fankahalana frantsay any Madagascar

21. xxx ( 23/02/2009 14:31)
Ny fahitako azy dia fialonana matetika , ohatran'i aikon izao ohatra, tsy hitako izay antony hitabatabanao an'i narivony izao raha ity resaka ity. Lazainao fa matahotra ny hody izy nefa izy aza tsy niteny n'inon'inona akory

Ny ahy indray ny mahavariana ahy dia ny olan'ny malagasy rehetra dia lazain'ny malagasy fa avy @ frantsay daholo daholo . Dia miezaka manakatra an'izay ihany ilay lohako fa tsy mety mahatakatra

Ohatra izao iny resaka TGV iny, mety misy frantsay tokoa ao ambadika , fa ny antsika dia tsy mba jerena ny andraiki-tsika malagasy fa avy dia ny frantsay ny frantsay foana tsy misy farany ... mahavariana ihany fa asa

22. xxx ( 23/02/2009 16:37)
Ny ahy indray ny mahavariana ahy dia ny olan'ny malagasy rehetra dia lazain'ny malagasy fa avy @ frantsay daholo daholo . Dia miezaka manakatra an'izay ihany ilay lohako fa tsy mety mahatakatra


Aza omena tsiny ilay gasy sasany fa ny Frantsay sy Frantsa no mba fantany ka heveriny hoe raha tsy nanjanaka an'i Madagasikara i Frantsa dia i madagasikara no premier puissance mondial sy paradis terrestre. :-D :-D :-D
23. xxx ( 23/02/2009 19:15)
Ny fahitako azy dia fialonana matetika , ohatran'i aikon izao ohatra, tsy hitako izay antony hitabatabanao an'i narivony izao raha ity resaka ity. Lazainao fa matahotra ny hody izy nefa izy aza tsy niteny n'inon'inona akory
:-D :-D vizana t@ girevy angamba io i aikon io ka manasa vangy @ olona ato @ serasera sisa no ataony e! :}
24. kelly13 ( 23/02/2009 19:34)
lol, misy d miakatra @ tsisy dikany sady mivoana b @ sujet! aleo tsy miresaka otranahako refa tsisy lazaina
25. fahamarinana ( 24/02/2009 11:19)
:arrow: kelly : izay mangina hono akia volamena a...za koa tahaka andry !(l)
26. ralevazou ( 24/02/2009 16:34)
Ra ny hevitro ndray r zareo d zao â: ho an zé maita tombontsoa amini" RENY MALALA" (irônika io teny io an), na ara pivelomana na ara pitiavana na ark zao retraretra zao d :evil: :evil: :evil: b ra vô misy voatohintohina r zareo frantsay; ho an zé ts maita na ts mitovy hevitra am zany d 8O 8O b sad manakiana avy hatrany andry zareo R MLL iz zay! Oanà manokana d zao: le fomba fisainandry zareo frantsay mihintsy no ts mazava ravô oe firenena efa avy nozanahany no resahana d tsorina fa MPANAMBANY OLONA tsy manontosa r zalah ( asa aloù ze exeption ) fa efa mba maromaro iany ny vahiny nifanerasera tamiko :oops: :oops: :oops: ê!
D zao: aleo ts maka lagy am zany fa refa afaka mampinana azy ôtran ataon Ra8 vô ataovy ze mety. Za ts mankahala fa hevitra loabary an dasy iz ty. â
27. sitlo ( 24/02/2009 17:31)
Nandinika tsara aho aloha vao haneo hevitra. Izaho mantsy dia amin'ilay tsy tia frantsay. :twisted: Fa saingy haiko ny manavaka ny politika sy ny fiarahamonina.
Efa somary nolazain'i herimiafina ireo ny ankamaroan'ny antony fa ampiako kely fotsiny.
Ianareo milaza hoe aoka ny lasa homba ny lasa. Ekena tokoa izany. Ianareo koa milaza hoe ny tsy tia frantsay dia manipy ny fahadisoana rehetra any amin'ny frantsay. Io indray aloha dia tsy ekeko. Efa nanoratako hevitra teto ny toeran'ny frantsay eo ambonin'i Madagasikara. Porofo akaiky koa izao ny vaovao alefan'ny rfi. Fa politika daholo moa izany ka tsy tokony tsy itiavana singan'olona.
Manakiana an'i aikon daholo koa ianareo vokatry ny fomba nitenenany azy. Fa misy marina kosa ny lazainy.
Ny tsy tiako amin'ny teny frantsay dia izao. Ny gasy rehefa tia hanindry, indrindra fa ara-kevitra dia ataony teny frantsay. Ary tena ireharehany mihitsy. Soa fa tsy ny gasy rehetra. Fa misimisy ihany hoy ilay tsy mahay manisa. Ny tena mahay teny frantsay indray anefa matetika no miteny gasy amin'ny malagasy.

Fa izao, raha ampiasaina iketriketrehana ilay izy dia tsara. Ohatra hoe raha hiady varotra amin'ny karana dia mody miteny frantsay asiana accent tsara fa mandaitra foana. :twisted:
28. soanja ( 24/02/2009 17:55)
Ny vokadratsin'ny fanjanahan-tany sy ny fanjanahan-tsaina dia tsy aiza no mamatra fa any amin'ny fiaraha-monina.

Tsy afaka hanala ny Frantsay amin'ny tantara isika nanome laginina ny firenentsika tamin'ny fanjanahan-tany saingy kosa ny hanome soketa ny tsirairay Frantsay hoe ratsy dia tsy fanao koa. Amiko dia tsy manamora ny asako ny Frantsay rehefa misy zavatra ilako azy. Amin'ny mahaolombelona ahy dia moramora amiko ny mihevitra fa sarotra iaraha-manao zavatra ny Frantsay saingy kosa ilaiko foana ny Frantsay amin'ny asako noho izany tsy mahatsara ahy ny hankahala azy ireo fa ny fomba fisainako manoloana ny fifandraisako aminy no ilaiko fahalalahana kely/amboarina mba tsy hanimba ny roa tonta.
29. rakaroka ( 25/02/2009 00:26)
Mampalahelo tokoa aloha ilay fisaina zary fankahalana sisa :oops: :cry: :cry: fa 'zaho io koa tsy natoraly tamiko ny hoe hiteny frantsay, sns mikasika an-drizareo :-$ :-$ :-$ fa milaza aminareo marimarina aho, fa raha te hifanandrina tsara amin'izay tena heverinareo ho "fahavalo aza" dia mila atrehina tsara izy!
Frantsa anie manahirana izay tokoa e, tany kely izy raha heverina, tsy velaran-tanin'i Zamerika na I Rosia fa dia nosokajiana ho firenen-dehibe an!
Farafaharatsiny mila hay ny teniny vao afaka mifanandrina amin-drizareo,
Ny manahirana koa, ara-tantara betsaka anie ary mbola tsy voasolo ny mampifamatota ny gasy sy ny frantsay, kojakoja maro , orin'asa, fiara sns.Koa na any aza ireo Sinoa, Karana sns, tsy mahasolo, fa ny tena GOAVANA tsy tokony tsiratsiraina dia ny hamaroan'ireo zanaky ny firenena
mitempo an'i Dago eto Frantsa, tsy hoe tsy misy any an-kafa fa....
30. rakaroka ( 25/02/2009 00:41)
lojika ara-tantaram-panjanahana ny fifandraisana nahatonga izany.
Raha toa ka akifika safobemantsina avokoa, dia fa naninona aza no nalefa taty izany ireo mpianatra maro nisahiranana ?, tsy fatiantoka ho an'ny firenena ve?
Hilaza fa tsy haninn tsy haninn izy ireny, taoko misy vonona handray andraikitra mivantana @ raharaham-pirenena any, toa bantiana sy tsatsoina sy atahorana hiady seza indray?...Fa angaha moa tsy efa milamina kokoa noho ny any ny fiainanay aty no 'ndeha hody rizareo?
Tsia fa mahatsapa koa ny maaaaro aty fa tsy an'ny any irery i Gasikara fa ikambanana!
Ary ny fiainana tsy misy lafatra zato isan-jato fa samy misy lesoka ary ny hendry mahay mameno sy maka lesona amin'ny hafa ny tsy nananany, rahateo natao hifameno ny fiainan-janak'olombelona ka io " avantage" foana ho an'izay mba mahay mikaja ny "diplomasia" tsy voatery ho voambaka mandrakariva!
31. Blackeagle ( 02/11/2011 15:40)

Ny ahy aloha dia tsy dia mirevy frantsay ny tenako. mahazana izy ireo, sady ratsy ratsy saina, no manambany mainty, no sady manana esprit colonizateur.
Contrairement @ gasy maro, ny tenako indray aloha dia tsy manaiky ho ambanin`ireo izany fa ataoko mahita faisana ny ahy, surtout moa rehefa Frantsay miseho manambany gasy ireny (ireo manaja kosa tsy ataoko inona satria tsy mety moa izany mamely olona manao an`ny arriny izany, amiko aloha).
Ireo raciste ireo koa, dia anaovako ny toetrako tsara, na @izaho makany France ireny aza.
1. Rehefa mivandravandra amiko, vandravandraiko be koa
2. Rehefa hitako eto dago hoe misy vazaha ireny mampijaly Gasy, na domiko, na ataoko hoe 'fermes ta gueule pede', na koa (miankina @ circonstance), kitihiko dia lasa ahy mandeha, na tsongoina ny kibony, dia aleo hikotaba eo fa ndana mandeha dia ignoreo total!!
3. Efa fanaoko koa, rehefa mandehadeha eto dago eto, misy indraindray ireny vazaha ireny miseo manambany. Ny ahy moa dia depasser-ko no sady hanaovako queue de poisson, no sady tena ataoko akiky azy mihitsy virage io, @zay hitany hoe victime-na racisme inverse koa izy fa aiza ave tsika gasy foana no victome matin midi soir.
4. Rehefa misy vazaha ireny koa miteny hoe 'les gasy, c des sauvages'; ny ahy tonga dia valiko hoe 'ahh mais les francais preparent du tres bon vins et taillent une pipe bien vinifiee' dia dia ny ahy mbola ampiko hoe 'mmmmhhhh..c bon'.
Alternativement, omeo compliment avec le 3eme doigt na koa, hevitra iray hafa, hanaovy farce (kitika na tsomo kibo na boko mihitsy aza, na anovy 'pssst pssst' na feo-ngetotra @ vava koa misy effet...aleo i se plaindre any fa zay no mety @reo frantsay alika reo).

5. Zavatra ray fanaoko koa, rehefa mitondra daba miaraka @ ralahiko na rehefa irery aza, nagariako izay fiara plaque verte mitondra an`izay larana numero entre 1 et 10 izay (fantatrareo e!!), ary tonga ny anay dia hanaoanay yarehy ratsy mihitsy satria ireo couillons ireo ihany no mampijaly mpira-tanindrazana atsy @ ambassade-lava-piringa atsy.

6. Zafatra hafa koa handrangitana @n`i zalahy. Mitenena teny anglisy rehefa mistsena na koa mitenena teny anglisy aminy 'oh excuse me, mate!!'.

7. raha misy frantsay ireny koa miavona, dia ny fanaoko dia manao an`ilay paozy mivindidra be sy tezitra be ireny no sady miavona tsisy aotran`izany (nefa tsy dia toetrako ilay izy fa cinema fotsiny no ataoko na ataonay moa). Atao tena tsy misy sira mihitsy zany le vazaha fa alikaina mihitsy.

8. raha misy indray amano remarque na fihetsika manambany ireny, aza manao aotran`ny gasy hoe mangina dia miala fotsiny, fa ataovy mahamay. Lazao hoe 'go back to your fu-cking country, asshole!!!' na tonga dia hoe 'espece d`encule'; izay moa no fampiasako mahazana rehefa eto dago.

9 .zavatr hafa koa any frantsa indray (visa allemand o ao @ passeport @ io fa izaho dia tsy mangataka visa ary @ lava-piringa ary). Misy olona any koa miseo manambany fa any indray, mety koa ilay manao farce 'pssst psst' ireny na mikitika an`ilay olona.

Ny point-ko dia tsotra. Betsaka @ nareo izao no hi-critiquer an`ity soratako ity, kanefa raha tsy manao inona anareo, dia ambanin`ireo foana eo fa mba masahia manao reaction na inona, na inona ho ataonareo a tsy milela-body jusqu`au soir ity akorony no ady eto e. Mba malagasy isika zalaha, gasikara antsikia Nosy ity fa tsy an`ireo vahiny reraka ireo. Akory anao no amabanin`izy ireo foana fa mba mahaiza mitraotra sy mi-gueule indaindray!! na au moins rangito izy fa aza faible izany fa efa io no mahavoa antsika Malagasy io. Jerenareo zay, ireo frantsay ireo tonga eto miditra fotsiny, isika nefa milahitra aotran`ny ondry atsy @ lava-piringa atsy vaoa mahazo mandeha. Bestaka anareo no hiteny hoe normal, zaho aloha tsy d`accord @ zany fa ny ahy, taniko ity, ataoko mahita faisana mihitsy ireo fa tsisy an`ny babanireo eto na 1m carre aza!!

Izahay aza dia tsy hitanay mihitsy hoe aiza ara ny station Total eto Dago eto, no sady tsy hitanay mihitsy hoe aiza izany Orange izany fa zay zao dia produit non-francais daholo no ato @nay ato. Mitovy @zay ihany koa ny any @ babanay sy ny ralahiko 2.
manino moa izahay hividy produit frantsay kanefa ireo mampijaly? Ny ahy aloha, mividy produit gasy ao maba ampandeha ny orinasa eto @ tsika eto no @zay mba mitsinjo an`ilay gasy eto izay efa mafy no mahazo zy. nahoana moa no mbola hividy frantsay ihany (sauf oblige)? Tonga any ara le gasy ireny ange alikain`ireo aotran`inona...k anahoana moa izaho aty hanampy frantsay? Mbola tsy ampy ihany ve ireo halatra t@ colonization ireny?

Mba mahaiza mi-reagir zalahy: Mitenena en retour, hanaovy farce, domy aza rehefa diso trop no ataony dia aza miala tsiny fa aleo hangasiasy eo!!! na koa balanceo hoe 'rentres ds ton pays pauvre pede' dia mandiana raha toa ka mifezaka enao. FA MANAOVA ZAVATRA... fa aza mataom-bazaha izany! Ino koa reo fa tsy vazaha 5eme categorie tsy mahavidy fihainana so sady tsy mahazaka eoropeana any eoropa akorony dia eto no miseo manjaka.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4454