tsy hisy intsony ny 13mai manomboka rahampitso 18 fevrier
1. xxx
(
17/02/2009 19:52)
araka ny vaovao reko dia hoe tsy hisy intsony ny 13mai fa handray ny andraikiny ny miaramila mikasika ity tolona tsy ara dalana ity
novalian'i tsiafoi1 ny 18/02/2009 10:47
4. xxx
(
18/02/2009 00:29)
Ka ny miaramila anie natao hiaro ny vahoaka eeee sy ny tanindrazana eeee, fa tsy natao fitaovana baikona hamono ny vahoaka, @ io raharaha io d tokony ho neutre ny miaramila, fa tsy hoe ra toa ka mba maneho ny heviny ny vahoaka d tsy tiana, d ampiasana ny miaramila atao fitaovana hamono ny vahoaka, resaka herisetra fotsiny ihany.....Fa satria v ianao no mitondra d refa misy tsy tianao ny eo d ianao mihevtra fa ambany fifehezanao ny miaramila rehetra, d apirisinao hoe vonoy d mamono tokoa...na hoe asio grenade d manao grenade tokoa....tssssssssss, non...manana ny làlany sy ny fehy ary sata maha-izy azy ny miaramila..aleo koa izy haneho ny heviny fa tsy fitaovana hamono n yvahoaka fotsiny ihany.
5. xxx
(
18/02/2009 00:43)
xxx:
araka ny vaovao reko dia hoe tsy hisy intsony ny 13mai ...
Rahampitso ange mbola 18 febroary eh, fa mbola ho avy ny 13 Mai ka
6. naughtyboy
(
18/02/2009 03:22)
za manko mbo gaga ,tsaho dolidoly zany na iza izy na iza i le8na tvg de tsy misy mahasakana ny 18 fév sy 13 mai ,efa voasoratra any anaty alimanaka izany de vita,ary mbola hisy foana =)) =)) =))
7. xxx
(
18/02/2009 05:28)
13 Mey tsy ho foana izany.
18 Fev ve no hanafoana ny 13 Mey??????????????? nooooofyyyyyyyyyyyy

8. ravatorano
(
18/02/2009 06:36)
ny 13 mai dia nafindra eny ampefiloha anio raha ny fahitako azy vao maraina sy ny toro marika nomen'ireo mpitarika an 'izany omaly hariva.
raha nandalo teny Anosy aho vao maraina fa hamonjy asa dia nahatsikaritra fa efa tomefy miaramila eny ary koa efa misy barrage ka eo injinja isika izao hoa hanao ahona ny ho tohin'ny tantara !
za aloha dia mankato ny hevitra hoe aleo ny miaramila no hiditrra antsehatra andamina izao mba hialana amin 'ity sahotaka ity koa dia manainga mavesatra andry zareo mba tena handray ny andraikiny tokoa fa tsy ho blabla fotsiny ireny fanambarana ireny !
:wink:

9. mosabe
(
18/02/2009 08:34)
xxx:
Ka ny miaramila anie natao hiaro ny vahoaka eeee sy ny tanindrazana eeee, fa tsy natao fitaovana baikona hamono ny vahoaka, @ io raharaha io d tokony ho neutre ny miaramila, fa tsy hoe ra toa ka mba maneho ny heviny ny vahoaka d tsy tiana, d ampiasana ny miaramila atao fitaovana hamono ny vahoaka, resaka herisetra fotsiny ihany.....Fa satria v ianao no mitondra d refa misy tsy tianao ny eo d ianao mihevtra fa ambany fifehezanao ny miaramila rehetra, d apirisinao hoe vonoy d mamono tokoa...na hoe asio grenade d manao grenade tokoa....tssssssssss, non...manana ny làlany sy ny fehy ary sata maha-izy azy ny miaramila..aleo koa izy haneho ny heviny fa tsy fitaovana hamono n yvahoaka fotsiny ihany.
Raha tena demokrasia leitia, tsy misy mialralila mireska politika izany a, tsy ny FFKM no hanome lesona politika a .
Raha demodrasia ialahy dia repect des echeances electorales no voalohany ataon'nialahy, fa tsy afaka hiteny iahany hoe VAHOAKA nefa ialahy 20000, na 50000....
Samy hafa ny demokrasiak sy ny fandrobana ....
10. vahiny2004
(
18/02/2009 08:46)
ravatorano:
ny 13 mai dia nafindra eny ampefiloha anio raha ny fahitako azy vao maraina sy ny toro marika nomen'ireo mpitarika an 'izany omaly hariva.
raha nandalo teny Anosy aho vao maraina fa hamonjy asa dia nahatsikaritra fa efa tomefy miaramila eny ary koa efa misy barrage ka eo injinja isika izao hoa hanao ahona ny ho tohin'ny tantara !
za aloha dia mankato ny hevitra hoe aleo ny miaramila no hiditrra antsehatra andamina izao mba hialana amin 'ity sahotaka ity koa dia manainga mavesatra andry zareo mba tena handray ny andraikiny tokoa fa tsy ho blabla fotsiny ireny fanambarana ireny !
:wink:
Ny olana anie dia hoe aiza ny limite n'ny hoe fandraisana andraikitra e ? Mametraka barrage nefa dikaina , mampiasa hery dia voalaza fa mamono ny malagasy mpiray tanindrazana ...
Tsy misambotra an'i TGV dia voalaza fa tsy manao ny andraikiny ... ka tsy hita ihany . Sarotra ny toeran'ny miaramila e
Aleo tokoa directoire militaire raha te hilamina aloha , avy eo hita eo
11. xxx
(
18/02/2009 09:15)
xxx:
Ka ny miaramila anie natao hiaro ny vahoaka eeee sy ny tanindrazana eeee, fa tsy natao fitaovana baikona hamono ny vahoaka, @ io raharaha io d tokony ho neutre ny miaramila, fa tsy hoe ra toa ka mba maneho ny heviny ny vahoaka d tsy tiana, d ampiasana ny miaramila atao fitaovana hamono ny vahoaka, resaka herisetra fotsiny ihany.....Fa satria v ianao no mitondra d refa misy tsy tianao ny eo d ianao mihevtra fa ambany fifehezanao ny miaramila rehetra, d apirisinao hoe vonoy d mamono tokoa...na hoe asio grenade d manao grenade tokoa....tssssssssss, non...manana ny làlany sy ny fehy ary sata maha-izy azy ny miaramila..aleo koa izy haneho ny heviny fa tsy fitaovana hamono n yvahoaka fotsiny ihany.
kou raha tsy fanjakan'ny baroa hoatra an'i andry izy ity ko! baikoina ny vahoaka mpanaraka ny tolona handroba
raha nandray fe-petra ny miaramila hi reagir tsy hoe akory voabaiko ho fitaovana hitifitra ny vahoaka maneho hevitra, maneho hevitra ve ireny nandeha namaky barrage saika hanapotika indray tao ambotsirohitra ireny, matoa mi réagir ny miaramila dia efa mi depasser ny zvtr tsy tokony hatao
mba misaina.... sy mandinika ny réalité!
12. xxx
(
18/02/2009 09:19)
ravatorano:
ny 13 mai dia nafindra eny ampefiloha anio raha ny fahitako azy vao maraina sy ny toro marika nomen'ireo mpitarika an 'izany omaly hariva.
raha nandalo teny Anosy aho vao maraina fa hamonjy asa dia nahatsikaritra fa efa tomefy miaramila eny ary koa efa misy barrage ka eo injinja isika izao hoa hanao ahona ny ho tohin'ny tantara !
za aloha dia mankato ny hevitra hoe aleo ny miaramila no hiditrra antsehatra andamina izao mba hialana amin 'ity sahotaka ity koa dia manainga mavesatra andry zareo mba tena handray ny andraikiny tokoa fa tsy ho blabla fotsiny ireny fanambarana ireny !
:wink:
miray hevitra tanteraka amin'ny ravatorano aho eto,
ho anareo milaza fa hitohy ny 13mai, nahato oôôôô!:-D:-D
eny ampfelioha indray ry zareo izao satria hono eny be magazay azo
robaina rehefa raikitra ny fifanjevoina tena tssssss
:-D
13. xxx
(
18/02/2009 09:24)
Raha tena demokrasia leitia, tsy misy mialralila mireska politika izany a, tsy ny FFKM no hanome lesona politika a .
ny asan'ny miaramila tsy manao plitika akory fa manao ny asany.... amin'ny maha miaramila azy! miezaka manao ny fandaminana, miambina ireo olona mihoa-pefy ka raha tokony handray ny andraikiny dia tsy ferana izany
ny fanararaotana mantsy no betsaka ka rehefa tsy hahay hife-tena dia aleo fehezin'ny miaramila,
ny anareo demokrasia andalanm-be izay tsy légal izany tsy vitan"izany fa miaro hery setra foana dia ny fandrombàna hatrany no tanjona, efa hay tsianjery anie iizany e! ka aiza no tsy ho amilo ny miaramila ....

IZAY MANTSY