SAO MBA TSISY MARCHE ARRIERE IO TGV IO
1. rataxx
(
18/02/2009 13:54)
félicitation kosa aloha hoa an'ilay Ministre nahay nadrebireby vahoaka teo ini e!
iny no tokony hatao président indray.
maninona moa raha ilay tetezana (Ministresno samborina) mihintsy no tapahina, fa ity tGv ity toa tsy misy marche arriere.
HAMONO OLONA EO INDRAY IO RAMPITSO
iny no tokony hatao président indray.
maninona moa raha ilay tetezana (Ministresno samborina) mihintsy no tapahina, fa ity tGv ity toa tsy misy marche arriere.
HAMONO OLONA EO INDRAY IO RAMPITSO
novalian'i madamakely ny 19/02/2009 06:19
2. Mirananirina
(
18/02/2009 13:58)
inona indray ary ity Rataxx.Menatra izy ny anao marche arrière ko
3. MANAKASINA
(
18/02/2009 14:20)
t@ alatsinainy sy talata de nasina panao gezety ny resaka nifanaon'ireo mpiatrika tgv sy miaramila androny tsy navela nanatrika ny panao gazety, de avy eo mitatara angano @ vahoaka ireo ministra ny lainga
4. ratavao
(
18/02/2009 14:33)
Voalazanao fa tsy misy marche arrière izy fa roso fona n'inon² mitranga ka haninona azy enao? Enao fona no hararay fo fa amin'ny fandrosoany ka mila fitsaboana! Mahereza e!
5. Noue
(
18/02/2009 14:56)
lery aza tsy nanaraka ireo olona vitsy kely tonga tao androany koooo ! fa nitsaoka taiza re eee ?? ary ilay kely feo kely nivazavaza iny ?? oe lasa maire iny mba lasa aiza ee ??? nitsaoka koa ve ee ?? :-D :-D :-D
6. rangorivao69
(
18/02/2009 21:51)
raouioui SISA MILA 19 AO FA TE HANANGANA MINISTERAN'NY TONTAKELY :twisted: :twisted: :twisted:
7. andrywui
(
18/02/2009 22:09)
De mifalifaly ambolony ato reto marina fa ny ahazo azy apitso tsy hitany !! ny manao oui !oui ! Rangory an de hianareo tsy mba mahay mandà ny hitsaka ataon'ny Mpitondra anareo !! tarazo azo tamin'ny razana nozanahin'ny mpanjanatany io manaiky foana ny hanaovana azy io !ka tsy mba manakevitra ny hamaly ny vazah zany fa de oui ! oui ! araka ny teninareo io (azafady aloha fa ny oe wui = mpiady no dikany ) ka io oui araabakiteny io de aretina azo hatram taloha io ! fa ny irenena rehetra raha velomina amin'ny karama 28euro zany de efa ela mihitsy no tsyu nanaiky !! isika aza ane efa tara aminio 28euro /moi io e!! zany ve de ekena nefa ny Fanjakana oe manana 11% ny harinkarena faobe !! izany oe afaka tsara manome 100euro /moi ny Fanjakana fa tsy sarotra izany sady malalaka be raha io taux de croissances !! nefa maninnn no ajanony aminio 28euro io ihany ?? --ny valiny :: raha manana ny ampy na tsy mitrongy tsony ny Malagasy de afaka hijery amzay ny Fitondrana ny Firenena !! de naleo miondrika tsy mahajery ao ihany mba ho voarebirebin'ny fitadiavana isan'andro ny olona !!! mila esorina ao antsaina ny oe aleo mihina kely e!! mba miafiafy eo ee! zara aza mba mahita ee! atao ahoana ary ee efa zay no anjara eee!! ... TSIA tena manana zo feno hitaky ny marikarama nao ho ambony ianao fa tsy hanaiky be fahatany eo fotsiny !!
8. Belami
(
18/02/2009 23:03)
rehefa tena TGV ny vitesse de misy reny faty mikararana reny fa matoa tsy misy maty de lasa TRAIN à vapeur le lamasinina
9. madamakely
(
19/02/2009 06:19)
e zany izy oe TGV , natao handeha mafy ange ireny fa tsy natao hanao marche arrière e, mba avadibadiho im-7 oa ny lela vao miteny....
