GADRAINA IREO MPANOHANA ANDRAVALO MPAMONO OLONA

21. rangorivao69 ( 19/02/2009 23:29)
kindyorypanga> ELAH IO NO MITOVY @ SADDAM MIVOAHA ELAH AO @ IO LAVA-BOALAVO IO FA NY VAHOAKA ATO EFA MITADY NY LOHAN'ELAH :-D :-D :-D :-D
22. fijo ( 19/02/2009 23:51)
aza mifampitady loha izany kosa,fa namana daholo no eto e
23. rangorivao69 ( 20/02/2009 00:44)
fijo> AZA TAITRA ELAH FA MAPIADY RESAKA LESY IO FA SAO HEVERINAREO FA DE KAPAIKO TOKOA NY LOHAN 'i kindyorypanga ,EFA ANTITRA BE IO VE TSY ALEO IZY HANARARAOTRA NY TARA-MASOANDRONY FARANY ;-)
24. xxx ( 20/02/2009 04:45)
Tsy haiko zany fa hanao fety zahay @ sabotsy na ho avy na tsia i andrywui sy kidoropamba. zah tsy maintsy mifety.
tsy maninona na bal kabosy fa hanao fety foana zah e, nialan-dRa8 zany ve tsy hanao fety ? dray dray dray.
tsy maninona fa inviter-ko i mirananirina hi hi hi de omeko bizou be!!
....hayyyy tsy mety kay rah ndry no inviteko any sao de tratran'i kidoro any, desole, tsy maninona fa mijanona any an-trano any ihany mitomany ka (sniff sniff)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0116