TSY KIVY E!
1. galloper
(
20/02/2009 06:47)
indray mandefa ve no manta-vary de handevi-tsotrobe;
matoa azo iny t@ atoandro, de azo vakiana tsara ilay ministere;
ndao indray androany, 4 omaly, fenointsika 10 io androany.
AZA MORA KIVY E, TSY MISY MAFY MIHOATRA NY VATO ANIE, FA REHEFA TSY MITENY, ANGEREN'NY VORONA

novalian'i tequila ny 20/02/2009 11:30
4. tsinjo
(
20/02/2009 06:59)
Mpandefa : andrywui [ Valio ] 19-02-2009 16:10:27
Lohateny : MIVERENA DAOL MO RY ZALAH FA DE ZA RERY VE SISA ETO !!
De tena hilentika tsy hiserasera eto tsony ve hianareo ry zalah reto a!!! de zah rery ve zany sisa no ho eto !!aza manaoanzany mo lereto fa tsy haninnn anareo ane letsy za e!! zao ny jus saika mba hifandonana vera tato very fotsiny aby !! miverena aby moa fa tsy misy mahamenatra eo e!! fomban'ny ady ane ny misy resy sy ny maharesy e !! fa hianareo resy tsy hakoraiko zah nandresy aza hobiana hi hi hi !! fa miverena aby oa ee!! aleo ary fa tsy asiana aniny resaka mnistera iny tson ataoko fa zavatra hafa ndray no resahatsika e !! fa manorata eto mo ffa aza malaelo voalavo maty any fa mbola hiakatra ny avy any antsaha hi hi hi !!!!
heheheh andrywui a aiza ela e ,aza misitrika letsy ela sy kidoro a
7. Andribe
(
20/02/2009 07:34)
efa samy nahazo fanana angamba ry lerony de tsy hita omeo kely any koa ny bandy eeeeeeeeeeee :^) :^) :^) :^) :^) :^)
8. xxx
(
20/02/2009 08:00)
zahay tsy kivy aloha e, sady tsy milay le tolona rah tsy asiana suspens kely,
azo de ministera de nanailn'i fanjaka ndray ...tsy maninona fa azonay foana io e, OK???
azo de ministera de nanailn'i fanjaka ndray ...tsy maninona fa azonay foana io e, OK???