Karaman'i andry Rajoelina : 3 millions d'euros CONFIRME io
1. sivisma
(
19/02/2009 09:43)
Mila mitandrina ihany isika Malagasy fa hay koa mahazo vola be ilay zalahy kely io avy any ivelany : 3 millions d'euros no contrat-ny miaraka @ olona iray sy antokon'olona vahiny.Ary izy kay,vao vita io tolona io dia manana hevitra ny hisitaka elaela any europe any .Ny vady aman-janany rahateo efa ao Paris efa ho roa herinandro izay angamba.
Mila miongana ny filoha fa tsy homena an'olona tia vola hoatr'izao akoa anefa ny firenena.Izao aloha dia mamerina foana ny hoe : "directoire militaire" no ilain'ny tanindrazako @ izao vaninadro izao.
LAINGA SY FAMPATORIANA DAHOLO NY HOE: DEMOKRASIA SY FAMPANDROSOANA HAINGANA.
Tsy handroso ito Firenentsika ito raha tsy miova ny toen-tsain-tsika.
Tsy tokony homena olona "OPPORTUNISTE" intsony ny Fitondrana du genre Ra8 na koa itony andry tgv itony.Omeo Miaraamila tsotra izao,ireo no azo hitokisana "kokoa" nohon'ny sasany (deba & cie,zafy,ratsirahonana,marson,sylla,sns...)

novalian'i peta83 ny 19/02/2009 13:48
2. BOYSGOSS
(
19/02/2009 09:59)
sivisma:

Porofoy ara ekonomika hoe mety io hevitrao io na tsia, dia ny mety ho fiatraikany @'ny fiainam-bahoaka.
Dia mba omeo anaran'olona mety ampandroso an'i Madagascar ary hoe zah, ohatra hoe mampandroso ny gasy zany hoe voasolo tramway ireo lamasinina tranainy, mba manana gradzielle isika malagasy, ny karama farany ambany mba 200 euros, mba manana fiara daholo ny gasy ary afaka manao vacance any @'izay tiany aleha ohatra any Etats Unis, mba lasa Mercedes sy BMW daholo ireo taxy. Fampandrosoana haingana io an, mba eny @'ny grande surface daholo no miatsena ...sns
3. pimaso
(
19/02/2009 11:06)
DIRECTOIRE MILITAIRE = FIN DE LIBERTE = COUVRE FEU A L ETERNEL
DEMOCRATIE = ZERO
DEMOCRATIE = ZERO
4. xxx
(
19/02/2009 11:07)
amiko aloha, dé na mitovy hevitra, na tsy mitovy hevitra. ny zavatra tsapako hatr@ ny nahatsiarovako saina, dia izao ihany. isika malagasy mihintsy no tena mila miova fihetsika, fisainana, fijery. hatrany ifotony mihintsy zany no tokony hiova isika. tsy mampitovy aho, fa mampitsiriritra ah mihintsy ny mijery ny fandraisan'i obama ny fitondrana tany USA ireny.
amiko de azo aseho ohatr'zao ny nisy teto amitsika hatrizay:
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO NDRAY=TSY HIOVA AKORY ISIKA
raha ny tokony ho izy zany amiko, ny fanovana tanteraka ary @ tokony ho izy ny lalampanorenantsika no tokony hatao. dia ny mpitondra hiakatra eo, dia tena HANARAKA TOKOA io lalampanorenana io. fa tsy oé rehefa tonga eo aho, dia ovaiko araky ny hitiavako azy, @ tombotsoako, @ mampetipety ny antokoko.
ary ty zavatra iray, raha mbola izao aloha ny isan'ny ANTOKO POLITIKA eto amitsika, de tsy ho tanteraka akory ny fiovana eto madagasikara, fa dia hiverina hatrany foana lay:

asa, miteniteny foana V aho? asa mandefa revy lavitra loatra ve aho? mbo faniriana izany.

6. ratavao
(
19/02/2009 12:32)
Raha ny TGV handositra any Eropa sy hoe efa any ny vady aman-janak'i Andry TGV amin'izao dia lainga be aloha zany e! Mba manaova ny marina raha te-hiova ko enao io fa vokisana lainga eto ny vahoaka.
7. peta83
(
19/02/2009 13:48)
ka ny tsy azoko hoe : ataonareo ina ko anefa ny vady aman-janaky ny mpomba na ny mpanohitra e?? :?: le resaka hoe fanovana haingana ndray, tsara d tsara ny hevitrao saingy ....ny grande surface hiantsenana ary efa nodoran'ireo tsy mataho-tody e ^:^