SAMBOBALALA MAIN'ANDRO TY FA AZA TAITRA E !! MITOHY NY LALAO

1. andrywui ( 17/02/2009 12:42)
Aza mihevitra oe hijannn hatreo ny kilalao an !!sambobalala main'andro io e!!
ny andro mbola ho lava ny alina misy hisainana ka tsy taitra fotsn klony ee! du calme !! he he he he
novalian'i Optik ny 17/02/2009 17:32
2. xxx ( 17/02/2009 12:50)
ka ialahy irery no hisambotra ny valaln'ialahy eo :-D :-D :-D
tgv efa lasa nitsoaka
3. madamakely ( 17/02/2009 13:18)
xxx:

ka ialahy irery no hisambotra ny valaln'ialahy eo :-D :-D :-D
tgv efa lasa nitsoaka


tsy mba manana force one itsoahana izy f'aza mirediredy eo r'ty a. Ita mitsy fa miteniteny foana manaraha vaovao fa efa milefitra ny ra8-nareo.
4. mololo ( 17/02/2009 13:40)
Na i Ra8 na i TGV dia efa samy tsy manana ny heriny tsony fa miandry izay ataon'ny vahoaka sisa.
Ny iray ary efa maniry panda fa ny iray efa mihena andro aman'alina.
5. Noue ( 17/02/2009 14:00)
15:30 - Andry TGV ne serait pas à Anosy fa nitsaoka taiza indray eee ??? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. xxx ( 17/02/2009 14:19)
zany ihany anie ireny mody mampidi-kizo ny vahoaka alou de refa hitany fa tsy tafa de avelany rery eo amizay enao; adalan'izay te hanaraka azy io. manin kou zao ra mba ajanon any kou io grève lava reny io
7. andrywui ( 17/02/2009 16:37)
ka ny lehibean'ny TobyR. efa ok aminle rapitso papa a!!!
8. molota ( 17/02/2009 17:07)
misolelaka @ny lehibean'ny TobyR ndry :oops: :-D :twisted:
9. Optik ( 17/02/2009 17:32)
Ka aiza aloh le Barre à PINCE , Barre à Mine sy lapique nampanatenain'lah. omaly? An?
Sa resaka be vava fa refaveo pipi aklôty?

Tsisy napôka omaly, ny androany tsy lazaina tsony.

Tsy efa hadiva ve lesy zay ny stock-na fatina lalimanga ataon'lah famahanana ny fan'club eo @ 13 Mey?? Sa mbola misy ?

Toroy hevitra i TGV hoe raha tsisy atao i Mialy de asaivo mitango lalitra fa limite de stock !!





© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0478