vehivavy 1 maty tamin'ny fakana ministera omaly

1. tsinjo ( 17/02/2009 14:26)
Akory ny hagaganay iray tanana eto manjakaray androany nahita ity fiara ben'i CUA taritin'i Ratsivalaka nanatitra ity fatin'ilay ramatoa mpiray tanana efa ao anaty vata ,sady mifono saina nefa tsy re tsaika tamin'ny aino aman-jery mitsy oe nisy maty ilay omaly , tamin'ny fifandonana tamin'ny miaramila tetsy analakely, satria mantsy efa nilaza ireo TGV fa tsy mpitolona ireo zay nifampitoraka t@ miaramila fa olona nokaramaina hanakorotana. Gaga anefa ny rehetra fa iny ity fiaraben'ny commune nanaitra ilay razana tamin'ny fianakaviany ka teo vao fantatry ny be sy ny maro ny vaovao .

Ka anjaran'ny tsirairay no mamantatra oe olon'iza marina io ??? Ny fianakaviany nefa mpitolona mafana fo doly , nefa de nisendaotra ery t@ omaly nilaza ny filohan'ny 13 mey fa tsy mpitolona ireo nifanandrina tam miaramila fa melisy voakarama . Ka aoka zay ilay lainga fa mampalahelo ny vahoaka eeeeeeeeee
novalian'i karandoha ny 18/02/2009 07:49
2. sitlo ( 17/02/2009 15:08)
izaho aloha dia malahelo mihitsy fa atao ahoana eh
3. sitlo ( 17/02/2009 15:22)
Hitako ny fika:
tokony tsatohana ny bala kely ohatra ny an'ilay tamin'ny youtube iny fitombenan'i TGV sy ny ekipany sy ra8 sy ny ekipany. Mba ahafantaran'izy ireo tsara hoe ahoana izany vaky v, fa raha ilay vahoaka (mody hoe tsy manan-tsiny) no voa toa rano an-damosin-gana fotsiny.

Tsy efa ela ihany ve izay? tsy mba tokony efa fantatra amin'izay ve ny ao ambadik'i TGV? Izahay ety ivelany ety aza manana ahiahy fa maika tsy ny ao amin'ny fitondrana.

Ny an'i TGV, veleziny ny vy dieny mafana fa fantany mantsy fa hamay sofina eo izy raha tsy tafitany io. Tsy ny tany mantsy no fady fa ny vavam-bahoaka, ka raha tsy tafa prezida eo izy dia hifangaro anaty vahoaka ao. Raha tsy hoe hampiasa taratasy frantsay indray angaha dia himenomenona avy ao Paris.

Mihetseha amin'izay ry fitondrana fa ny miaramila koa ange mba aina mety vizaka ihany eh.
4. xxx ( 17/02/2009 15:46)
Aza mandainga ry akama fa mipetraka eto manjakaray mitsy aho ary tsy mpanao politika fa fatin'i mme Emma avy any France io ao io a!! fantatro tsara , fa avaho tsara zay resaka tena tianao tenenina fa manimbazimba olona izao
5. tsinjo ( 17/02/2009 16:05)
tsy mandainga za fa zany ny resaka nivoaka avy teo amin'ny mpanolo-bodirindrina tamin'ilay maty , fa za nahita ilay fiaraben'ny CUA nitondra ilay vata mifono saina fotsiny , de mbo nihaino vaovao teto am tanana de zay ny vaovao azoko :idea: 8O
6. andrywui ( 17/02/2009 16:09)
IHY ZAY NY ANLAH LETY RY LETSINJO ZAO ELAH AFABARAKA TSARA FA NITENITENY FOANA HI !HI ! HI !HI ampihinano ao mitsy izy razoky a !! ataovy petsa mitsy fa be honohono loatra
7. andrywui ( 17/02/2009 16:10)
IIHHY !! ZAY NY ANLAH LETY RY LETSINJO ZAO ELAH AFABARAKA TSARA FA NITENITENY FOANA HI !HI ! HI !HI ampihinano ao mitsy izy razoky a !! ataovy petsa mitsy fa be honohono loatra
8. molota ( 17/02/2009 16:57)
ANdrywui no tena mpadainga barr mine basy oe in é éé kay nadaminaB hihihi :-D :-D
9. andrywui ( 17/02/2009 17:24)
lety ko ts maharaka resaka !! efa oe refa nanaiky ny lehiben'ny Toby R. de njannn daoul zany resaka zany
10. molota ( 17/02/2009 18:06)
elah OA B wawa fotsiny eto! tsy mankaiza akory! no sady mamafy lainga fotsiny ra Z aloha elah menatrA @ny izay wawa rehetra n' ataon'lah teto izayé :oops:
11. heidi ( 17/02/2009 18:39)
Ka anjaran'ny tsirairay no mamantatra oe olon'iza marina io ??? Ny fianakaviany nefa mpitolona mafana fo doly , nefa de nisendaotra ery t@ omaly nilaza ny filohan'ny 13 mey fa tsy mpitolona ireo nifanandrina tam miaramila fa melisy voakarama . Ka aoka zay ilay lainga fa mampalahelo ny vahoaka eeeeeeeeee


ka rehefa maty anie de lazainy fa tsy azy daholo e!
arosony hitolona hanao sorona ny ainy dia rehefa maty dia tsy mpitolona ireny fa voakaràma handroba....
12. kokoloina ( 18/02/2009 06:55)
Tena mpandainga mintsy enao ty ry Tsinjo a!sady manao hevitra ambony tain'akoho!hoe misy kamio de misy faty dia ataigitaigina fotsiny le havitra ,refa tsisy atao ry anina de mandana manala volom-bava a! :roll:
13. karandoha ( 18/02/2009 07:49)
mbola tsy ampy mbola tsy ampy tokony hisy maromaro ho faty. Iza no te ho faty eto hono :evil: :evil: :evil: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0649