Ho anarin ny Fahoriana ny gasy !...

1. lemenakely ( 19/02/2009 08:35)
Ny zavatra hita dia mihamivary lavo ny olona , be ny very asa ,...Ireo mpanao politika anefa iaraha- mahalala fa presque metimety daholo ny fiainandry zareo ,fa ny ankabeazan ireo olona no voa mafy.

Maro ny médiation efa natao fa dia nandamoka avokoa!..

Aleo hitohy fa ny Fahoriana no hananatra ny olona .
2. xxx ( 19/02/2009 08:44)
Aleo hitohy fa ny Fahoriana no hananatra ny olona .


NY FAHORIAN'NY VAHOAKA ANIE EFA hatrizay hatrizay no ni existe e!
fa vao maika mitotongana andro aman'alina izy ity!
tsy hahataitra an'ny ry zareo mpanao politika mihintsy izany
fa ny andry zalahy ny hiady seza ihany ahazoana mameno ny paosy...
tsy i sarkozy akory izy ireto ka mba hoe olona misaina na kely fotsiny aza ny amin'ny
fianan'ny vahoaka mba hanatsaràna izany.
3. Rafahafahana ( 19/02/2009 10:23)
Be ny kentrina ka raha vao tairina kely @ fivavahana sy ny kabary tsara lahatra dia tonga dia roboka, anatra ho anareo any zao, jereo anie fa Antananarivo hatrany no voa mafy; mampalahelo.
Na may daholo aza ny fanan'ny filoha tsy hampahantra azy akory zany fa ireo gasy kely miasa ao sy ny vahoka no fadiranovana, hoatrinona zao ny menaka raha mahita, ny vary, ny charbon, sns...., ny mpanao politika manam-bola mahavidy zay ilainy, tsy very asa.
4. lemenakely ( 19/02/2009 11:08)
Rafahafahana:

Be ny kentrina ka raha vao tairina kely @ fivavahana sy ny kabary tsara lahatra dia tonga dia roboka, anatra ho anareo any zao, jereo anie fa Antananarivo hatrany no voa mafy; mampalahelo.
Na may daholo aza ny fanan'ny filoha tsy hampahantra azy akory zany fa ireo gasy kely miasa ao sy ny vahoka no fadiranovana, hoatrinona zao ny menaka raha mahita, ny vary, ny charbon, sns...., ny mpanao politika manam-bola mahavidy zay ilainy, tsy very asa.



Marina io ary vao maika ho andevon ny mpanam-bola vahiny ny gasy manomboka @ mpitondra ka hatramin ny 4 mi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.052