa ny tovovavy gasy rehetra. Eny ambony avion air Mad izy dia efa mikitikitika ny hotesse de l'air, dia sosotra ireo sipa ka miavona, dia avy teo ireo frantsay mimenomenona any amin'ny gazety fa miavona ny personnel naviguant-n'ny air Mad, sns.
Ohatra2: mbola miera any Frantsa ny firenena sasany vao afaka miasa amina projet ao Dago.
Ohatra3: ny ankamaroan'ny olona nitondra sy nanimba ny firenena dia mizaka ny zompirenena frantsay avokoa, tsy miditra mivantana fa mampiady ny mpiray firenena.
Ohatra4: ny projet sy tetik'asa frantsay no manakarama olona diplomés ambany indrindra ao Dago, ary matetika asa tsy mi-existe fa asan'ny Volontaire Service Nationale iray izay mikarama 20millions FMG/mois, kamo manao ny asany dia mampiasa gasy manana diplaoma iray hanao ny asany à 1millions/mois.
etc.... :^)
6. ainaheri ( 21/02/2009 06:47)
Tsara raha saro-piaro @ anao ianao,nefa kosa atao ara-diplaomasia ilay izy fa tsy atao bontolo hoe halako ty d roahako,otr'zany ny nandroahan-dra8 ny ambasady frantsay;zvtr tsy tokony atao na inn ny tsy fitiavanao ilay firenena,sao neverin'ny lery fa fitondrana ny mpiasany ao @ MAGRO ary ty mitondra firenena??? Anaty lavaka izy zao,aiza ny angalisy zay andrandraina??
Mahamenatra na ilay toetra aza,ny iranianina aza tsy mankahala ny amerikanina mipetraka ao aminy zany,fantany fa ny samy mpitondra no tsy mifankahazo.............Ny manarak'zay kou ny tsy fahaizana teny frantsain-dra8,d otrany simba be zany ny sainy hany ka lasa manana kompleksa lery,......raha tena fitiavantanindrazana marina ny andra8 no tsy itiavany frantsay,azony averina alaina daholo anie ny orinasa gasy novidian'ny frantsay reetra ee,banky,petrole......(Nationalizena) Nisy ve zany,vao maika aza miha amidy @ vahiny ny fananana kou(ny tsy an'ny lery io an)
7. aikon ( 21/02/2009 07:19)
izao illay izy ry akama voalohany inona moa no atahoranao raha roahan'ny frantsay any frantsa ianao ?
fa anaga moa namono olona tany dago ianao ka tsy sahy moody ?
fa anga raha mampiasa teny frantsay de midika inona fiteny ohatra ny fiteny rehetra ny teny frantsay tsy hitako ny olana amin'izany
fa izao no tiako ho tsapanao fa ny frantsay izay mampiatrano anao io dia efa avy nandripaka ny razambe an'ny Gasy ary nanjanaka ny Gasy koa ary tena mbola azo lazaina fa manjanaka mihintsy atramin'izao isika miteny izao aza
io vola anakaramana anao any io anie mbola tombombarotra azo avy @ arenan'ny Malagasy izay alaina antsokosoko any dago ee aoka azava fa ny frantsay raha tsy misy toerana fangalarana ohatra ny madagascar dia mahantra ireo asa na fantatrao izany na tsia
aoka koa tsy ho tia tena ianao satria ny Gasy namanao any antanindrazana anie ka mahita faisana amin'ny ataon'ireo frantsay any dago any ee fa saingy tsy hitanao izany de ny anao no lazainao satria any ianao no mipetraka
ka tsy hitako izay olana raha ohatra ka tsy tia frantsay ny Gasy ary izay mihintsy no tokony ho izy
ny azoko ambara aminao dia izao hoe mba misaina fa tsy faly 2 tombotsoanao manokana fotsiny ianao dia izay fa mba jereo ny tanindrazana sy ny mpiray tanindrazana aminao raha tena Gasy marina ianao
SADY ANAREO AVY ANY FRANTSA IREO MISEHO MILAY REHEFA TONGA ANY DAGO , NADIA MITENY GASY AZA TSY ATAONAREO REHEFA TONGA ANY ANTANINDRAZANA IANAREO NEFA DE GASY RAY SY RENY BE IZAO IANAREO MIHINTSY NO MANAMBANY GASY SY NY FITENINDRAZANAREO SATRIA AMINAREO REHEFA TSY MITENY FRANTSAY DIA ASA AMBANY ANGAMBA NA KOA HOE REHEFA ANY PARIS DE AVY ANY @ PARADISA
DISO TANTERAKA IANAREO RAHA NY FITENINAREO NO AMBANIANAREO SY TSY ASIANAREO ASINA
IANAO DIA SOKAJIAKO @ IREO OLONA TSY TIA TANINDRAZANA MPAMADIKA TANINDRAZANA NBY OLONA TOA ANAREO MIHINTSY NO NAHATONGA NY GASIKARA HO VOAZANAKA'NY FRANTSAY IO
IZAY NO ATAOVY AO ANTSAINAOP IO







:lol: =(( =((
8. narivony ( 21/02/2009 07:35)
Ary tena marina anie izany ilay resaka fa tsy honohono e! Tsy hitako koa izay idiran'ny resaka miteny malagasy eto na ny kely azy. Fanontaniana ny marina momba ny feo heno amin'izao fotoana izao hoe : mitady hamono ny frantsay rehetra any Madagasikara ny malagasy izay no fanontaniana.
Ary raha ny momba ahy indray raha tianao ho fantatra dia fianakaviana mivezivezy eto France nanomboka tamin'ny taoan 1961 ary nanomboka nipetraka aty tamin'ny 1982 izahay ary nila ravinahitra taty an-tsitrapo izay no valiny raha izay no manitikitika ny sainao. Misaotra aloha namaly na namaly am-patezerana aza.
9. Herimiafina ( 21/02/2009 12:57)
Raha izany hoe andeha handroaka sy hamono frantsay izany aloha angamba dia tsy misy e. Honohono fanitarana fotsiny izany raha ny heritreritro.
Misy teratany hafa maro ao Dago, toy ny karana, ny sinoa, ny amerikana, sns samy manana ny toetrany avokoa, ary manao cas isolé-na abus amin'ny resaka elanelana amin'ny farimpiainana, saingy mbola cas isolé ihany izy ireny, ary tsy mbola nitarika famonoana na fandroahana toy ny tany Sénégal sy Cote d'Ivoire.

Io dia resaka attitude avokoa. tsy ao Madagasikara ihany fa na aty amerika avaratra aza dia manana ny attitude-ny ny frantsay sasany manao post-doc amin'ireny oniversité amerikana ireny, na ireo frantsay tonga manao immigration any Québec. Eo koa ireo miaramila frantsay amin'ny OTAN any Kaboul Afghanistan. Ahitana commentaires daholo ireo faritra ireo, commentaire avy amin'ireo mpifanerasera amin'ireo frantsay, fa hafa mihintsy ny fomba fanao sy ny fisainana. Natao hihomehezana ilay izy indraindray raha raisiko ny ohatra momba ny ady atao amin'ny Taliban any afghan. Fa mizesta be mihintsy ny miaramila frantsay ary manambany be ny ennemi, nefa rehefa nirahana haka village iray tao Kandahar dia vaky niparitaka rehefa nipoaka ny AK47, ary ny loza dia very daholo ny sens de l'organisation fa dia miriorio à découvert amina champs de blé izay ry zareo ary mi-frole ny bala avy amin'ny taliban foana ny officier, dia mivoaka daholo ny teny ratsy hatramin'ny hoe sale sauvages, indigènes, sns. lol :-D :^)
10. xxx ( 21/02/2009 13:22)
SADY ANAREO AVY ANY FRANTSA IREO MISEHO MILAY REHEFA TONGA ANY DAGO , NADIA MITENY GASY AZA TSY ATAONAREO REHEFA TONGA ANY ANTANINDRAZANA IANAREO NEFA DE GASY RAY SY RENY BE IZAO IANAREO MIHINTSY NO MANAMBANY GASY SY NY FITENINDRAZANAREO SATRIA AMINAREO REHEFA TSY MITENY FRANTSAY DIA ASA AMBANY ANGAMBA NA KOA HOE REHEFA ANY PARIS DE AVY ANY @ PARADISA
DISO TANTERAKA IANAREO RAHA NY FITENINAREO NO AMBANIANAREO SY TSY ASIANAREO ASINA
IANAO DIA SOKAJIAKO @ IREO OLONA TSY TIA TANINDRAZANA MPAMADIKA TANINDRAZANA NBY OLONA TOA ANAREO MIHINTSY NO NAHATONGA NY GASIKARA HO VOAZANAKA'NY FRANTSAY IO
IZAY NO ATAOVY AO ANTSAINAOP IO
dray dray dray! ento mora ry aikon ty vava an! sao dia ho tapaka lalan-drà eo ka tsy ho voavonjy intsony! hita fa tena boramena be toy ny voatabia ity ianao
:-D :-D
11. xxx ( 21/02/2009 13:29)
hoy i aikon
ka tsy hitako izay olana raha ohatra ka tsy tia frantsay ny Gasy ary izay mihintsy no tokony ho izy
ny azoko ambara aminao dia izao hoe mba misaina fa tsy faly 2 tombotsoanao manokana fotsiny ianao dia izay fa mba jereo ny tanindrazana sy ny mpiray tanindrazana aminao raha tena Gasy marina ianao
resaka tiana hitatra ny anao ka atao fa na ny gasy samy gasy aza misy mifankahala fa hoe i ranona andevo, i ranona hova na andriana. Ny tanindrana sy ny tanivo mbola manginy fotsiny. Eny fa na dia ny olona milaza azy fa mpivavaka aza dia misy mbola manana io toe-tsaina io ka tsy avelany manambady hafa firazanana noho izy ny zanany na dia hita fa mifankatia sy mifanentana aza.
12. soanja ( 21/02/2009 14:12)
Lainga kosa aloha lainga fa manana toetra ny Frantsay (raha ny fahitako azy manokana) ary mety izay angamba no tsy itiavan'i Malagasy azy koa, ka asa na ampihariny any amin'ny asa na kompania io toetra io na tsia fa za mbola tsy niasa teo ambany vahoan'ny Frantsay aloha.

Tamin'ny diako farany tany Frantsa dia nalahelo be aho fa notsinotsinoavindreo tokoa ny Amerikanina nentiko. Tena avonavona be tsy misy ohatr'izany rehefa mamaly fanontaniana. Nony tonga tany Dago ny Amerikanina dia nihaiky fa tsara fanahy ny Gasy. Teo aho vao tonga saina na hoe ilay fampijaliana tany Frantsa ve no nakana izany hevitra izany sa isika mihitsy no tia/mahay mandray vahiny?
De nony nentina tany ambanivolo dia hoy ny mponina any hoe kay tsy Frantsay ny vazahanareo? hitanay tsara fanahy be! De tankina teo aho satria milaza zavatra be dia be tokoa izany.

Tsetsetra tsy aritra ihany iny sady mety hoe zavatra indray mandeha no nitranga, non, tsy indraipa ka! efa in-telo izay no nitranga ny toy izany tany Frantsa momba ny olona bekintana, fa kosa tsy afaka ny hilaza tanteraka aho hoe ireo tokoa ve ny mahatonga ny fankahalana sa ny olona (isika olombelona) mitaky zavatra be loatra ho an'ny namany tsy mitovy fisainana aminy?

Mino anefa aho fa matoa betsaka ny mankahala Frantsay any Dago dia noho ny traikefa niainan'ireo razantsika teo aloha sy ny fanjanahan-tany/fanjanahan-tsaina nentiny izay tsy mahafaty voalavo ankibo antsika Gasy. Tsy afaka omentsika tsiny izy ireo amin'izay tsapany :ny hankahala saingy kosa ilaintsika ny manome ireo zanantsika ny Fanabeazana hoe ahoana ny fomba famahana olana toy izany amin'ny fiainana, inona no fomba fihetsika sy fisainana azo heverina fa tsy manimba na dia misy aza ny tsy fifankazoana amin'ny samy hafa razana sy firenena sns... Fanabeazana no base.
13. kalinou ( 21/02/2009 21:56)
aikon:

izao illay izy ry akama voalohany inona moa no atahoranao raha roahan'ny frantsay any frantsa ianao ?
fa anaga moa namono olona tany dago ianao ka tsy sahy moody ?
fa anga raha mampiasa teny frantsay de midika inona fiteny ohatra ny fiteny rehetra ny teny frantsay tsy hitako ny olana amin'izany
fa izao no tiako ho tsapanao fa ny frantsay izay mampiatrano anao io dia efa avy nandripaka ny razambe an'ny Gasy ary nanjanaka ny Gasy koa ary tena mbola azo lazaina fa manjanaka mihintsy atramin'izao isika miteny izao aza
io vola anakaramana anao any io anie mbola tombombarotra azo avy @ arenan'ny Malagasy izay alaina antsokosoko any dago ee aoka azava fa ny frantsay raha tsy misy toerana fangalarana ohatra ny madagascar dia mahantra ireo asa na fantatrao izany na tsia
aoka koa tsy ho tia tena ianao satria ny Gasy namanao any antanindrazana anie ka mahita faisana amin'ny ataon'ireo frantsay any dago any ee fa saingy tsy hitanao izany de ny anao no lazainao satria any ianao no mipetraka
ka tsy hitako izay olana raha ohatra ka tsy tia frantsay ny Gasy ary izay mihintsy no tokony ho izy
ny azoko ambara aminao dia izao hoe mba misaina fa tsy faly 2 tombotsoanao manokana fotsiny ianao dia izay fa mba jereo ny tanindrazana sy ny mpiray tanindrazana aminao raha tena Gasy marina ianao
SADY ANAREO AVY ANY FRANTSA IREO MISEHO MILAY REHEFA TONGA ANY DAGO , NADIA MITENY GASY AZA TSY ATAONAREO REHEFA TONGA ANY ANTANINDRAZANA IANAREO NEFA DE GASY RAY SY RENY BE IZAO IANAREO MIHINTSY NO MANAMBANY GASY SY NY FITENINDRAZANAREO SATRIA AMINAREO REHEFA TSY MITENY FRANTSAY DIA ASA AMBANY ANGAMBA NA KOA HOE REHEFA ANY PARIS DE AVY ANY @ PARADISA
DISO TANTERAKA IANAREO RAHA NY FITENINAREO NO AMBANIANAREO SY TSY ASIANAREO ASINA
IANAO DIA SOKAJIAKO @ IREO OLONA TSY TIA TANINDRAZANA MPAMADIKA TANINDRAZANA NBY OLONA TOA ANAREO MIHINTSY NO NAHATONGA NY GASIKARA HO VOAZANAKA'NY FRANTSAY IO
IZAY NO ATAOVY AO ANTSAINAOP IO







:lol: =(( =((


ianao kosa toa manao resaky ny olona b fialonana na malahelo tsy afaka mipetraka any Frantsa. fa mba jereo anie ireo DOM TOM de aiza ho aiza ity Madagasikarantsika? Ozy aho oe kambony izany ry frantsay fa vereno zanahana i Madagasikara fa tsy matotra, zaza tsy mahasara-nono ka mitetateta, izao efa ho 50 taona no nahazona fahaleovantena, tsisy fivoarana fa mifanambaka antoerana, zay tonga eo de ny hameno paosy no masaka an-doha fa ny vahoaka mitsimpona fako!!!
14. Mirananirina ( 22/02/2009 14:54)
Io indray ilay resaka mankaleo fa tonga,manaratsy olona foana,nefa anie raha tsy misy ny fifandraisana aminy vahiny very daholo e,firy aminy gasy no mahay fiteny:anglisy,sinoa,espagnol sns...............
Nefa raha fiteny frantsay:mahay daholo na dia tsy ny rehetra aza.,pardon,merci sns.................
Aoka re tsy hankahala Frantsay isika,aiza ve ny sasany ny gasy aty andafy aza halany.
15. xxx ( 22/02/2009 17:23)
Lainga kosa aloha lainga fa manana toetra ny Frantsay (raha ny fahitako azy manokana) ary mety izay angamba no tsy itiavan'i Malagasy azy koa, ka asa na ampihariny any amin'ny asa na kompania io toetra io na tsia fa za mbola tsy niasa teo ambany vahoan'ny Frantsay aloha.
Zà aloha d mahita fa samy misy RATSY LOHA daholo ny karazan'olombelona @ ty globy ity e! Nahita maromaro mihitsy karazam-bahiny (tsy frantsay) teo @ toeram-piasana fa misy TSARA ary dia misy MANALIKA mihitsy tao dago; noho izany dia tsy azo atao anaty LASAKA iray ny olona fa izay sendra ny taolana klou dia mifika eo e!
16. Papoose ( 22/02/2009 17:44)
hoy ny vozah zay hoe hasty generalization
17. soanja ( 22/02/2009 19:12)
Izay voa tokoa aloha manodidina ary zah dia isan'ny nanodidina ary hitako ny mahasamihafa azy rehefa nanodidina aho. Soa fa nisy ny fiodinana satria afaka isika mijery hoe ahoana ny fomba anatsarana ny fifandraisana satria efa manomboka fantampantatrao ilay olona sy ny mombamomba azy. Ny traikefa dia naman'ny momba anao , izay tsy niaina azy ihany no tsy hahatsapa azy.
18. Rafahafahana ( 23/02/2009 09:29)
aikon:

izao illay izy ry akama voalohany inona moa no atahoranao raha roahan'ny frantsay any frantsa ianao ?
fa anaga moa namono olona tany dago ianao ka tsy sahy moody ?
fa anga raha mampiasa teny frantsay de midika inona fiteny ohatra ny fiteny rehetra ny teny frantsay tsy hitako ny olana amin'izany
fa izao no tiako ho tsapanao fa ny frantsay izay mampiatrano anao io dia efa avy nandripaka ny razambe an'ny Gasy ary nanjanaka ny Gasy koa ary tena mbola azo lazaina fa manjanaka mihintsy atramin'izao isika miteny izao aza
io vola anakaramana anao any io anie mbola tombombarotra azo avy @ arenan'ny Malagasy izay alaina antsokosoko any dago ee aoka azava fa ny frantsay raha tsy misy toerana fangalarana ohatra ny madagascar dia mahantra ireo asa na fantatrao izany na tsia
aoka koa tsy ho tia tena ianao satria ny Gasy namanao any antanindrazana anie ka mahita faisana amin'ny ataon'ireo frantsay any dago any ee fa saingy tsy hitanao izany de ny anao no lazainao satria any ianao no mipetraka
ka tsy hitako izay olana raha ohatra ka tsy tia frantsay ny Gasy ary izay mihintsy no tokony ho izy
ny azoko ambara aminao dia izao hoe mba misaina fa tsy faly 2 tombotsoanao manokana fotsiny ianao dia izay fa mba jereo ny tanindrazana sy ny mpiray tanindrazana aminao raha tena Gasy marina ianao
SADY ANAREO AVY ANY FRANTSA IREO MISEHO MILAY REHEFA TONGA ANY DAGO , NADIA MITENY GASY AZA TSY ATAONAREO REHEFA TONGA ANY ANTANINDRAZANA IANAREO NEFA DE GASY RAY SY RENY BE IZAO IANAREO MIHINTSY NO MANAMBANY GASY SY NY FITENINDRAZANAREO SATRIA AMINAREO REHEFA TSY MITENY FRANTSAY DIA ASA AMBANY ANGAMBA NA KOA HOE REHEFA ANY PARIS DE AVY ANY @ PARADISA
DISO TANTERAKA IANAREO RAHA NY FITENINAREO NO AMBANIANAREO SY TSY ASIANAREO ASINA
IANAO DIA SOKAJIAKO @ IREO OLONA TSY TIA TANINDRAZANA MPAMADIKA TANINDRAZANA NBY OLONA TOA ANAREO MIHINTSY NO NAHATONGA NY GASIKARA HO VOAZANAKA'NY FRANTSAY IO
IZAY NO ATAOVY AO ANTSAINAOP IO







:lol: =(( =((

Zaho gasy mipetraka aty france efa an-taonany maro, frantsay ny vadiko taty frantsa no nifankahitanay, fa zaho kosa dia tsy miteny frantsay amin'ny gasy mihitsy na aiza na aiza, na ny vadiko aza matetiko itenenako teny gasy, ary tena azony tsara ny tiako ambara fa ny ankamaroan'ny gasy tokoa aloha dia manimbazimba ny fiteny malagasy, ny zanako na dia mbola kely aza dia itenenako teny gasy, satria misy ra gasy mikoriana ihany koa ao aminy. Zany akory tsy midiaka fa tsy haiko ny teny frantsay, samy ao am-bavako daholo ireo fa omeko hasina ny teny malagasy dia mizaka ny zom-prenena frantsay aza aho.

19. roxanaha ( 23/02/2009 12:52)
Tsy maintsy misy fôna ny exception fa aza raisina @ ankapobeny (généralité) . Misy ny frantsay tsara, misy ny ratsy; misy ny amerikanina mafinaritra, misy mandreraka; misy ny gasy tsara saina ka tsy ory hava manana, misy ny gasy miandry kendry tohana fotsiny mba ampidaraboka izay mitady ho tafita, sns.....
20. Rafahafahana ( 23/02/2009 13:40)
roxanaha:

Tsy maintsy misy fôna ny exception fa aza raisina @ ankapobeny (généralité) . Misy ny frantsay tsara, misy ny ratsy; misy ny amerikanina mafinaritra, misy mandreraka; misy ny gasy tsara saina ka tsy ory hava manana, misy ny gasy miandry kendry tohana fotsiny mba ampidaraboka izay mitady ho tafita, sns.....



Marina io voalazanao io =D> =D> =D> =D>
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5836