GADRAINA IREO MPANOHANA ANDRAVALO MPAMONO OLONA
1. kidoropamba
(
19/02/2009 16:48)
Ireto olona mpanohana an'ilay mpamono olona Ravalomanana dia tsy maintsy gadraina. Mangataka ny mba ho lasa mpiambina fonja aho ka hitazona tsara ireto andriambavilanitra (ireo lehilahy moa tonga dia faizina mafy dia mafy) manohana ity mpanao jadona ity ao amponja.
Ataoko mahamay tsara ry zareo raha tratrako ao. Arosoy eto ny anaran'ny tsirairay mba hanomananay ny fanamboran' azy.
Izao RAVALO A: MANDOHALIA IANAO ARY MIANKOHOKA MANAO AZAFADY @ MALAGASY. ALEFA A!

novalian'i xxx ny 20/02/2009 04:45
2. Noue
(
19/02/2009 16:50)
kidoropamba:misy dia manofy atoandro be zao eee !! tratran'ny masoandro tao nga androany ???
Ireto olona mpanohana an'ilay mpamono olona Ravalomanana dia tsy maintsy gadraina. Mangataka ny mba ho lasa mpiambina fonja aho ka hitazona tsara ireto andriambavilanitra (ireo lehilahy moa tonga dia faizina mafy dia mafy) manohana ity mpanao jadona ity ao amponja.
Ataoko mahamay tsara ry zareo raha tratrako ao. Arosoy eto ny anaran'ny tsirairay mba hanomananay ny fanamboran' azy.
Izao RAVALO A: MANDOHALIA IANAO ARY MIANKOHOKA MANAO AZAFADY @ MALAGASY. ALEFA A!
3. kidoropamba
(
19/02/2009 16:53)
Araraoty tsara izao andro hihinana-dravalondozanareo vary izao fa ianao io mihitsy no tena faizin'ny bandy tsy ho ela. Manonofy na tsia dia tsotra ny resaka: FONGORINA HATRAMIN'NY FAKANY ITY RAVALONDOZA SY NY FORONGONY ITY.
TENA TEZITRA be ny pokona ato ka raha tsy mitandrina nareo dia TSY GADRA IHANY FA TENA MAHATSIRAVINA NY HIAFARANAREO.
MANDOHALIA HOA ELA RAVALO ARY MANAOVA AZAFADY @ VAHOAKA.

4. andrywui
(
19/02/2009 16:56)
KIDORO TRES BIEN !! fa elah io lesy mankaiza foana !!!toa elabe foana ela vao mba maketo ?? sa mikandra ?? okay ee !! milay zany !! ao lesy hifandom-bera kely fa tsisy mety hisotro jus miaraka amikoreto a!!!! androany zany roa ny programn'i General n'ny TobyR. de rapitso 4, de rafakapits 10 !! de 16 zany no azo letsy hatram sabotsy a!!! sabotsy hariva manao fety de alahady mivavaka ! de lundi miditra miasa ny ministera vaovao !! he he he he milay ny progany an !!! fa mamangy amin'ny fahorianary zareo TIM a!! de aza misososka tsony ee!!! toneo ny fo misotroa rano mangitsy be de afaka io !! hi hi hi hi
5. kidoropamba
(
19/02/2009 17:00)
Sarotra be ny manao negosiation @ ireto mitazona basy ireto.
Eny @ 13mai foana nge ny kaozy mba mihaino vaovao fa raha tsy izany dia gisitra @ ity laingandravalo ity.
Ny pokona izao dia tena tezitra be. MITAKY NY HANDOHALIANDRAVALO EO @ 13MAI NY VAHOAKA ARY ESORINA NY PATALOHA KA MANAO AZAFADY IMASOM-BAHOAK? MIARAKA @ VADY AMANJANANY FA RAHA TSY IZANY DIA TAIRIN'NY POKONA IZY IO ka tena vita matavy.
IO ARY ILAY NOLAZAIKO ANAO TONTON!!! hoy Rossy.

6. Mirananirina
(
19/02/2009 17:00)
Iz no handohalika aminareo e.Iza no mpamono olona?Ireo nitondra ny olona dahalo sy mpanendaka ary mpisam ho faty hanafika ve?Ianareo no tonga handroba sy hanafika ary hangalatra.
Raha misy manafika ny vady amanjanakao,ka manana basy ianao:TSY HITIFITRA VE????????????Tapahako ny lohako rahat sy izay no ataonao

7. kidoropamba
(
19/02/2009 17:04)
TSY HITIFITRA IZANY IZAHAY RAHA OLONA HILAHATRA HAKA BIRAO A.
TAPAHO DIENY IZAO NY LOHANAO FA RAHA TRATRAKO EO DIA TENA HAMPIREVEKO SANA A!
TSY MISOMONGA NY BANDY AMIN'IZAO KA MITANDREMA IRETO TENY TSY VOAHEVITRA FA TENA TSY HAMELANAY MIHITSY AN.
80 NO MATY NOVONOINDRAVALO T@ 07/02/2009. MATY. NOTIFIRINA T@ RAFALES IZAY TSY AZO ATAO MIHITSY.
IO MBOLA MITADY HAMONO OLONA INDRAY.
RAVA NY AN'ELA RAVALO FA NDAO MANDOHALIKA AMIN'IZAY E

8. andrywui
(
19/02/2009 17:08)
Mirana a! torohevitra no homeko anlah !! sao ho simban'i kidoro eo ty tarehy tsara ty aleo mifona aminy de miala pitsika teo elah fa lagy be tamle tgv maty betsaka iny io zao de mety hamoatsapona eo fa ra za elah ry Mirana miala ilany haingana aho !! kozy e !!! biby ane oa io kidoro io ee!!!
9. kidoropamba
(
19/02/2009 17:13)
MIALA TSINY ALOHA FA TENA TEZITRA NY POKONA AMIN'IZAO KA TSY HAMELA HELOKA AN'IRETO MPAMONO OLONA SY MPIVAROTRA TANINDRAZANA IRETO.
EFA MANANA GALONA 2 AHO IZAO: IRAY AZO T@ 26/01/09 RAHA NANDORO AN'I MAGRO IZAHAY; NY FAHAROA DIA TERY AMBOHITSIROHITRA RAHA NIPITSIHAN'NY RAN'ny namana voatifitra ny masoko. TEZITRA HOA NY BANDY ATO A.
ENAO MIRANA A. HUMMMMMM! HUMMMMMMM! PEHANAY HOA ENAO RAHA MISARY ADALA.
RAVALO IZAO EFA MITADY HANDEHA ANY ANGLETERRA HITSAOKA KA IANAO NO HISOLO TOERANA AZY EO.
AVELKAO EO ENAO.
MANDOHALIA HOA ELA RAVALO FA RAHA TSY IZANY DIA......

10. Mirananirina
(
19/02/2009 17:14)
tsy matahotra n iza na iza aho fa alefaso zay alefa fa vonona ny hitaty ny aty.
Ianareo no mandrahona ny olona rehetra ato.MAZAVA?????????????????????????
Na tezitra na maninona samy manana sandry ,vola sns .....................alefaso ary

11. kidoropamba
(
19/02/2009 17:17)
TSARA ENAO RAHA TSY MATAHOTRA SATRIA MANAMORAMORA NY FAMELEZANA ANAO IZANY.
TOHIZO FA TSARA. AFAKA NY ADIDIKO MAMPITANDRINA ANAO FA TENA PEHANAY TSARA IANAO IO.
MISOKATRA MIJOALAJOALA IO MASONAO IO RAHA TRATRANAY EO. SANA E
MANDOHALIA HOA ELA RAVALO FA TENA TEZITRA NY POKONA.

12. xxx
(
19/02/2009 17:25)
Ary androany indray le kidoro vao hita. Hita mintsy we tena manohana an-ze mandresy ihany. Tamin'ireny fakana ministera tsy tafavoaka reny lery tena tsy heno mintsy. Ngambany tena nangovitra ny ravim-b... lery. Zao mba nomena patiny kely de lasa be vava ndray. Tsy fantany fa sinema fotsiny io mba hampitony an'ireo vahoaka 13 mai reo. Ho hitatsika eto fa olona hifanaraka ihany ireo mody miady ireo dia tsy hisy ny mpandresy fa vita kalamm ny resaka.
Mapalaelo fotsiny ireo badolahy sy badovavy matimaty foana. Mapalaelo koa ny rapamba be taim-bava aminn'ny tsy misy dikany.
Ny wiwi moa dia tsy lazaina tsony.

13. molota
(
19/02/2009 17:26)
TSY MISY MATAHOTRA NA IZA NA IZA EO!! IZANY NO ATAO HO FANJAKANY BARO FA NGA ELAH IRERY NO TENA MAFY ETO AMNY TANANA!!!, TSY MISY MANDOALIKA AMNY lAH KO EO ééééé ALEO HITOY NY TANTARA ZAY IRAY RAVA EETO MAZAVAA :twisted: :twisted: :-D
14. Mirananirina
(
19/02/2009 17:27)
Ary hiala io volombavanao io raha tratrako.
Na tsy mmpitandrina aza tsy raharahako .Tany misy fanjakana ny anay eto,mazava?????????????????????????????Tsy azonao horahonana tahak'izao.Sao heverinao fa tsy fantatra moa ny mpandefa tsirairay raha misy ny enquete.Taiza io ordi nanoratanao io.

15. andrywui
(
19/02/2009 17:34)
Mirana a! lasa lavitra be zany ka !! mpinamana daolo tsika eto na de mba mifanala kely aza sy mba masiatsiaka aza fa namana daholo no eto fa aza mande lavitra i Mirana e!!! mahafinaritra ange le mifanala be tsy mitsitsy eto e!! fa tsisy manao ady physique zany eto ry Mirana a !! ok???
18. andrywui
(
19/02/2009 18:08)
mahery kosa iny fa tandremo i Noue a !! otran'ny lasa lery zany fa ts tazako ao tsony !!! ary iMirana zany ko angamba nipanika de lasa kou !!! i Noue sisa miseho be famaliana ato !! ra tratran'ny kidoro teo ko alou i Noue io de nitomany nagamba ka !! hitsapeta daholo ny anlery rehetra tsisy pitié na vavy na lahy mihinana daholo !!! soa aho fa tsy adva-ny alou klé !!!
20. xxx
(
19/02/2009 21:37)
andrywui:

Ny ahy solaiko fotsiny ny lohanao Ra -kidoropamba dia randraniko ilany ny volombavanao ,@ izay dia ho hita ny lohanao tailana iny raha tratrako mifanena amiko ianao.Dia avy eo alaiko sary dia alefako @ net asiako soratra hoe Akaman'ny Tary Gaigy Voavidy ...hi hi hi hi hi hi !!!!
:-D :-D :-D :-D =)) =)) =))